Ny fanolanan-jaza sy ny tontolony

1. 3ctor ( 14/10/2010 16:49)
Mirongatra izaitsizy tokoa amin?izao fotoana izao raha ity resaka fanolanana zaza tsy ampy taona ity, raha ny fanazavan?ny talen?ny sampan-draharaha misahana izany ao anivon?ny polisim-pirenena etsy Anosy, ny ?commissaire divisionnaire de police? Rabetafika ?Fulgence?, azy. Raha ny tamin?ity fiandohan?ity taona ity monja mantsy dia nosoritany fa efa nahatratra 11 izao ny tranga nisy, araka ny fitarainana voarain?izy ireo, tao anatin?ny 15 andro. Izany hoe raha kajiana dia saika misy isan?andro mihitsy. Ary ny tena mampalahelo dia saika zazakely avokoa ny ankamaroany : zazakely herintaona sy tapany, roa taona, telo taona. Iray monja tamin?ireo no efa ankizy, 13 taona, araka io tranga efa voatanisa ery ambony io.
?Mazàna, hoy izy, dia ny mpiasa an-trano lahy na ny havany akaiky no tena mahavanon-doza amin?izany : anadahin-dreny, rahalahin-drainy, dadabeny ??. Dia ny toe-tsaina mihitsy ve no tena voa e ? Sa mba mety ho aretina ahitàna fanafana ihany izany eo @ fiaraha-monina?? !
novalian'i Dan23 ny 27/10/2010 11:44
2. ssendra ( 14/10/2010 17:42)
hatramin'izay anie nisy foana ny pédophiles e! fa izao moa io foana no atao resaka dia tsapan'ny olona fa maro ny olona mpanolan-jaza (pédophilies)ka otran'ny hoe vaovao ilay izy
3. gratos ( 14/10/2010 20:27)
NY TENA LOZA AKY RY SSENDRA ANY DAGO ANY DE NY ZANANY NATERANY MIHITSY NO AOLANY ?EFA TENA MATY ERITRERITRA E ? ANGAMBA LE HAMAFISAN4NY FIAIANANA
4. Dylane77 ( 15/10/2010 10:35)
Fa ilay manolana ve aloha tsy maintsy lehilahy ihany e ! F'angaha tsy mba misy Maman manolana bandy kely !! Hi hi ! Sa tsy lamaody zany ry 'reto !!
5. nyhaingo ( 15/10/2010 12:08)
misy ramatoa manolana bandy kely ka ,tsy ramatoa akory aza fa mbola azo lazaina fa mbola sipa ,ary tsy bandy kely koa le aolany fa misy efa bandy lehibe ,sady mbola omeny vola koa,hihihihihih
mitady plaisir e betsaka zany
6. 3188 ( 15/10/2010 13:07)

gratos:

NY TENA LOZA AKY RY SSENDRA ANY DAGO ANY DE NY ZANANY NATERANY MIHITSY NO AOLANY ?EFA TENA MATY ERITRERITRA E ? ANGAMBA LE HAMAFISAN4NY FIAIANANA
fa ny aty an-dafy ve tsy misy manolana ny zanany naterany.mamasoka be kosa ilay hoe ANY DAGO ANY ...
7. Dan23 ( 27/10/2010 11:44)

nyhaingo:

misy ramatoa manolana bandy kely ka ,tsy ramatoa akory aza fa mbola azo lazaina fa mbola sipa ,ary tsy bandy kely koa le aolany fa misy efa bandy lehibe ,sady mbola omeny vola koa,hihihihihih
mitady plaisir e betsaka zany


Aiza mis anzan sipa manolana bandy zan fa otran reveko kos zan kou,hihihihiiiihiih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4416