mila ajedaka dieny izao
1. bazylou
(
25/09/2010 18:02)
ireo mpanao polifika rehetra fa fanetry be ny tany e,
hisy hetsika be manadala fa hoa vy any ny tenanay anajedaka an'ireo , tsy lasa intsony ny 50taona manaraka fa tsy maintsy miova izao dia izao,

novalian'i diloo ny 27/09/2010 22:40
2. diloo
(
25/09/2010 22:42)
Sali raBazy,
fa tsy maintsy miova izao dia izao,
Hanompona sy hanabontsina ireto havanareo ireto ve?
Ny mety hitranga tokoa aloha dia efa tena leo ny pokona sy ireo miaramila kely, koa mety ho hisy ny soulèvement populaire amin'ny fotoana tsy ho ela sy tsy hampoizina:
Vakio kely aloha ilay fiovana tian'i toi hiainan'ireto vitsy an'isa toa ireto lisitra ny mpangoronkarena FATE izay tsy miraharaha ny fahoriam-bahoaka:
http://www.madatimes.com/images/tract.pdf
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Cligne/b_wink.gif[/IMG]
3. diloo
(
26/09/2010 23:39)
Sali raBazy,
Homany dia eny izao ny kalatchnikov, ny FIS, i kolonely mpiandry grade ho jeneraly ra8 zandary sy i jeneraly de division(mpampizara ny malagasy) ramarosokina hamono ireto ben'ny tananà ireto fa hilahatra hiainga eo amin'ny place 13 mai, dia tsy hijanona raha tsy tafiditra ao Ambohitsorohitra. Aza adino ny mitondra zinga hanangonana ny rà sorona ho ataon'izy ireo ary avy ataovy ao anaty barika dia avy eo sotroy ho faneona ny victoire "V" an'i TGV voky ny Rà malagasy natao sorona, satria efa maimbo rà ny tantara ihany ianareo FATE.
Ny antony ilazako izany dia tsy manaiky didy jadona ary tsy resy tsy miady ireo Lehiben'ny Tanàna maro. Hiara hivory ny lehiben'ny tanàna eran'ny Madagasikara, ary hifidy andro hanaovana io filaharana place du 13 mai- Ambohitsorohitra.Satria:
-Tous les Maires de Madagascar refusent de démissionner ou de quitter leur mairie quoiqu'il arrive.
-Tous les Maires de Madagascar vont se réunir à Antananarivo et avec leur écharpe, marque de leur élection par le peuple, vont partir de la place du 13 mai jusqu'à Ambohitsorohitra.
Ils demandent à tous les malagasy de Madagascar de venir les aider ce jour qu'ils vont choisir.
Vaovao avy ao amin'ny RADIO RINDRA io fanomanana ho hataon'ireo ben'ny Tanàna.
Masina ny Tanindrazana.

4. milamm
(
27/09/2010 13:49)
maneso ve zany teniny bazil zany tonga saina marna tsy de azoko tsara, fa vao eo no manohana an'i lavanify avy njay de lasa zao .Rehefa feno ny kapoaka tsy maintsy mitraotra...
efa maimbo ra ny pokna les bazil a ho avy io ary ho goavana noho ireo teo aloha rehetra satria ny faritany rehetra no hirotsaka ,miomana fotsn ihany e

5. rijadolly
(
27/09/2010 16:33)
Sao dia ben' tanana marina aza i Bazylou? voakitika ny seza dia lasa mpanohitra...
6. milamm
(
27/09/2010 19:27)
zao le izy ry bazil a araho tsara eto njay mandeha ny tantara rehetra momba ireo aina nataony
lavanify sorona t@ iny 07/02/09 iny,rahalahy sy anabavy maritiora nalatsaky andry,roindefo,ny hasina zanak'i bemolotra mpivarotra tanindrazana,dolin,christine minisitry ny atitany,etienne razafimahefarisoa(ilay jodasy manao komple volontany iny namporisika ny olona hiroso teny ambohitsirohitra rehefa avy nanao lalampoza indrindra2, organes, jeannot ramambazafy mpamafy tsaho ny madagate,
http://njnb.wordpress.com/2010/02/05/mon-enquete-sur-le-7-fevrier-2009-samedi-rouge/#comment-3775
mbola ao koa ny fanambarany Gal Raoelina navoakany Hery tsy ela iny manamafy ,ny tena nitifitra tao anatiny embuscade iny dia sivily voaofana, fanamafisana hafa avy @ olona 1 ao anatin'iny sary voatifitra iny nahita maso
Voaray ny fanadihadiana.
Fa ity misy temoinage tena marina.
Manana fianakaviana voatifitra tamin’iny andro iny izahay.
1 – Ka izy dia voa teo aminy tongony teo ambaniny kitrokeliny
2 – Ny toerana naha voa azy dia teo aminy ilay zaridaina manadrify any Shoprite teloha sy ny Min/finance teo izy ny niajera, raha mahita iny film iny ianareo dia hita eo izy mitsotra ny tongony fa ny tapany ambony mintso vonjy satria voa izy.
3 – Izy dia nilaza taminay mazava tsara fa ilay tifitra avy eny amboni’ny tresor no tena nahafaty olona betsaka.
4 – Olona sivily io
5 – nakiviliviliny nivoaka ny lavaragana ny basy ary hita tsar izy fa sivily.
6 – Taminy izy teny aminy hopital dia nanazava tsara fa misy olona ao aminy hopital voatifitra teo aminy tongony, Ka niditra teo amony lohalika ny bala ary tafajanona ao anaty taolana, ary minajona eo aminy manadrify ny kibondranjo. (Tsy fantaray aloha izay niafarany fahasalamany io olona io)
7 – Nisy olona nadroaka ny bala rehetra noesorina taminy olona teny aminy hopital fa hilaina aminy enquete hono.
Ity indray dia izaho izay manoratra no nahita maso.
Taminy 1991, raha niakatra teny Ambohitsorohitra ny HERIVELONA, dia nanaraka izaho, niakatra taminy arabe avy aty aminy coté ROXYn nanaraka fiara iray ny fahatadiavako azy dia DS izy io. Tsy dia tadidiki tsara na DS 19 na DS21.
Nijanona izy io teo rahefa manadrify indrindra ilay totobato eo akaikiny BTM.
Novoaka ilay Chauffeur ary namoa ny malle arriere ny fiara, ary naka basy mitovy endrika amin’io aminy sary io. Tsy afaka an-tsaika izay sary izay satria nanaitra ahy tampoka ny fahitana ilay basy navoakan’ilay Chauffeur, sy ny mbola misy basy mitovyb aminy tao anaty fiara ( ny isany aloha tsy fantatro, fa mbola misy tao)
- Ilay namoaka basy dia avy any aminy coté chauffeur nivoaka dia izy izany no chauffeur
- Io olona io dia tadidiko tsara fa i PIERRE TSIRANANA.
betsaka loatra mantsy ny sary na scene hitovizany, fa ny taloha tsy vita hatraminy farany, fa ity dia tena lasa film tonga lafatra loatra.

7. diloo
(
27/09/2010 22:40)
Sali sy okay ra-Milamm ary misaotra ta@'ny infos.
Tena milamina sy mati-paika ny thèses NJB sy i Solofo.
Ny blem ny HAT sy ny forongony, dia tena tsapa fa sankalite manoloana ny fomba nanaovan- dreo ny stratégie an-dreo.Ny tiako ho lazaina, amin'izao vanimpotoana ny fampiasana ny TIC, internet, twitter, photos et vidéos numériques izao, na anafina, na andainga, na amorona fitsarana fopla, dia hitan'ny vazan-tany eran'ny izao tontolo izao ny zava-miseo, à la seconde près. En plus tsy menatra tsy tahotra, dia navoaka ampahi-bemaso tao anatin'ny vidéo ny intention nanomanana ny 07 février 2009, izay notsindrian'ilay rangahy antitra iny manao hoe: ataovy accusation ho assassin Ra8, criminel etc. Kanjo tena notanteraina tokoa ilay paika, dia iny fanararaotana nanaovana sorona ireo vahoaka an-damosina ireny no fomba nangalarana fahefana sy nanaovana tokoa ilay fameuse accusation nambarin'ilay antidahy devoly iny.
Misaotra an'i NJB sy i Solofo, manana tahiry hentina hamoahina ny tena fahamarinana.
satria hoy i Solofo hoe:
Asa ahoana indray ny adin'i TGV manoloana ny programa ny Lehiben'ny Tanàna eran'ny faritany.
Ilay "V" an'i lery toa karazana "V" vendrana voky rà ny malagasy nataony sorona nandritra ny 19 volana izay. Dia mbola hanao "V" vonona anao carnage fa mbola tsy ampy azy ny rà latsaka noho izy,i ratsirahonana sy i ramarosokina."V" vonona hitifitra ireo lehiben'ny tanàna tsisy basy ve?Ntss. Ireo tsalo telolahy racites ireo no tena afobe mpanimba an'ity Nosy malalan-tsika ity .
Masina ny Tanindrazana

J’ai pris plus de 300 photos ce jour là -et plus de 3000 durant tous les evenements-, dont la 205 bleue de Ranjivason distribuant de l’argent devant Tout pour l’Ecole, ou des jeunes foza bourrés et stone, prét à en decoudre…
TOutes ces informations sont en sécurité sur des HD à Madagascar, en France et à l’étranger et seront disponible en temps opportun, je le jure sur mes enfants…