DINIHO KELY ITY: Aoka mba hadio !

1. TEGEVE ( 10/07/2010 13:42)

Vendredi, 09 Juillet 2010 06:12
Tsikaritra tato ho ato fa dia misy ny miady ny ho eo anoloan'ny sehatra amin'ity hoe ho fikarakarana ny fifandaminan'ny samy Malagasy mba hivoahana amin'izao krizy misy izao. Ao àry ireo nisisika tsy moramora ka lasa raiamandreny mijoro tampoka. Raiamandreny amin'ny ahoana àry moa, satria fantatra fa efa nampihinam-potaka an'ireto lazainy ho zanany izy ireo tamin'ireo fitondrana nifandimby?...
Ao koa anefa, izay mahazendana indrindra, ireo milaza ho "fiarahamonim-pirenena" ka hiditra amin'ny fitantanan-draharaha, kanefa dia niarahan'ny rehetra nahita hatramin'izay fa ny handrodana ny tetezamita sy ny hamerina an'ilay teo aloha no "nampizizo" azy ireo. Fiarahamonim-pirenena amin'ny ahoana ihany koa, satria mazava fa tsy mahasolotena ny Malagasy izy ireo, ary, indrindra rehefa hita ny endriny dia fantatra fa ny "niara-nisaosy" tamin'ny fitondrana teo aloha daholo izy ireo?...
Araka izany dia mametra-panontaniana ny mpanaraka ny raharaham-pirenena ny amin'ny hoe inona indray àry no tetik'izy ireo amin'izao ataony izao é? Ny sasany amin-dry zareo mantsy dia tsy menatra akory fa mbola mitaky ny hiveranana amin'ireny "fifanarahana" natao tany Afrika ireny ihany. Izany ve no hoe hitady ny vahaolana avy amin'ny samy Malagasy é?
Mampanahy be ihany ny raharaha! Raha ny ampoizina mantsy dia ny hoe tsy ny hivoahana amin'izao krizy izao no tanjon'izy ireo fa ny hiady ny ho tombontsoan'ny tenany sy ny ho an'ny "mpampiasa" azy. Rehefa notomorina mantsy ny mombamomba an'ireo olona ireo dia hita fa tsy misy, na ny iray aminy aza, no mba azo eritreretina hoe hihevitra izay ho avin'ny Malagasy maro an'isa izany. Raha ny marina dia "fiarahamonin'ny mpanao afera", na "fiarahamonin'ny mpiandrandra tombontsoa manokana" no tokony hiantsoana azy ireo.
Tokony ho mailo ihany, araka izany, ny valalatsimandadiharona, satria raha ny hevitr'ireo karazan'olona ireo no hanjaka amin'izao fitadiavana "vahaolana" izao dia ho ny "teo ihany no miverina"… dia mbola tsy maintsy hisy ihany ny fidinana an-dalam-be… dia hisy foana ny "fanovana", dia… tsy hay intsony izay hiafarana é.
Raha ho ireo olona maimbomaimbo ny taloha ireo, fa tsy olona madio no mbola hitari-draharaha amin'izany famahana olona izany… dia samia mandinika an'izay ho rahampitso é.
Alain R.
2. andrywi ( 10/07/2010 14:04)
elah ary devoly misy tandrony kouuuu...
3. ramarosokina ( 10/07/2010 15:14)
Rehefa notomorina mantsy ny mombamomba an'ireo olona ireo dia hita fa tsy misy, na ny iray

aminy aza, no mba azo eritreretina hoe hihevitra izay ho avin'ny Malagasy maro an'isa izany. Raha ny marina dia "fiarahamonin'ny mpanao afera", na "fiarahamonin'ny mpiandrandra tombontsoa manokana" no tokony hiantsoana azy ireo

OLON'OLOM-POANA IREO RANAMANA OLONA EFA NIFIRAN'NY MALAGASY ,FIRY @ IREO OLONA IREO NO NILAZA FA BIZNA NO TENA KATSAHINY ,BETSAKA NO MANIRY FA TENA RAHA TE HANAKARENA TAMPOKA DIA TSY MISY HAFA TSY NY NY MANANARAOTRA NY ZAVA6MISEHO @ IZAO FOTOANA IZAO
EFA LAZAIKO IANAREO FA TOKONY HO JERENA DAHOLO NY FANANAN'IREO OLONA IREO AFA TSY NY AHY IHANY Hé Hé Hé
4. ramarosokina ( 10/07/2010 15:20)
AZA HOMPAINAO NY TEGEVENAY RY FOPLA A!!!
5. andrywui. ( 10/07/2010 17:42)
Taiza ary no nahitan'ny Fanjakana "VOLA " nandoavana an'ireto ary ? zay tena valiny alefa fa aza miodikodina azafady !!....

---karamam-panjakana '2taona beizao " = taiza ?

---Ireo fournitures des bureaux (amina miliara maro) ampiasaina isam-bolana ,isakin'ny Ministere tsirairay = taiza?

---ny volabe mampiodina ny Fanaovan-dalana sy fikojakojana ny lalana (Agetip , Fer ,Fed Upep , Fao , Usaid ,getz ,fid sns ....) = taiza ?

---ny volabe ampiasin'ny PSDR amin'ireo karazana perimètres irriguées efa valaka be daholo eto amin'ny tanana ireo = taiza ? ,
-- jereo fotsiny ny digue n'Ambohitrimanjaka "ampangabe raha tsy hanaovana appel d'offres isan-taona amin'ny maha efa antitra azy ! de otrizay daholo ireo digue manodidina an'Anantananarivo ireo ! vao fahavaratra defa vita daholo (mamamba, ikopa ,sisaony ,andriantany vizana aby )! volabe tsy toko tsy forohana no avoakan'ny fanjakana isan-taona ao ! = TAIZA IHANY KOA ?
6. andrywui. ( 10/07/2010 17:45)
izao mihodina tsara ny adim =milay
petsa jiaby ny tim =milay
hon hon hon
7. terrywiui ( 10/07/2010 20:21)


andrywui. - 10/07/2010 19:42
Taiza ary no nahitan'ny Fanjakana "VOLA " nandoavana an'ireto ary ? zay tena valiny alefa fa aza miodikodina azafady !!....

---karamam-panjakana '2taona beizao " = taiza ?

---Ireo fournitures des bureaux (amina miliara maro) ampiasaina isam-bolana ,isakin'ny Ministere tsirairay = taiza?

---ny volabe mampiodina ny Fanaovan-dalana sy fikojakojana ny lalana (Agetip , Fer ,Fed Upep , Fao , Usaid ,getz ,fid sns ....) = taiza ?

---ny volabe ampiasin'ny PSDR amin'ireo karazana perimètres irriguées efa valaka be daholo eto amin'ny tanana ireo = taiza ? ,
-- jereo fotsiny ny digue n'Ambohitrimanjaka "ampangabe raha tsy hanaovana appel d'offres isan-taona amin'ny maha efa antitra azy ! de otrizay daholo ireo digue manodidina an'Anantananarivo ireo ! vao fahavaratra defa vita daholo (mamamba, ikopa ,sisaony ,andriantany vizana aby )! volabe tsy toko tsy forohana no avoakan'ny fanjakana isan-taona ao ! = TAIZA IHANY KOA ?
Aza fenoina copie-coller fa tsy milay , raha tsy mahita avaly aleo manokatra dinika hafa
Tsy misy zavatra mihodina izany ny administration fa aza manao lainga BE
8. diloo ( 11/07/2010 00:38)

Taiza, taiza, taiza indray ianao!
Taiza, ny marina lazao.
Henri Ratsimbazafy.

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
9. ouioui ( 11/07/2010 04:46)

Raha ny marina dia "fiarahamonin'ny mpanao afera", na "fiarahamonin'ny mpiandrandra tombontsoa manokana" no tokony hiantsoana azy ireo.

Taiza ireo olona ireo taloha ??? Inona no mba nataony??
Dia jerevo tsara anie e!!!
Notambazana 4x4 daholo ry zalahy ireo !!! Izany ve atao hoe olona mikatsaka ny mahasoa ny vahoaka , tsia tompoko, miala tsiny!!
10. Robie ( 11/07/2010 09:28)
Tato ho ato izao dia nirongatra tsy nisy ohatra an’izany ny fandrobana isan-karazany,ary na aiza na aiza io eto Madagasikara, lasa mitombo tsy misy toy izany ny ny mpandroba, tsy misy mpiharo ny maro an'isa , tsy maharaka intsony ny mpitandro filaminana, vokatrin'ny politika HAT tsy mety hitady fihavanana ihany ireo dia ny vahoaka madinika no mifafa ny kihony
11. andrywi ( 11/07/2010 10:43)
NY PSEUDO ANLAH ARY DE FOPLA MANARA-BODY AHY SY MILELAKA NY 7MBENAKO LAVA AO ARINAKO AO KA IZA KO NO OLONA VENDRANA HAMAKY NY ZAVATRA SORATANLAH EO ...AO AMIN 7MBENAKO ELAH RAHA MANAO FOPLA NY PS KO ZANY E
12. ouioui ( 11/07/2010 10:58)
Salut Robie,elaela izay tsy tazana


Tato ho ato izao dia nirongatra tsy nisy ohatra an’izany ny fandrobana isan-karazany,ary na aiza na aiza io eto Madagasikara

Marina fa izao no alehany rehefa nandra, sankalité
13. andrywi ( 12/07/2010 08:00)
ANDRYWUI FOPLA A ... RAHA MBOLA MANARAKA AHY AO AORIANAKO AMIN'IO PS FOPLA IO DE MBOLA MILELAKA NY 7MBENAKO ZANY !!!
14. rabaradaka ( 12/07/2010 09:49)
Ireo ray aman-dreny mijoro ireo ry dadatoa dia olon'ny TGV daholo a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0718