Guerre de COPAIN en ligne

1. gratos ( 04/10/2010 10:07)
Misy zava-miseho mahavariana dia mahavariana ato amin'ny serasera amin'izao fotoana izao dia izany Titre hoe :SAKAIZA MANODY IZANY le izy ka aleo avoaka ho hitampoko , hitampirenena eto zay tena tsy vanona amin'ilay aventure

PIKATTI(ouioui) dit FOUDRE VS ZAMA91 dit NANJAKELY et ANDRYWUI dit swann
novalian'i gratos ny 14/10/2010 20:30
2. mirananirina ( 04/10/2010 10:25)
Zay ahay mba bandy samy bandy no miady
3. gratos ( 04/10/2010 10:44)
salut mirana

aleo hifampikopota ao reo fa samy milaza azy ho papangolahy anaty katsaka ry zalahy reo ka aleo misy ho boba rà ao ny iray kah

tsara ho an'ireo zay fa mana petsa olona ato loatra kay zany niady no niafarany ! fay zay !
4. cyril ( 04/10/2010 13:02)
Tsisy afa tsy ialahy wiwi no mahalala ny vadiko , ary faharoa le asa nolazain'ialahy tsy vitan'ialahy tany Bobigny iny fa hoe omen'ialahy ahy tsisy mahalala koa
Betsaka ny resak'ialahy foudre tao no zavatra tsy hain'i ouioui
Ilahy no foudre fa manomboka sûr aho
Manino izao ialahy raha mitsotra dia izay , mpiahatsaravelatsihy leisy ialahy a, mivavaha mafy ialahy foudre raha ho te voavela heloka hon hon hon

40ans anie leisy ouioui i andrywui , tsisy vady tsisy zanaka , lahimokana hon hon hon

Kobo ialahy gratos a, niteniteny fotsiny fa neveriko fa ouioui vrai aza her her her bandy mbola zokin'ialahy io rapika a, bandy tsy mety matotra hon hon hon , petsaoa ao refa tonga ialahy her her her

Mipetraka ao @ pasiteran'ny kremlin rue danton hon hon hon
5. cyril ( 04/10/2010 13:30)
Mivavaka ao @ fpma kremlin wiwi mitendritendry ao nedela fa tsy mety hikandra , hay sembana hono , i jemina no nilaza an'izany , ntsooooooooo, izay anie no tsy nanaovako ny asan'ilahy tany bobigny iny e, asa maiziny tsy vitan'ialahy tany ve no omen'ialahy ahy tssssss hon hon hon
6. collocataire ( 04/10/2010 14:47)
héééééééééééééééééééééééééééééé ooooooooooo miady an-trano @ zay hihihihihihih fianakams ooooooooooo
7. tsikiowa ( 04/10/2010 16:53)
Ataoko angamba fa tsy dia mahaliana ny mpandray anjara eto ity tantaranaro ity e!
Maninona kay raha halamina any amin'ny hafatra privé nareo izy ity fa tsy hankarihary
eto amin'ny publique?
8. ouioui ( 04/10/2010 20:20)
Mety misy liana ihany matoa be va,gy kah , saingy marina ny anao resak'olona cyril daholo , nefa mipapapa hatraty , nefa nisy fianakams nitaraina mfy ery teto vao nivoka ny resaka privé tany ho any
ZAY zany racil cool bain hono e[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/pascontent-sms.gif[/IMG]
9. tenompitia ( 05/10/2010 12:34)
??????????
mdrr
10. collocataire ( 05/10/2010 12:42)
ouioui hihihihihihihihi portable ve sisa leity no ampiasin'ny akama any hihihihihihihihih mdr !!!!
11. nyhaingo ( 05/10/2010 15:44)
rangitinao foana re ireo namanao efa tsy mamaly anao intsony reo dia ho avy eo koa hanao izy ireo avy eo dia hitohy eo indray anie ity fanalambaraka ataonareo samy hianareo ity e tsy tsara ve ny mifanaja e

jereo i zama91 fa tsy mamaly an'i ouioui intsony izy zao,dia tsy tsara ve raha mba manampahendrena ohatra azy e lasa ataon'ny olona hoe lehibe tsy amantsaina anie no ratsy e raha hianareo ihany no nilaza fa 47ans i ouioui tsy aleo ve mipetrapetraka e
12. cyril ( 05/10/2010 20:44)
ahoana no lazainao fa zama a, zama tsisy miresaka zama teo wiwi a nyhaingo mantsy , ialahy ihany no nilaza fa izama no nifamaly t@ ialahy omaly maraina , hon hon hon hon
Mipetraha tsara ialahy fa 52ans her her her
cinema leisy ny eto fa tsisy miady izany a hon hon hon
13. gratos ( 14/10/2010 20:30)
REHEFA TSY MITENITENY BIKAN'OLONA NA ARETIN'OLONA ISIKA DIA EFA TSY KOà ZE MIAINGA EO E
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1951