Ny anton'ny tsy nitiavan'ny sasany an-dra8
1. zakilinina
(
17/08/2010 18:40)
Toy izao ny anton'ny tsy nitiavan'ny sasany an-dra8 : izay ministra tsy mahavita azy dia nesoriny malaky. Izay ministra voatsoaka dia lasa fahavalony. Loza fa tia saosy loatra ny gasy ka atao ambanin-javatra ny fitiavan-tanindrazana. Lazaiko marina dia marina aminareo fa nanomboka tamin'iny fanonganam-panjakana nahamenatra indrindra teto ambonin'ny tany iny dia tafakatra avo zato heny ny fitiavan-tenan'ny Malagasy maro.
novalian'i xxwx ny 19/08/2010 12:28
2. ouioui
(
17/08/2010 19:11)
Tsy mahagaga raha antoko 88 mpitady seza alohan'ny fitiavan-tanindrazana no mahamaika ny tany CCIvato
3. pikatti
(
17/08/2010 21:06)
Tsy voalohany io ary tsy farany koa fa tsy afaka ny ho tiavin'izao olona rehetra izao akory isika, na ireny nanaovan-dry rabitro an'iRoindefo ireny ve aza hoy inao de mba reviny kosa[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/deprime-triste-29423.gif[/IMG]
Fiainana politika daholo izany , raha miditra amin'io de efa hizaka izay ka tsy tokony hitaraina nama a!
Fiainana politika daholo izany , raha miditra amin'io de efa hizaka izay ka tsy tokony hitaraina nama a!
4. xxwx
(
19/08/2010 12:28)
Iarizaka indray izao no vahavalo nanatevin-daharana any , izany izy ity , ataovy mahamay mihitsy fa aleo hizaka tsara ny nataony
