Réponse de l'illuminati

1. AndriambyII ( 07/09/2010 16:21)

Misy zavatra iray evident aloha no hita @ izao fotoana izao , "Les Illuminatis (organisation la plus puissante actuellement ) = des elites trés pointues a travers le monde , en quéte d' un monde nouvel araka ny voalazan' ny copie collée an' i wuiwui ao ambany ,incluant des membres non croyants , religieux , ou autres , ayant des pouvoirs inalienables dans l'advenue de la société de l' homme moderne jusqu' aujourd' hui .
Raha mifototra @ fitsarana ambangovangony hoe , ny Kato fotsiny , na ny mpikambana sasany ao @ CIA , na ny artistes nalaza sasany , na ny fanjakana vatican , no hanazavana azy dia sûr fa betsaka ny ho tavela tsy ho fantatra .

Transmission RG de la Dgse

40 % des gouvernants de ce monde sont plus ou moins en contact des illuminatis ,et doivent faire des affaires avec eux , question de survie de leurs peuples economiquement , financierement , etc .
......
A côté , les organisations de (soi-disant )terrorismes internationaux avec des pouvoirs d' existence menacé sont contraintes de riposter face au vague deferlante de domination sans distinction de race , de religion , d' appartenance , des illuminatis a travers le monde , d'Amerique latine , aux Ameriques centraux , passant par le sahel , jusqu' au golf arabique , d'Asie du sud , jusqu' au mer du Japon ,de la mer noir jusq'au fin fond de la siberie orientale ,
du desert de Saharah jusqu' au Captown.Ainsi il y a eu l' emergence de groupe de frappe telle que le Farc , Al quaida , Tigre Tamul , Eta , ...( en connivence et/ou souvent) en affrontement directe avec les interéts des illuminatis .

CIA & The War on Terrorism
"Counterterrorism is CIA’s primary mission. Al-Qaeda remains the most serious security threat that we face, most serious security threat to America and to U.S. interests and our allies overseas. ... The goal must be to pursue al-Qaeda to every hiding place, to continue to disrupt their operations, and continue ultimately to work towards their destruction so that they do not represent a threat to this country or to our troops in the future. That’s why CIA continues to work with partners across the world in intelligence, in law enforcement, and in the military to understand and counter the constantly evolving threat, both tactically and strategically."

—DCIA Panetta, May 18, 2009 at the Pacific Council on International Policy

Tsy mety raha focaliser-na @ olona vitsivitsy na @ eglise catho io raharaha iray io .

novalian'i ouioui ny 15/09/2010 01:31
2. Miharena ( 08/09/2010 06:02)
Raha ny momba io resaka illuminati io no jerena dia mazava fa misy ireo izay mifikitra amin'ny fahefana amin'ny fifehezana ny harena sy ny olon-drehetra eran-tany ka atao daholo izay fomba rehetra na ara-moraly na ara-materialy hahatongavana amin'izany.
Ny oppression des masses no tena ratsy indrindra amin'ny toetra ananan'ny olona manana io toe-tsaina hi-domine io ka mitarika ady ilay izy raha vao misy hery iray tsy mety ho-dominena ary teraka ny korontana rehetra eran-tany misy ankehitriny. Ny korontana politika eto amintsika sy eran-tany dia io resaka tsy te-hotsindrian'ny hafa io avokoa no ipoirany.

3. ikaretsaka ( 08/09/2010 13:25)

Miharena:

ka izay.. eto aho dia mitovy fijery @ Andriamby II: amiko ny illuminati dia tsy finoana fa ideolojia, saingy mampiasa ny fomba rehetra izy (anisan'izany ny fivavahana sy finona ) ho tanjona enti manatanteraka io firehany io
4. andrywui ( 08/09/2010 17:49)
An an an an an r'Ika tena finoana sy firaiketana amin'ny Demonia mihitsy io fa aza amboarimboarina mihitsy e !! zany ihany no mahavoa anareo manarotsarona zava-doza amin'io mody atao hoe tsara io nefa de tena sataniste 100% no ideolojia ny ao !!! tssssss ! ... ary tafiditra ara-dalana ao ny kato ndrematoa Ika a !!! iray latabatra ao ireo lohandohany ao aminareo ao ! nareo matsy mbola vao ireo Tompomenakely madinika de tsy maharaka anle resaka illuminati fa de mamalimaly ze mba tratry ny loha kely eo fotsiny !! - mitenena be eo ihany ikaretsaka fa alefan'i Infiny eo ny tena zavatra vao tankina eo !!!
5. ikaretsaka ( 08/09/2010 21:31)

andrywui:

rehefa tsy ao anatin ilay izy ry andrywui dia sarotra be ihany ny milaza sy miteny avy hatrany hoe demonia sy zava -doza,momban'ny zavatra iray satria tsy ampy ny source...
ilay izy hoe secrete de manaiky za
za izao tsy mahalala lalina ny ao anaty tontolo franc macons na tontolo baha'i ohatra na izay zavatra somary decret sy fanahy inian'ny membreny atao secretive , dia akory atao, fa tsy ze lazain'olona ahy tsy fantatro akory no handeha hilazako hoe demonia izy na demonia irokatra
6. ouioui ( 08/09/2010 23:49)
Zah koa tsy mahalala fa tsy hiteny @ elah aho ika hoe tsy marina ny voalazan'i andrywui na diso ny filazan'ny andriambil, efa nisy doc mikasika an'io fa misy seremonia hafahafa ny fidirana @ io karazana "organisation" io , ....[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
7. andrywui ( 09/09/2010 09:49)
hoy ika ...

rehefa tsy ao anatin ilay izy ry andrywui dia sarotra be ihany ny milaza sy miteny avy hatrany hoe demonia sy zava -doza,momban'ny zavatra iray satria tsy ampy ny source...
ilay izy hoe secrete de manaiky za
za izao tsy mahalala lalina ny ao anaty tontolo na tontolo baha'i ohatra na izay zavatra somary decret sy fanahy inian'ny membreny atao secretive , dia akory atao, fa tsy ze lazain'olona ahy tsy fantatro akory no handeha hilazako hoe demonia izy na demonia irokatra

-- tsy mila olona hiresaka sy hevitr'olona zany io fa enao mihitsy no manaova etude e !.....
zavatra vao miainga koa anie ny franc macons sy ny baha'i sy ny illuminati nareo r'ika defa hita fa asan'ny devoly ka mbola hiandry porofo sy tsy hino aona ndray i ra-ika !!! -- ary nareo io ary sao de efa tafalatsaka lalina be ao amin'io no mampiferonaina be an'ika io ? ratsy io ra-ika fa mialà tao a ! ... aza atao intsony fa mbà hendry amzay ise !...
8. ikaretsaka ( 09/09/2010 12:31)

Ny tena mahagaga ange dia. Le hoe rehefa tsy azoazonao le izy de lazainao hoe devoly foana e, f'angaha ianao no manapaka ny momba izany? Milaza ianao fa manao etudes, nefa na ny credoan'ireo lazainao fa "misy devoly" aza tsy fantatrao akory ny credo-ny. Na ny antony hanaovany zavatra 1 aza tsy azonao akory (afa tsy ilay version tiatianao lazaina olona mpanao propaganda) dia izay.
Au moins ry andrywui mba. Ampiasaina koa ny common sens fa tsy manao bettement be fotsiny a
9. infiny ( 09/09/2010 12:54)
Ny zavatra fantatra sy ifanarahan'ny rehetra aloha izany eto dia hoa misy ilay izy miasa ao ambadimbadika ao. Ny tsy vita hatramin'izao kosa dia ny manaporofo sy manamarina ny zavatra ataony noho ny tanjany izay voalaza etsy ambony iany. Koa raha manao zavatra ratsy izy dia tsy olona tsotsotra kely toa anay akory no afaka hanaporofo izany. Izay koa anefa dia anisan'ny fitaovana entiny manampy ny tanjany satria raha misy milaza zavatra tsy mifanaraka amin'ny eritreriny dia ento ary ny porofo, fa raha mitantara zavatra tsara momba azy dia tsy maninona raha tonga dia ekena na misy olon-kafa milaza zavatra ratsy dia lasa iny no iadiana hevitra avy eo :).
10. andrywui ( 09/09/2010 13:02)
izao koa izy r'ikaretsaka : hoy ny tenin'i tompo : "jereo amin'ny voany no hamantarana ny hazo" inona no tian'i jesoa tenenina amin'izany ?? ny voany de ny zavatra ataony sy ny fiatraikany amin'ny olona ! -- (manao pactes ,mamorona symboles satanique :toy ireo modele na cornes amin'ny tanana ,manao sorona ... mamono olona (toy ireo ady masina (hono)zay fanaondry jeanne d'arc fahiny ) eo koa ny filalaovana faty sy ny famoronana zavatra tsy araky ny tenin'Andriamanitra (ohatra : lavenona , vovopaty , tapa-kazo,fitahirizana taolan'ny olomasina ,fanesorana versets visivitsy ao amin'ny baiboly izay tsy metimety aminy (mbola ho tadiaviko ireo versets nesorin'ny kato ireo) , izany no vokany !!!
11. mirananirina ( 09/09/2010 13:30)
Avy aiza ary ity tenin'ny tompo entin'i wiwi eto ity???OLOMBELONA anie no nanoratra an'io fa tsy Andriamanitra eh???Donc mino olombelona enao,fa raha ohatra enao ka mino fa tenin'Andriamanitra no ao dia mino tahaka anao koa ny namorona ny finoany rehetra.Mino aho fa hitahy ahy ity collier anaovako ity dia izay ilay finoako?Minomino zvt tsy hita.Iza no omena tsiny eto????
Ry zalahy namorona ny avion, tel ,techno...sns..ve dia mino fa misy Andriamanitra nefa izy no mahery nahavita an'ireo????
12. hery ( 09/09/2010 13:38)
mirananirina> Sarotra be ny miresaka amindry zalahy ireo. Nefa anie tsy voatery hoe handalo terminale vao hahay an'zany resaka mazava be izany e.

Jereo izao izy miteny hoe "jereo amin'ny voany no hamantarana ny hazo" kanefa tsy fantany akory hoe inona ny voany dia inona hy hazo.

Eo amin'ny Finoana, ny voany dia ny vokatra misy = resultat, ny hazo dia ny fototra = ilay fiangonana.

Raha tsara ny vokatra (mivavaka ny olona, voatsimbina ny mahantra, tafita ny iraka) dia izay no hamantarana fa tsara ilay hazo (ilay finoana na ilay fiangonana). Raha ratsy ny vokatra (miady sy misaraka sns) dia ratsy izay ilay hazo (ilay fiangonana)

Dia jereo ny voany dia izay no hamantarana ny hazo
13. ouioui ( 09/09/2010 14:29)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Zen/zen.gif[/IMG]
hery:

mirananirina> Sarotra be ny miresaka amindry zalahy ireo. Nefa anie tsy voatery hoe handalo terminale vao hahay an'zany resaka mazava be izany e.

Rahery no tsy tafa dia ny olona nosakasakana tsy hiresaka , aza mifampitsaratsara bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]

hery:

Dia jereo ny voany dia izay no hamantarana ny hazo

Ka raha ny voany navoakan'ilay bandy tsy mahalala ny zavatra rehetra iny kosa aloha bainn de tena tsy any e, aleo lamokana[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
14. andrywui ( 09/09/2010 14:47)
Mirananirina enao ve mino fa i Jaona tao amin'ny Nosy patmo no nomen'Andriamanitra tsindrimandry tamin'io Apokalypsy io ? zay fotsiny alou ry mirana !! misy zavatra mahagaga ahy amin'ny firesakao ! = mbola tsy niteny ah hoe ATE ianao an ! fa miandry valiny fotsiny ah aloha ! ... ahoana ny Baiboly no lazainao fa tsy Tenin'Andriamanitra ? blasfemia ?
15. fafane ( 09/09/2010 20:54)
Tena marina ny anao wiwi a, ny baiboly ange ka tsindrimandrin'Andriamanitra e, sady za tsy sahy miady hevitra hoe tsy marina ny voalaza ao fa aleoko mino avy hatrany fa na de ny fofon'aiko aza, mbola Izy no mihazona azy, sady izay voalaza ao mahagaga tanteraka avokoa a!
16. ikaretsaka ( 09/09/2010 21:54)

andrywui:

izao koa izy r'ikaretsaka : hoy ny tenin'i tompo : "jereo amin'ny voany no hamantarana ny hazo" inona no tian'i jesoa tenenina amin'izany ?? ny voany de ny zavatra ataony sy ny fiatraikany amin'ny olona ! -- (manao pactes ,mamorona symboles satanique :toy ireo modele na cornes amin'ny tanana ,manao sorona ... mamono olona (toy ireo ady masina (hono)zay fanaondry jeanne d'arc fahiny ) eo koa ny filalaovana faty sy ny famoronana zavatra tsy araky ny tenin'Andriamanitra (ohatra : lavenona , vovopaty , tapa-kazo,fitahirizana taolan'ny olomasina ,fanesorana versets visivitsy ao amin'ny baiboly izay tsy metimety aminy (mbola ho tadiaviko ireo versets nesorin'ny kato ireo) , izany no vokany !!!

efa nohazavaina t@ andrywui ange io e: hoe arakaraky ny toerana sy ny olona io fiantraikan-javatra io fa tsy hoe izay manainga fanondro sy akihikely akory dia hoe sarina tandroka foana: amin'ny moana-marenina izao dia hoe "tiako ianao" no dikan'io, @ mpanao baseball io midika hoe "2ups & 2 down"(efa nanatrika toritenina pasitera tao amin'ny moana marenina tao Bira i andrywui? karaha manota be i pasitera izany raha manatrika ao ianao fa vao miainga kely ny tanany de....)

- Momban'ny hoe lavenona, lazain'i Andrywui fa tsy araky ny tenin'Atra: toa odian'i Andrywui fanina ny tantaran'i Joba, sy ny 2 Samoela 13:19; Estera 4:1; Joba 2:8; Daniela 9:3; Matio 11:21.

-Efa nohazavaina koa fa tsy vovo-paty no atao lavenona: efa nolazaina ny tsy maha possible ilay raisonnement narosonao (no ironisen'i Hery hoe ko tsy tena loza ve ny Embouteillage ao Roma) sady raiso @ fo tsy miangatra raha hoe i Mopera no taraiky tampoka any akodahoda any (any Bekily ohatra hoy i hery izay) @ alarobian'ny lavenona fa saingy simba ny fiara ohatra na hoe nikasa ho any tolagnaro izy fa nikatso tany ka voatery any no hanao lavenona...: iza no handeha hanatitra vovopaty avy any vatican ho azy?

-Momban'ny hoe millao faty: mba afaka lazain'i andriwui ve hoe andeha haninona ireo vehivavy t@ andon"ny paka?

de le hoe manala: iza no manala de iza izany no manao mody fanina @ izay voasoratra? ;)

17. AndriambyII ( 11/09/2010 01:13)
Ny soratanan'olombelona ve no iankihinan' ny finoanao ry Ika ?
18. ikaretsaka ( 11/09/2010 13:32)
andriambyii>ny soratanan'olona no hanazavako ny soratan'olona momban'ny zavatra nosoratany inspiree tammina sora-tanan'olon-kafa tsy mazava aminy
rehefa soratra ny resaka ka
;)
19. andrywui ( 12/09/2010 11:47)
izao fotsiny vakio tsara ity !! jereo fa misy pages maromaro izy !

http://imaniipulation.skyrock.com/
20. ikaretsaka ( 12/09/2010 14:48)
Blog ve?tssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.059