iza no hihetsika ho azy ?? iza
1. bazylou
(
25/09/2010 17:58)
iza no hanavotra ilay malagasy any niger??
iza hoy aho fa ho faty ihany izy?
ny an'ny olona vita ihany fa ny an'ny tena avela ho faty ve??
tsy hiandrasana tgv io fa efa lasa ny hetsikay manokana e
2. Belle
(
25/09/2010 21:21)
dia maninona koa izao raha tsy RADEDAKA????
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.4602