MISY BOAY KELY NAMPIANARIKO BATTERIE ITY 3ANS LERY TEO
1. andrywui
(
15/10/2010 10:32)
FA 4 ANS NEDALA ZAO ... DE ERITRERETO HOE AHOANA IZY AMZAO ? mbola avoakako averiko eto ny
fahaizany amin'izao izy 4ans zao !...
2. ndotofetsy
(
31/10/2010 22:57)
3. sitlo
(
10/11/2010 15:06)
Tsy mahavoa ny mpianatro ny an'ialahy.
4. cyril
(
15/11/2010 10:32)
tena mahavoa marina ny an'i sitlo noho ny an'i rawuix ee bravo sitlo aa.
fa ny nahavoa kely ny an'i rasitlo de le izy vita vazah sy reharehambazaha fa ny an'i rawuix reherehan'ny Malagasy ,
raha ts hoe hivarotra tanindrazana ndray angamba elah rawuix
5. sitlo
(
16/11/2010 21:31)
Izaho moa izany tsy dia tia rehareha izay ihany ka aleoko ihany mijery an'izay tsara.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 2.2224