Civilisation atlantide !

1. AndriambyII ( 29/07/2010 18:39)
Raiben' ny tantaran'olombelona hita taratra voalohany indrindra teto an-tany !Manaiky izany ve ianareo ? Betsaka ny témoignage couplé nanamarina fa io tokoa no tena tantaran' olombelona nandroso voalohany indrindra teto an-tany hatr@ izay nisiany .
novalian'i ndenn ny 03/08/2010 22:24
2. andrywui ( 29/07/2010 18:44)
----- tohizo letsy le izy billy fa tsy ampy a! vao intro de najanonlah le izy !.....
3. AndriambyII ( 29/07/2010 19:01)
Miandry témoinages avy @ ireo mahafantatra sombitsombiny aloha hampitaha ny fahaizana wuiwui a !Zavatra tantaran' olombelona no resahintsika eto!
4. andrywui ( 29/07/2010 19:50)


--è ka le resak'i billy mampilendalenda fotsiny le intro fa tsy tohizana ho jerena ze tohiny kou !!!!
5. andrywui ( 29/07/2010 19:51)
--è ka le resak'i billy mampilendalenda fotsiny le intro fa tsy tohizana ho jerena ze tohiny kou !!!!
6. AndriambyII ( 29/07/2010 20:07)
Matsiro be io rawuiwui ka ! andraso fotsiny alou !miankina @ hevitry ny maro mahataka-davitra ouz ny tsy masina !
7. Miharena ( 30/07/2010 06:21)
Tsara ny intro.

Misy fandalinana roa misokatra amin'io resaka io dia ny fandalinana ara-materialy sy fandalinana ara-panahy ka iza amin'ireo no tian'i Andriambyll hitondrana ny resaka?

Hanohizana azy aloha dia mila miaiky aloha ny rehetra hoe matoa misy ny zavatra iray dia ao raha fa ny fotony fotsiny no mety ho mihelina ihany na mandrakizay.

Raha amin'izao fotoana iainantsika izao manko no hilaza hoe ny lasa no miverina dia miaina ao anaty illusion isika satria tontolo mandroso isika izao. ilay fandrosoana no mandeha amin'ny lalana roa samihafa, ny iray mandeha any amin'ny fananganana babela (fotony tsy maharitra) fa ny iray mankany amin'ny fiainana (Fotony MAHARITRA MANDRAKIZAY). Ka iza amin'ireo àry no azo resahina amin'ny resaka Atlantide?
8. andrywui ( 02/08/2010 09:39)
nanomboka ahafinaritra le resak'i billy , nefa izy lasa tsy hita ndray
9. ndenn ( 03/08/2010 22:24)
Antom-pisian-tsika @ izao fotoana izao ny lova napetraky ny sivilizasiona babyloniana , saro-takarina ilay izy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0546