Izao no lazaiko anareo ry zalahy a!
Na hanao inona ianareo ao @ 55 antoko politika io dia ho gafiko daholo , tena mila mihaona @nareo mihitsy aho fa tsy lasa e , tsy lasa fa midaty lalàna hafa nefa ny RAD najoroko mba manarakaraka baiko ihany
Izay fotsiny aloha tsy reviko fotsiny raha izaho no ataonareo tsy mahavit'azy
Zavatra tsy azoko @ itony tgv aloha dia io saina miroaroa lava io e !teo raha manelanelana ny SADEC @ fijerevana ny vahaolana @ ity krizy ity dia hoe tsy mila e! tsy mila afrikana e! Nefa rehefa tonga ery ry zalahy na dia hoe saika tsy nomena visas aza dia raisina ihany , tsss
Izao indray ny antoko 55 (Malagasy daholo ireo) no mipoitra , tonga dia nandrahona be ilay kely dia nantsoiny daholo sao ho lasa ny gatô
Tsy mila Afrikana fa aleo izahay samy Malagasy nefa samy Malagasy izao dia mbola mifezaka indray, tena marary saina i Rajoelina