Henoy tsara ! fa mazava tsara ny toe-draharaha amin'izao !

1. andrywui ( 26/07/2010 13:52)





henoy tsara ny lazain'i President dia aza miteniteny foana intsony !
novalian'i bazylou ny 29/07/2010 14:44
2. andrywui ( 26/07/2010 13:55)
Zay mbola mitady fanotaniana momba ny bois des roses de afaka any aminy ity liens ity !

mino aho fa hikombona tsara amin'izay ny vavan'ireo be adikadina tsisy dikany an !...

--ary mba amboary moa ny saina fa aza manao tsy fitiavana olona be fahatany fotsiny e!!!

za zao an tiako i dada satria izy dada ! ary na de maditra aza izy any amin'ireo sipa swazi lavanono de dada foana izy hon hon hon
3. pikatti ( 26/07/2010 17:59)
Manaiky anie lery fa ao le resaka bois de rose ,fa angaha nanao ny sasany dia tsy koi koa izahay raha manao, nefa izany no nodradradraina fa hoe ovana??? tsy vaovao , hotran'ny hoe vao hitany t@ alahady teo leisy ny resaka bois de rose, aiza anefa hatramin'izao ,
Tokony ho jereny tsara ny tatitra ao @ vatofototra fa tena tsy ao intsony ny anelh rawix a, kôzy é
4. AndriambyII ( 27/07/2010 01:13)
Io resaka bois de rose io anie ka biffurcation fotsiny ry lereto é ! F" angah io ihany no fananan' i Mada ?
5. pikatti ( 27/07/2010 01:30)
Mazava leisy iny a, fa tsy hoe misy hafa(azo atao tsara koa ny milaza ), fa io aloha izao no tena mahoraka de aleo halalinina fa tsy hoe akory jamba isika dia io foana no hita [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/F_14WA%7E1.GIF[/IMG]
6. pengiun ( 27/07/2010 09:07)
- Misy marina eo ny tenin'ingahy Prezida ,ekena fa ireo lava taloha no bmola manaohy ny asa ratsiny hoy hianao , izany hoe raha tsorina malalaka izany dia mbola ireo AREMA sy ny TIM fahiny ihany ireo olona lava tanana mpanao trafique-na bois des roses , ekeko izany kanefa kosa ..anjaran'iza moa no manakana ireo olona ireo na arema na tim na tgv na inona na inona ? tsy ny fanjakana ve no tokony hanakana azy ireo amin'izany ? koa maninona ary no misy olona ao Fitondrana tarihinao no voaray petsapetsa amin'ireo tratra sy voasambotra ary voasoratra tany kaomoro ?
7. bazylou ( 29/07/2010 14:44)
ne na letsy zany bois de grenat zany indray izao no reveko sy vidiko amanalina kle,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0981