Vehivavy tsy misasa !

1. nyhaingo ( 15/10/2010 17:58)
Asa na henonareo ry reto fa rehefa tsy misasa elaela isika vehivavy dia misy fofo-na lamoria izany mivoaka ,sa tsy voamarikareo ve zany ?
2. m.i.s.a ( 16/10/2010 08:31)

nyhaingo:

Asa na henonareo ry reto fa rehefa tsy misasa elaela isika vehivavy dia misy fofo-na lamoria izany mivoaka ,sa tsy voamarikareo ve zany ?
fa maninona i nyaingo no tsy misasa zany? sady @ zay elaela? dia ahoana ny fahasalamana @ zany? ianao no tsy misasa elaela zany ko nahoana no ataonao hoe isika vehivavy? iny indray no tsy hitako hoe tsy misasa elaela zany dray!!! mahagaga!! dia miaingo ve i nyaingo nefa tsy misasa sady @ zay elaela? mdrrrrrrrrr
3. ngaila ( 16/10/2010 12:51)
Ahahah,mba misasà fona wa,
4. AndriambyII ( 16/10/2010 13:17)

nyhaingo:

Asa na henonareo ry reto fa rehefa tsy misasa elaela isika vehivavy dia misy fofo-na lamoria izany mivoaka ,sa tsy voamarikareo ve zany ?

Eka ouzz , reefa mangirika mandritry ny andro maromaro tsy nahita rano dé tss maintsy mamoaka foufouna malaolao .Hi hi hi hi !!
5. andrywui ( 16/10/2010 16:25)
mety mpetraka any "tiliara"(tulear) angamba i nyhaingo de tsary misy rano any satria makiana dia makiana ny tany de zay no nahatonga anle lamoria ,tandremo ry haingo fa ny rano-na raiketa tsary mety hisàsàna a! mangididy be reny vao may sady lamoria no tandimerina hon hon hon
6. dimo ( 18/10/2010 06:45)
aza hadino fa raha vao in-1 andro fotsiny no tsy misasa ny vehivavy dia efa heno be ilay fofona. Satria izaho matetika mandeha mivoyage 1.5jour de efa henoko mintsiny ilay izy raha misy vhv mipetraka eo akaikiko.
7. nyhaingo ( 19/10/2010 10:49)
ka za ane tamzay nakany majunga d niala atoandro zay d nefany en panne zay tsisy rano mitsy fa rano sotrona fotsny d niditra efa ampitso all be ,de 2jrs et demi zany zay teny andalana fona ,fa zahay sipa retra otran'ny avy nivarotra trondro doly hihihihih
8. cyril ( 19/10/2010 12:08)
ha ha ha ha ha

ha ha ha ha ha o ry nyhaingo e
9. dimo ( 19/10/2010 13:11)
grave koa zany nahazo anareo izany kou.
10. jojo-bebe ( 20/10/2010 10:26)

mety mpetraka any "tiliara"(tulear) angamba i nyhaingo de tsary misy rano any satria makiana dia makiana ny tany de zay no nahatonga anle lamoria ,tandremo ry haingo fa ny rano-na raiketa tsary mety hisàsàna a!
11. 3188 ( 20/10/2010 13:10)

nyhaingo:

ka za ane tamzay nakany majunga d niala atoandro zay d nefany en panne zay tsisy rano mitsy fa rano sotrona fotsny d niditra efa ampitso all be ,de 2jrs et demi zany zay teny andalana fona ,fa zahay sipa retra otran'ny avy nivarotra trondro doly hihihihih
fa ngah tsy nisy na rano t@ tavoangy aza e!hihihihi
12. michaela22 ( 21/10/2010 12:08)
eny andalana eny ary ry nyhaingo feno rano mande mahafinaritra be manda-pahatonga any majunga
13. Dan23 ( 27/10/2010 11:14)

nyhaingo:

ka za ane tamzay nakany majunga d niala atoandro zay d nefany en panne zay tsisy rano mitsy fa rano sotrona fotsny d niditra efa ampitso all be ,de 2jrs et demi zany zay teny andalana fona ,fa zahay sipa retra otran'ny avy nivarotra trondro doly hihihihih


refa am manaraka nareo zan mitondra rano am bidô fa na an anaty taxy b tokotran az nge d maakamo le eo akaikn'olona mis fofon'etana(ts n'importe qui kosa lo fa le oln malotoloto ren e) nefa enao ts afa-manôtr fa ts maints miartr e.sad mankarar andoha b klé.lol.
14. bonne ( 27/10/2010 16:14)
Inn koa ary no idiran'letia @zay misasa sy tsy misasa any e, mankanesa elah any @ resadelahy fa tsy manao vavy lahy aty ry nyhaingo a, mazava @elah zany?
15. cyril ( 06/11/2010 15:08)
okay hono ory rapikatti aa fa hivadika am resa-dela zany lery fa bola mitsabo ny tendany ledala ao fa mivonto be aa tsy afaka mierika mitsy izy ao ouioui ,fa tsy sida ony le izy fa bilarzozy misy aretina
16. andrywui ( 08/11/2010 15:27)
hon hon hon aoka less rajojobe lery a !... akama milay anie nedala na de ts miditra serasera amin PS vrai tson aza e !... avoay less bainn le vrai PS fa vesaka be manajavady sy le miravero a !..
17. bazylou ( 27/11/2010 18:34)
lolooooooollol
18. gasybeu ( 11/01/2011 05:31)
fa misy bandy mankafy an'io fofona vhv tsy misasa io kosa a ...
19. Aynah ( 14/01/2011 17:59)
hihihihi, ah de mitsetra kah!
20. gasybeu ( 17/01/2011 06:12)
mitsetra aôna lesy ???
Aynah:

hihihihi, ah de mitsetra kah!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3323