lehilahy sola
1. aaaa
(
04/09/2010 13:47)
sao de mba misy manana soso-kevitra mba hisorohana ny fahasolana eo @ lehilahy.......
novalian'i guant ny 05/05/2011 13:15
2. ssendra
(
06/09/2010 18:03)
tena tsy misy afa tsy ny implants capillaires no soluiton azo hatao amin'izany....
OHATRA ity :http://www.greffe-de-cheveux.biz/
OHATRA ity :http://www.greffe-de-cheveux.biz/
4. hery
(
07/09/2010 08:31)
Ny fisorohana sy fiarovana kosa angamba mba misy ihany. Ny fitsaboana no toa tsy misy.
5. Lejoba
(
07/09/2010 11:50)
farehatra, anandrano totoina dia ahosotra isan'andro, tsy misatroka lava
6. ssendra
(
07/09/2010 17:39)
hay ve ho fisorohana ny hanotaniana eto diso ndray aho amin'iny an!
fa raha efa sola dia tsy misy hevitra intsony e! raha tsy hoe miracle angaha.
fa raha efa sola dia tsy misy hevitra intsony e! raha tsy hoe miracle angaha.
7. pissoa
(
13/09/2010 09:25)
Miankina amin'ny hoe aiza ho aiza no sola. Raha ilay anoloana ohatra dia aza dia taritina hiakatra foana rehefa hogoina fa miongotra hono hi hi
9. andrywui
(
11/10/2010 14:06)
tsia tsy manaranaka ny fahasolàna ry aaaa fa ny "fanaovana satroka foana" no tena rapide be amin'ny fahasolàna satria tsy miaina ny volo ...
10. ledala
(
27/10/2010 21:30)
mahasola hono ny :
- fanaovana satroka foana
- fampiasana ireny" produit" tsy mifanaraka aminao ireny
-ny fiasana saina be loatra tsy mijanona
-misy fanafody manana "effet 2daire" mahasola????
*************** mahasola hono ny manao satroka rehefa matory
*************** dadabeanay sola de dadatoanay sy dadanaivonay koa sola fa za lo mbola tsy sola fa ny hety ndraindray no solafaka
*************** ary mba ahoana ilay hoe solapaika? solavantony, solamangany

11. vonynive
(
30/11/2010 10:51)
Lejoba:
farehatra, anandrano totoina dia ahosotra isan'andro, tsy misatroka lava
mahomby io farehitra io ka;
13. mi0un
(
10/12/2010 23:45)
Handramo 'ty fa mety hahasoa anao !! nivaquine+alcool mahery ahosotra matetika @hodi-doha alohan'ny atory. Andramo mandritra ny iray volana dia ho hitanao ny vokany !! fadio ny manosotra 2 andro misesy.
14. guant
(
05/05/2011 13:10)
za sola depuis 27 ans d otran nisy fivoarana be ny fandehanany! mety ho pbm surproduction de dihydrotestosterone le iz! fa nena ra misy doc aminareo d zay fomba na fanafody misy effet rapide hampijanona ny sisa eo ny tedaviko
merci!
merci!
mi0un:
Handramo 'ty fa mety hahasoa anao !! nivaquine+alcool mahery ahosotra matetika @hodi-doha alohan'ny atory. Andramo mandritra ny iray volana dia ho hitanao ny vokany !! fadio ny manosotra 2 andro misesy.
15. guant
(
05/05/2011 13:15)
mioun> ohatra oe impiry isakerinandro?d mampitsiry ve le iz sa mampiato ny sisa eo