MITSANGANA ! IZAHAY VAHOAKA MANDOA HETRA

1. Noue ( 30/09/2010 08:42)
RY MANAMBONINAHITRA , LEFITRA? RY MIARAMILA
MOA VE FANTATRAO FA :
Ny Jeneraly RAKOTOARIMASY , ministry ny Foloalindahy @ zao fotoana izao
Tompon'andraikitra ambony tao @ EMMONAT tamin'ny 23.01.09 sy 07.02.09 KANEFA TSY NIHETSIKA
amin'izao fotoana izy dia manao trano eny @ Pagode , manao trano any Antsirabe ary miomana hanao trano fanintelony izay hiantohan'ny Ministeran'ny Fanajariana ny Tany
Ny Jeneraly NDRIARIJAONA
Aotomobilina Toyota V8
Tànana iray any Nosibe an'ala izay misy épicerie ngeza be sy Sekoly ary misy Boîte de nuit
Fandrotsaham-bola 520 millions ariary indroa mihantaona nifanelanelana herinandro
mariazin'ny zanany vavy goavana indrindra teto Antananarivo izay nandaniana 400 millions fmg
Villa ao @ Pagode Ambohijanaka izay mbola misy 4X4 misarona eo antokotany
Ny fizarana ny tany miaramila takalombola eny ramena
Complexe hôtelier eny Beforona
Jeneraly RAZAFINDRAKOTO Bruno
Château Andakana Ambohidratrimo
Villa any SAVA sy Farafangana
Fampidirana élèves gendarmes takalombola
Fanomezana avancement sy fampandehanana ho an'izay mahatolotra tsolotra
Niantohan'ny Fanjakana ny fandehanany tany andafy hanao mariazin'ny zanany
500 millions ariary ny Gendarmerie
Ministre Organès
Galana 67 ha
Jeneraly RAKOTO NANDRA SANA Noel
camions semi-remorque marque Scania 2
Villa iray lehibe eo itaosy
Villa iray misy rihana Maevatanana tampn-tànana
Fandrotsaham-bola 100 millions ariary indroa teny @ Tour Zital Ankorondrano
Nankaiza ny basy nivoaka teny Ivato sy ny cargaison 3 4X4 teny @ CAPSAT ny alin'ny 08 martsa
Tany hanaovana trano Ambohijanahary CR Ivato
Villa any Mahazomà
4X4 V8 vaovao


mistocle , izay rahalahihy amNy Jeneraly Camille VITAL izay Praiminisitra ary nahazo Jeneraly na dia efa nisotro ronono aza
Manao villa ankotrio eo akaikin'ny Pullman Ivandry
Mividy tany fambolena cacao ao Ambanja miaraka @ andriamatoa Themistocle
Mpanisy sonia ny famoahana bois de rose
Nampiditra tao anatin'ny Task Force bois de rose ireto manaraka ireto : ny Jeneraly Manakany , Kolonely Balbine, kolonely Judex sns
Nividy tanim-boaloboka sy toerana fanaovana divay any Bordeaux
Nihazakazaka nakany Comores t@ resaka 300 tonnes bois de rose satria ny rahalahiny dia tompon'andraikitra voalohany t@ izany
Mamangy ny hotely Ankadindratombo mazàna miaraka @ vehivavy.Asa fampandrosoana ny Firenena ve izany ?
Fanomanana fanendrzena Jeneraly mihoatra ny 100 @ ity taona ity ka ny ankabeazany vato nahitantsoa (putsh)
Jeneraly RAVELOMANANA Claude
Villa telo et Antananarivo ka tsy lany laniana ny hofantrano arakiny fireharehan'ny vadiny rehefa mahazoazo kely
Jeneraly misotro ronono Ramakavelo
Famindràna tany miaramùila @ anarany:Andrainarivo sy Ankorahotra
Mikarama 17 millions ariary isambolana ka na milaza tsy tia aza dia mamikotra @ seza Hat
Jeneraly Charles Rabemananjara
Vola tao anaty carton 6 naterina teny Ambohitrakatso tokony nandaminana Firenena
Général de la Division (Jeneralin'ny fizarazarana) alain Ramaroson
Ny fmoahana basy tao @ Néron
Ny fanirahana miaramila nanafika ireo manambola sy noheverina fa mpanambolan-dRa8
Fakana vola tao,@ Elias izay tompon'ny Groupe Sipromad entina hanakorontanana
Fakana vola @ douanes tsy misy taratasy fa ankanterena ( 300 millions fmg niaraka Lylison )
Mpibaiko mivantana ny Lehiben'ny Tafika sy ny Zandary


Kolonely Rasendralahy , DAF min Santé
fiara 4X4 efatra sy ny zavatra maro hafa koa
Kolonely Ravalomanana Richard
Ferme eny Ambohimarina Ambohimanga
Fanaganana Poste avancé eo anoloan'ny tranony (hi hi h i )
Jeneraly Randrianazara
Mbola azo hianteherana ve raha anisan'ny 3 mouvances tany maputo kanefa lasa foza orana @ zao fotoana
Jeneraly Gilbain Pily
Lehiben'ny EMMONAT t@ 07 febroary ary tsy nandray andraikitra t@ fanafihana ny Lapa Ambohitsorohatra satria nahazo vola ary CMDN @ zao fotoana izao
Amiraly Rarison Ramaroson hypolite
Be moraly milaza hampandroso ny Firenena @ tahotra teo anatrehan'i Lylison sy Charles kanefa dia manana vadikely an'i Mme Veuve...
Kolonely Elaka
Trano eny Alasora
Mitsubishi Sportero
Kolonely Randrianasoavina Charles
Trano eny @ Pagode , vola any @ banky ary aotomobilina
Fibatana fûts feno gasoil ankeriny an'ireo mpanodina carburants Ambatovy niaraka t@ i Lylison
kolonely Lylison
Trano ambadiky ny Horizon Ivato Antanikatsaka
Kolonely Ravoavy , DAF Mininsteran'ny Foloalindahy
Mitsubishi Sportero
mbola be ny sisa
MILIARIDERA daholo ireo olona ireo kanefa ianareo voanemba mena no hanina isan'andro
MITSANGANA !
Ny vatamiaramila mitrongy vao homana.
Very fanahy mbola velona ny vahoaka , toy ny valala voatango , satria ny miaramila natao hitsihitsika hivavahana indray no manjary mipaoka ny zanak'akoho...
Efa mandeha any ny tetikevitra hanafoanana ny COSOFAM izay nolazaina fa angady nananana sy vy nahitàna izao fanonganam-panjakana izao
Hanontanio ny lehibenareo eo @ ireo fiariankarena tsy mazava ireo
Telo alina ariary ny indemnités isaky ny miaramila "Opération coup de poing" fa dimy arivo ariary no omena ny miaramila . Nankaiza ny ambiny ,
Eto fitoriana izao.Aiza ianareo BIANCO sy SAMIFIN sa andrasana ho potika tanteraka ve ny Foloalindahy sy ny Tanindrazana ?
MITSANGANA !
IZAHAY VAHOAKA MANDOA HETRA
novalian'i cyril ny 05/10/2010 16:34
2. cyril ( 30/09/2010 09:44)
OOOUUUUUEEEEE ... tonga Noue !!!...

SALUT NOUE ,salut elah !

Marina lesy zany a!! tena marina ny kozinlah io !
--- Nisy gidraka be anie tato Noue tamlah tsy tato reny e -tena nisy vaky rà mihitsy teo ,zah nampisaraka ndray ary no nahazo tsipaka be kouu .. elah tsy nahita !!
3. cyril ( 30/09/2010 09:45)

Kolonely Rasendralahy , DAF min Santé
fiara 4X4 efatra sy ny zavatra maro hafa koa
Kolonely Ravalomanana Richard
Ferme eny Ambohimarina Ambohimanga
Fanaganana Poste avancé eo anoloan'ny tranony (hi hi h i )
Jeneraly Randrianazara
Mbola azo hianteherana ve raha anisan'ny 3 mouvances tany maputo kanefa lasa foza orana @ zao fotoana
Jeneraly Gilbain Pily
Lehiben'ny EMMONAT t@ 07 febroary ary tsy nandray andraikitra t@ fanafihana ny Lapa Ambohitsorohatra satria nahazo vola ary CMDN @ zao fotoana izao
Amiraly Rarison Ramaroson hypolite
Be moraly milaza hampandroso ny Firenena @ tahotra teo anatrehan'i Lylison sy Charles kanefa dia manana vadikely an'i Mme Veuve...
Kolonely Elaka
Trano eny Alasora
Mitsubishi Sportero
Kolonely Randrianasoavina Charles
Trano eny @ Pagode , vola any @ banky ary aotomobilina
Fibatana fûts feno gasoil ankeriny an'ireo mpanodina carburants Ambatovy niaraka t@ i Lylison
kolonely Lylison
Trano ambadiky ny Horizon Ivato Antanikatsaka
Kolonely Ravoavy , DAF Mininsteran'ny Foloalindahy
Mitsubishi Sportero



tena gaigy letsy zany raha zany no marina kah !!
elah tany ve no nahitanlah an'ireo direct ry Noue ? de aoana lety ny vaovao tany ankoatra an'ireo fananan'ny Ministres ireo ??
4. AndriambyII ( 30/09/2010 10:30)

Noue:

RY MANAMBONINAHITRA , LEFITRA? RY MIARAMILA
MOA VE FANTATRAO FA :
Ny Jeneraly RAKOTOARIMASY , ministry ny Foloalindahy @ zao fotoana izao
Tompon'andraikitra ambony tao @ EMMONAT tamin'ny 23.01.09 sy 07.02.09 KANEFA TSY NIHETSIKA
amin'izao fotoana izy dia manao trano eny @ Pagode , manao trano any Antsirabe ary miomana hanao trano fanintelony izay hiantohan'ny Ministeran'ny Fanajariana ny Tany
Ny Jeneraly NDRIARIJAONA
Aotomobilina Toyota V8
Tànana iray any Nosibe an'ala izay misy épicerie ngeza be sy Sekoly ary misy Boîte de nuit
Fandrotsaham-bola 520 millions ariary indroa mihantaona nifanelanelana herinandro
mariazin'ny zanany vavy goavana indrindra teto Antananarivo izay nandaniana 400 millions fmg
Villa ao @ Pagode Ambohijanaka izay mbola misy 4X4 misarona eo antokotany
Ny fizarana ny tany miaramila takalombola eny ramena
Complexe hôtelier eny Beforona
Jeneraly RAZAFINDRAKOTO Bruno
Château Andakana Ambohidratrimo
Villa any SAVA sy Farafangana
Fampidirana élèves gendarmes takalombola
Fanomezana avancement sy fampandehanana ho an'izay mahatolotra tsolotra
Niantohan'ny Fanjakana ny fandehanany tany andafy hanao mariazin'ny zanany
500 millions ariary ny Gendarmerie
Ministre Organès
Galana 67 ha
Jeneraly RAKOTO NANDRA SANA Noel
camions semi-remorque marque Scania 2
Villa iray lehibe eo itaosy
Villa iray misy rihana Maevatanana tampn-tànana
Fandrotsaham-bola 100 millions ariary indroa teny @ Tour Zital Ankorondrano
Nankaiza ny basy nivoaka teny Ivato sy ny cargaison 3 4X4 teny @ CAPSAT ny alin'ny 08 martsa
Tany hanaovana trano Ambohijanahary CR Ivato
Villa any Mahazomà
4X4 V8 vaovao


mistocle , izay rahalahihy amNy Jeneraly Camille VITAL izay Praiminisitra ary nahazo Jeneraly na dia efa nisotro ronono aza
Manao villa ankotrio eo akaikin'ny Pullman Ivandry
Mividy tany fambolena cacao ao Ambanja miaraka @ andriamatoa Themistocle
Mpanisy sonia ny famoahana bois de rose
Nampiditra tao anatin'ny Task Force bois de rose ireto manaraka ireto : ny Jeneraly Manakany , Kolonely Balbine, kolonely Judex sns
Nividy tanim-boaloboka sy toerana fanaovana divay any Bordeaux
Nihazakazaka nakany Comores t@ resaka 300 tonnes bois de rose satria ny rahalahiny dia tompon'andraikitra voalohany t@ izany
Mamangy ny hotely Ankadindratombo mazàna miaraka @ vehivavy.Asa fampandrosoana ny Firenena ve izany ?
Fanomanana fanendrzena Jeneraly mihoatra ny 100 @ ity taona ity ka ny ankabeazany vato nahitantsoa (putsh)
Jeneraly RAVELOMANANA Claude
Villa telo et Antananarivo ka tsy lany laniana ny hofantrano arakiny fireharehan'ny vadiny rehefa mahazoazo kely
Jeneraly misotro ronono Ramakavelo
Famindràna tany miaramùila @ anarany:Andrainarivo sy Ankorahotra
Mikarama 17 millions ariary isambolana ka na milaza tsy tia aza dia mamikotra @ seza Hat
Jeneraly Charles Rabemananjara
Vola tao anaty carton 6 naterina teny Ambohitrakatso tokony nandaminana Firenena
Général de la Division (Jeneralin'ny fizarazarana) alain Ramaroson
Ny fmoahana basy tao @ Néron
Ny fanirahana miaramila nanafika ireo manambola sy noheverina fa mpanambolan-dRa8
Fakana vola tao,@ Elias izay tompon'ny Groupe Sipromad entina hanakorontanana
Fakana vola @ douanes tsy misy taratasy fa ankanterena ( 300 millions fmg niaraka Lylison )
Mpibaiko mivantana ny Lehiben'ny Tafika sy ny Zandary


Kolonely Rasendralahy , DAF min Santé
fiara 4X4 efatra sy ny zavatra maro hafa koa
Kolonely Ravalomanana Richard
Ferme eny Ambohimarina Ambohimanga
Fanaganana Poste avancé eo anoloan'ny tranony (hi hi h i )
Jeneraly Randrianazara
Mbola azo hianteherana ve raha anisan'ny 3 mouvances tany maputo kanefa lasa foza orana @ zao fotoana
Jeneraly Gilbain Pily
Lehiben'ny EMMONAT t@ 07 febroary ary tsy nandray andraikitra t@ fanafihana ny Lapa Ambohitsorohatra satria nahazo vola ary CMDN @ zao fotoana izao
Amiraly Rarison Ramaroson hypolite
Be moraly milaza hampandroso ny Firenena @ tahotra teo anatrehan'i Lylison sy Charles kanefa dia manana vadikely an'i Mme Veuve...
Kolonely Elaka
Trano eny Alasora
Mitsubishi Sportero
Kolonely Randrianasoavina Charles
Trano eny @ Pagode , vola any @ banky ary aotomobilina
Fibatana fûts feno gasoil ankeriny an'ireo mpanodina carburants Ambatovy niaraka t@ i Lylison
kolonely Lylison
Trano ambadiky ny Horizon Ivato Antanikatsaka
Kolonely Ravoavy , DAF Mininsteran'ny Foloalindahy
Mitsubishi Sportero
mbola be ny sisa
MILIARIDERA daholo ireo olona ireo kanefa ianareo voanemba mena no hanina isan'andro
MITSANGANA !
Ny vatamiaramila mitrongy vao homana.
Very fanahy mbola velona ny vahoaka , toy ny valala voatango , satria ny miaramila natao hitsihitsika hivavahana indray no manjary mipaoka ny zanak'akoho...
Efa mandeha any ny tetikevitra hanafoanana ny COSOFAM izay nolazaina fa angady nananana sy vy nahitàna izao fanonganam-panjakana izao
Hanontanio ny lehibenareo eo @ ireo fiariankarena tsy mazava ireo
Telo alina ariary ny indemnités isaky ny miaramila "Opération coup de poing" fa dimy arivo ariary no omena ny miaramila . Nankaiza ny ambiny ,
Eto fitoriana izao.Aiza ianareo BIANCO sy SAMIFIN sa andrasana ho potika tanteraka ve ny Foloalindahy sy ny Tanindrazana ?
MITSANGANA !
IZAHAY VAHOAKA MANDOA HETRA



Tsy maintsy arahin' ny nataony ny olona tsi 11 Noue eto @ ity fiaina-mandalo ity ! Efa zavatra voafaritra sy hita mivandravandra ny vita notanisainao ireo , on aura toujours des comptes a rendre à la société d' une manière ou d' une autre ,ireo ny ondry nania ,antsika ihany koa anefa izy ireo , ary samy tompon' andraikitra mivantana na ankolaka tsy satry @ izay rehetra niseho isika , na dia tsy nahatsapa izany aza ( mety vokatry ny lanja niantsorohan' ny fiaraha-monina voageja ambadika , mety vokatry ny takalon' aina tsy maintsy hihoharana ,mety ho hafa ihany koa , conjonctures economiques , politiques , sociaux , culturelles ,..., ).
"La richesse materielle ne prévaut à tout jamais l' acquis spirituel " ny fanahy no maha-olombelona . Dika teny somary mihilàna nefa hinoako fa ho azonao ny dikany .

"Ny dinika tsy arahan-kasa vary moaka atolon- kavana ".Ouuzz lé masna !!
5. bacouli ( 30/09/2010 11:28)
Sali noue ela2 indray akia jy tsy hita ,dia efa hita ireo jiolahy mpandroba sy mpangalatra ,inona moa no nahafaty 2 azy hanongana teo raha tsy maika hangalatra ,tsisy hevitra koa aloha nareo ranoue tsy tara mintsy nareo ao @... ao misaotra fa sady fantatra hoe inona ilay halatra no fantatra hoe aiza no misy azy .

Rehefa tonga ve ny ara-dalàna tsy haverina ho fananampirenena daolo ireo ,afa tsy ny halatry ny sasany izay mbola tsy voatonona !

Volabe azondreo t@bois de rose ireo ve handainga é!,mbola handray ny valin'asany ireo jiolahy ireo fa misy fotoana ny zava-drehetra é!

Alefaso indray raha misy vaovao hafa fa za tsy mba na miaro2 otran'ny sasany mamaly mampiomehy io na miray tsikomba2 @putchiste ,olona faikany iray trano!

Rehefa vandana dia kary fa ny vahoaka indray no lazaina tompon'andraikitra !!! ah ha ha !

Je réve!!! eiseh.. eh eh eh, ..tonga a@ny hoe:" l'appétit vient en mangeant et le ridicule ne tue pas" !!!!
Ary inona avy ny azon'i " sans qualité" ,ankoatran'ny 50mille euros azony ta@reny malalany,villa firy ,4*4 firy ,alefaso daolo leisy ny ampamoahana ,nareo ao @....aloha tsisy hevitra miintsy raha resak info é!tsy tara miintsy !
Mazotoa dia miaNdry ny azon'ny sasany izahay é! afa-tsy ny volamena sy vatosoa omena ny karana sy sinoa ,tena mapalahelo miintsy isika gasy fa tena nidina ambany be miaraka @tony olona tsy leo ny fanjanahan-tany tony !
A@IZAO ANDRO MAZAVA IZAO MBOLA MISY olona sa biby olona mivarotra tanindrazana ohatrizao 'tony saribakolimbazaha tony ,ohatr'i tgvendrana tony !sady mahamenatra no manala baraka fa ny tena loza tsy hitany miintsy hoe :potika ny firenena ary le vahoaka nampanatenainy aloka no mahantra voalohany @hataony !
6. ouioui ( 30/09/2010 14:24)
Mbola hoa avy aminy ny tsy mety kah , firy ny chateau ny bokassa nopetsain-dry zalahy dia naveriny tany @ vahaoaka ny vola , ny tody tsy misy fa ny atao no miverina [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/fache-non-non-248932.gif[/IMG]
7. locl ( 01/10/2010 07:25)
Salut Noue an!

Misaotra fa tokony imprimer-na ireo dia aparitaka ao Tana ho hitany olona tsirairay avy, mba mety hanafaingana ny fanonganana ireo HAT ireo.
8. piozila ( 02/10/2010 09:50)

locl:

Salut Noue an!

Misaotra fa tokony imprimer-na ireo dia aparitaka ao Tana ho hitany olona tsirairay avy, mba mety hanafaingana ny fanonganana ireo HAT ireo.

NDAO ARY E! alefaso any amin'ny adresse mail rehetra izay fantatsika aloha, dia asiana traduction amin'ny teny frantsay ary alefa internationale.
Alefa mail koa any amin'ny gazety rehetra na ho avoakany na tsia, andefasana ny zandarimariampirenena sy ny miaramila aru ny fitsarana, andfasana ireo site pro tgv, sy jeannot lapin ary ny madagate, andefasana ny ben'ny tanana rehetra eto madagasikara.
9. andrywui ( 05/10/2010 16:00)
efa ni -imprimé ko letsy reo noue defa nozaraiko ho an'ny olona eran'ny tanana a ! amzay fantatr'olona tsara ny adalan'le bitrolahy homamboatseva io hon hon hon
10. cyril ( 05/10/2010 16:34)
Afa braka ahao marina hon hon hon , mbola tsy voahovako cyril kay ny ps andrwyui hon hon hon , slt Noue elabe izay , nanao ahoana ny tany Dago
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7837