Vali-kafatra hoan'i Cyril(fianakams)

1. mirananirina ( 21/09/2010 08:43)
Jereo dinika momba serasera
novalian'i ouioui ny 26/09/2010 01:55
2. andrywui ( 21/09/2010 12:47)
ny sary nalefanao tamiko ireny ihany ry Madama ireo teneniko ireo a! ... tsisy oul na toerana mbola nandefasako ny sarinao mihitsy !!! --- vérifié-o tsara ny sary nomenao anah de ampitovio amizany sobilove sy ny namany izany raha mitovy !

-- tsy hoe rehefa nisy blem akory i zama sy i tess de hamorona ady amiko koa i mirana ! resaka hafa mihitsy zany !.. zah tsy miady aminao sady zah tsy ampitahorinao amizany satria ny adresse email nao aza mbola aty nandefasano personnel ny sarinao taty !! ary tsy mbola nampiasaiko zany fa aza mifanala-baraka eto !!
3. rijadolly ( 21/09/2010 15:55)
Misaotra anareo mianadahy izahay mpiserasera noho ny fanazavana am-panajana tanteraka sy ny vahaolana izay avy any aminareo ihany. Lesona ho an' rehetra izao, na ny fisehony na ny vahaolana hita rehefa sendran' tsy zakan' iray ny ataonao.
4. ouioui ( 21/09/2010 22:28)
Raha nataonao tao @ momban'ny serasera fotsiny aza anie ry mirana ny antso dia mino aho tazana foana , fa tazakoa eto @ resaka fivavahana sy ary @ politika ilay antsoantso
Mino koa aho fa efa nifandamina ianareo tany @ resaka antarobia sy mailaka
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/aplausos.gif[/IMG]
5. cyril ( 22/09/2010 09:10)
teto ihany letsy zahay no nifandamina ra ouioui a !... fa tena efa novizaniny tamin'ny ankanenda sy ankindrindrina be zah vao navelany rehefa hitany fa K.O total !... nofaizin'i mirana lety zah omaly zay an !!... hon hon hon hon
6. fafane ( 22/09/2010 09:21)
Aleo ihany re olona manaja tena ato anaty net ato fa manjary aton'ny bandy tsinona2 nge avy , sa ahoana?
7. fafane ( 22/09/2010 10:12)
Raha manao zavatra ato de aleo asiana fifanajana fa inn moa no dikan'lay manao sabotage namana e, hajao ny tenanao de hanaja anao koa ny hafa, sa tsy marina zany? Ho antsika rehetra io na lahy na vavy a
8. cyril ( 23/09/2010 08:31)
misaotra anao fafane ! marina izany !
9. milanaou ( 23/09/2010 10:35)

TSSSSSSS!!! KOA RAHA TSY MISY DONTO EO KA TSY MAHALALA HOE
olona iray ihany no mody mindoka mamorona ps hifampiresahana ireo...donto be klé!
10. ouioui ( 23/09/2010 12:21)
Aza miditra klôty tery ry masisokely =milanaou=hena [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
11. andrywui ( 23/09/2010 13:00)
masisokely ?????...izy angah lty io ra-ouioui ? ary raha izy io de tena tsy mety fay zany kala leeee!! ... gaigy zany !!! tena sur ve elah fa i masisokely io eee
12. ouioui ( 23/09/2010 14:08)
Izy ihany leisy io manao resaka tsy maty voalavo an-kibo io a, tazako hatraty ka hatrany, be wawawawa foana nefa refa atao tsy mahatanty saoka, kala be fianakams kou iny bainn a, mailo elah ! [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Nature/OC_SUN%7E1.GIF[/IMG]
13. niryna ( 23/09/2010 16:56)

rijadolly:

Misaotra anareo mianadahy izahay mpiserasera noho ny fanazavana am-panajana tanteraka sy ny vahaolana izay avy any aminareo ihany. Lesona ho an' rehetra izao, na ny fisehony na ny vahaolana hita rehefa sendran' tsy zakan' iray ny ataonao.
fa nisy inona ry rija?
14. ikaretsaka ( 23/09/2010 20:41)
niraty film i niryna hono e
15. ouioui ( 23/09/2010 21:10)
Iza no naniraka an'i nirina nihanahana tany ambadika tany aloha e!!!, alefaso aty daholo ny num portable , ny facebook , ny twitter sy ny sary samihafa de laziko anao daholo de A à Z ? ty niryna ty koa anie ka olona virtuelle e! ary mety elah io ry ika fa lazainy any benkitana hono izy

Zao fotsiny no lazaiko anao ry kala a, aza miditra klôty tery , aferan'olona tany zany fa aza mijabajabaka ao sao enao ndray no pitihin'ny ràny, vitan-dry zalahy indraim-bava eo toi [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Manger/3d-mange-spaghettis-3.gif[/IMG]
16. mirananirina ( 24/09/2010 08:06)
Resaka efa vita moa iny,fa mahagaga indray ilay valin-teny rehefa manontany ny olona hoe fa nisy inona???


quote
17. ouioui ( 24/09/2010 09:14)
Aza mivakla @ zany mirana a, reny le olona mpananaraotra , mitady hanisy sira fotsiny


niryna - 23/09/2010 18:56
fa nisy inona ry rija?

Nefa be morale atsy @ fivavahana aty , nefa tady hanao kifosafosa , inona no tian'ny niry hidirana @ zay aferan'olona any e, efa vita iny fa aza mamoha fota-mandry , akako citation biblique eo enao , hananatra tsara @ io esprit-nao malsain io fa ataovy eo ihany [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/crazy2.gif[/IMG]


ikaretsaka - 23/09/2010 22:41
niraty film i niryna hono e

@ zay koa le pretra fopla ty de manisy sira ery!!!, lazao leisy izy fa aferan'olona de milamina bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Zen/zen.gif[/IMG]
18. andrywui ( 24/09/2010 11:13)

Iza no naniraka an'i nirina nihanahana tany ambadika tany aloha e!!!, alefaso aty daholo ny num portable , ny facebook , ny twitter sy ny sary samihafa de laziko anao daholo de A à Z ? ty niryna ty koa anie ka olona virtuelle e! ary mety elah io ry ika fa lazainy any benkitana hono izy

Zao fotsiny no lazaiko anao ry kala a, aza miditra klôty tery , aferan'olona tany zany fa aza mijabajabaka ao sao enao ndray no pitihin'ny ràny, vitan-dry zalahy indraim-bava eo toi


elah ty less ra-ouioui tena mahay mampime mihitsy kle ... tena lanaka mitsy ah mamaky ny resak'elah lee.....

- efa azonlah ve ny facebook n'i nyrina alou e !... ataovy tonga aty bainnn a! ... hon hon hon
19. fafane ( 24/09/2010 11:15)
Mampalahelo lay dinika fivavahana fa lasa nataon'ny sasany firesahana zavatra tsy fivavahana fa tena nivaona mintsy, mba ataovy any @ dinika hafa any re raha azo atao fa tsy mitohy mintsy lay lohahevitra fa lasa mi-virer any fona lay resaka, svp e
20. cyril ( 25/09/2010 12:29)
eny hoa ry fafane ! m arina mits zany !! fa iza koa ary ny oul nametraka an'ity dinika diso fiantefa ity aty amin resak a masina aty e?? otran'ny oul tsy mpivavaka rangahy zay nanao an'ity resaka kisoa aty aty amn resaka masina be aty kah !.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0767