Raharaha 7 fevrier 2009. Rapport-n'i Jeneraly Raoelina

1. hery ( 12/09/2010 22:40)
Dia namoaka rapport amin'ny maha miaramila azy nitantara ny zavatra hitany teny Ambohitsirohitra sy ny fandraisany anjara tamin'izany ary i Jeneraly Raoelina.

http://collectif-gtt.org/file/RAPPORT_7_02_2009_RAOELINA.pdf

Vakio tsara amim-pitoniana aloha vao manoratra
novalian'i tgvravalo ny 15/09/2010 08:39
2. diloo ( 13/09/2010 01:45)
hery:

Dia namoaka rapport amin'ny maha miaramila azy nitantara ny zavatra hitany teny Ambohitsirohitra sy ny fandraisany anjara tamin'izany ary i Jeneraly Raoelina.

http://collectif-gtt.org/file/RAPPORT_7_02_2009_RAOELINA.pdf

Vakio tsara amim-pitoniana aloha vao manoratra

Salama Hery ary misoatra amin'ity rapport nataon'i Jeneraly Raoelina ity.

Mazava tsara ny procédure fomba fiasa ny miaramila mpiambina palais présidentiel manoloana ny hetsika mety hisian'ny kirontana samihafa. araka ny fanazavana ara-teknika miaramila, dia hitovizan'ny firenena rehetra toa ny Maison blanche, Elysée, Chine, Russie, Israel,ets...
Mazava ihany koa ny andraikitra ny miaramila mikasika ny fampiarana ilay pocédure izay ny lalàna no mifehy ny fahafahana mampiatra izany.

Araka izany, dia tokony hatrehan'ny CIJ(Cour International de Justice) ny fanatontasana ny enquétes balistiques hafahana hivoahan'ny fahamarinana: Iza no tompon'andraikitra ny nanaovana get-apens, raha nisy rafales avy ao aoriana, maninona no tsy nisy naratra ny leaders(io ilay resaka ouverture pour laisser le terrain libre), iza io jeneraly vahiny mpiresaka amin'i Dolin io sy afaka nandrara an'i TGV tsy hanosika ny mpomba azy hanao forcing hiditra ao amin'ny palais présidentiel?
Maninona i TGV mandrara ny CIJ tsy hanao enquétes balistiques? Misy fahamarinana tsy tiany ho fantatra angaha?
Hoy i Jeneraly Raoelina hoe:
-La responsabilité de ce malheureux évènement en 1er lieu incombe aux INITIATEURS de cette manifestation. En effet, n'aurait pas eu lieu si les manifestants n'étaient pas monté à Ambohitsorohitra. C'est une évidence méme que les dirigeants actuels ne sauraient NIER, si tant est évidemment qu'ils aient un minimum d'HONNETETE INTELLECTUELLE et qu'ils aient un minimum de respect de l'ETHIQUE dans la pratique du pouvoir! Un HOMME D'ETAT digne de ce nom doit OSER ASSUMER SES RESPONSABILITES et NE PAS SE REFUGIER DERRIERE DES CONSIDERATIONS DE POLITIQUE POLITICIENNE, et comme le dit si bien l'adage malagasy:"Loza hoa an'izay nahatonga ny fanafitohinana"
Une grande part de responsabilité incombe également à Madame la Ministre de la Défense Nationale.
Admettant que les 19 inculpés aient utilisé un AK 47 pour 30 cartouches cela pourrait faire 570 victimes et les 260 autres victimes ont été tuées ou blessées par qui?
Aiza moa ny HAT tsy nahazo carton rouge indray avy amin'ny CIJ manoloana ny fitsarana pokaty ankehintriny.

Vakio tsara tokoa io rapport io alohan'ny andraisana anjara eto.
Ny malagasy rehetra dia tokony hitaky ny CIJ hanao ny enquétes fa ny film ny FATE efa fantatra ny rehetra sy eran'izao tontolo izao.
Tsara daholo indray aloha.
Misaotranao Andriamatoa Hery.

3. diloo ( 13/09/2010 02:13)
diloo:

[quote=hery]
Dia namoaka rapport amin'ny maha miaramila azy nitantara ny zavatra hitany teny Ambohitsirohitra sy ny fandraisany anjara tamin'izany ary i Jeneraly Raoelina.

http://collectif-gtt.org/file/RAPPORT_7_02_2009_RAOELINA.pdf

Vakio tsara amim-pitoniana aloha vao manoratra


Tsara averina ho jerena hanaovana fampitahana amin'ny rapport-n'i Jeneraly Raoelina ity enquéte vidéo ity. Eny na dia hanafina ny zava-nisy aza ny FATE, dia tsy afa-bela sy ho rakitra ny tantara ny fahamarinana ao aoriana ao. Miandry fotoana kely fotsiny.


4. andrywui ( 13/09/2010 05:07)
Amiko dia tsotra ny resaka ary "raharaha goavana "ohatr'ireny dia tsy hamoamoaka valimpitsarana fahatany akory ny Tribunal ka hanamelomeloka fahatany olona iray fa efa procedure be no nolalovana vao tojo an'ireny !! .. ka tsy isika izay tsy mbola nody tany dago 20taona akory no miseho mahalala lalàna sy mampiseho an'izatsy na izaroa ! matoa koa neken'ny voatory fa nataony le izy de marina izany !
5. hery ( 13/09/2010 10:14)
Namaky tsara ve aloha i andrywui vao nanoratra?


ka tsy isika izay tsy mbola nody tany dago 20taona akory no miseho mahalala lalàna sy mampiseho an'izatsy na izaroa


Ny olona na dia 20 taona tsy any dago aza dia manaraka akaiky ny zava-misy any. Izaho aloha toa izany fa i andrywui tsy haiko. Izaho tsinona manana fianakaviana any izay mitantara ny zavatra iainany.

Misy olona hafa koa mahay ny lalàna gasy na dia tsy any Dago aza. Mianatra lalàna mihitsy aza no ataony aty (ie, betsaka ny olona hoe mianatra ny ataony aty fa tsy zavatra hafa :-))

Koa avereno vakiana tsara aloha ny rapport-n'i General Raoelina fa tsy olona nipetraka 20 taona taty ivelany no nanoratra an'io.
6. bacouli ( 13/09/2010 10:25)
Efa betsaka ny resaka momba io février 2009 sady tsy ny porofo no tsy misy fa inona no tsy hitondrana'ity raharaha ity eo anivon'ny tribunal pénal international satria raha ny eto Madagasikara ,"ridicule" ny mpitsara ,na ireo voahambana @basy na voavidy vola,sady hangovitra ireo" putchiste" ireo raha ny TPI no hitsara io ,
sady fandanin'andro ny sisa, le firenena efa potika ,le vahaoka natao tohatra fiakarana efa manao ny tsy fanao,izay olona tsy mahay lalàna ohatran'i tgv ve hahay izay hoe: zone rouge ,izay olona niveau 4ème ery !mahantra le firenena !!!
Iza no nitady tombotsoa ta@izy io ???
Mazava ho azy fa izay nitondra ny tsy manatsiny mba hiampangana andra8,refa be ny maty dia tsy MAINTSY MITADY olona hampangaina ,lalaovina be ilay raharahampirenena efa ela ireo no tokony déloger-ny communauté internationale rAha homena tsarain'ny TPI ,io raharaha io !
Ny miaramila teny Ambohitsorohitra mbola voaharon'ny lalàna ihany satria tsy azo hatao ny manafika lapa na ta@ny andron'ny mpanjaka aza fa rehefa tsy nianatra moa dia manao2 foana ny VENDRANA isany ?MAIKA HANGALATRA POUVOIR fotsiny!!!
7. hery ( 13/09/2010 10:36)
Fa iza tokoa no tokony hitondra ny raharaha eo amin'ny TPI ?

8. milamm ( 13/09/2010 14:33)
Misy fanombohany sy fiafarany dolidoly ny tantara rehetra ,raha ny fijeriko azy voalohany dia
Ny rehetra mahatsapa fa voahitsakitsaka ny hasina sy ny zo-ny olom-pirenena Malagasy rehetra ary ny safidiny sy ny fahafahany ireo no antsoina hoe kitro ifaharana,ny firaisan-kina ny rehetra mahatsiaro fa naverina namidy @ frantsay toy ny androny radama indray ilay Nosy Mena nolovaintsika t@ reo razam-be no vatana mitondra " mita be tsy laniny mamba " tsy azo adinoitsika koa anefa fa ny biby tsy manandoha tsy mandeha ,mila mpandrindra sy mahay mitarika izany ary manana amby @ fahalalana ny lalana iraisam-pirenena voafidy sy atolotry ireo marobe voatampim-bava,tsy voatery hiankina @ antoko politika akory izany na sehatra hafa manana ny fironany aby fa natao amerenana ny fiandrianam-pirenena sy ny Soa toavina maha -nosy mahaleotena antsika . Avy eo ny fitsarana iraisampirenena momba ny heloka bevava no hanapaka ny ambiny
9. fijo ( 14/09/2010 20:58)
raha tena fitsarana tsy mitanila no mitsara an'io,dia sahirana tokoa i TGV sy ny lehiben'ny tafika niaro ny lapa.satria raha dinihina,dia nisy tsirambina izany (vavahady nidanadana )avy ao atsimo ny lapa izany?????
10. AndriambyII ( 14/09/2010 22:22)
Ampahafirin' ny t@ andron' ny FRS izany ry zareo ? Raha mitaky ny fanovàna mahery vaika ve mba tsy hisian' ny toy ireny dia ho fahotana ?Tsy maintsy nisy ireny vono ireny ary azo lazaina eto fa samy mpandray anjara nivantana na ankolaka daholo ny mouvance rehetra very tombontsoa noho ny tsy fahaizany.
11. tgvravalo ( 15/09/2010 08:39)
ary tadidinareo ve ny herivelona nankany iavoloha aloha. Mitovy ihany ny nataon i ra8 sy debaary ny nataon i zafy sy ny dj fa hita eo ihany ny manaraka hoe iza indray no hiverina eo dia rehefa avy eo asiana empechement tampoka indray dia raikitra kely indray ny gera dia miverina taritina indray ny vahoaka gasy vendrana (za koa nefa gasy fa tsy vendrana otranareo)
dia tadiavina indray ze manana usine ronono na usine labiera dia atao filoha dia miverina indray ny tantara. Lasa maka vola any @ frantsay na ny sinoa hanaovana fanonganampanjakana.
Jereo tsara anie ee miverina foana ny tantara. RIzay manambasy sy vola ihany no matanjaka fa izay tpi sy ny karazany eo tsy misy dikany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3452