Matahotra mafy ny hanatrika ny 14 juillet ny sefom-poza
1. diloo
(
05/07/2010 23:29)
La présence du président de la HAT, Andry Rajoelina aux Champs-élysées à l’occasion de la célébration du 14 juillet reste encore incertaine. Et ce, bien malgré l’existence d’une invitation officielle émanant du président français, Nicolas Sarkozy. En effet, le numéro Un d’Ambohitsorohitra craint que les dirigeants des pays africains, également invités à cette cérémonie déclenchent un nouveau scandale comme ce qui s’est produit lors du 64e Sommet des Chefs d’Etat et de Gouvernement à New York l’année dernière.
Mardi, 06 Juillet 2010 00:00 Davis R.Midi
Aiza re izany e! Tena kely endaka ity bitro milaza azy fa ray-aman-dreny nefa izao mangery ao anatin'ny pataloany vao mahita SADC. Tena sankalite sady terry saina. Ny blem koa, dia i Joyandet voatery nitsoaka, any ka very ondana lery.
Omena [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Boulet/boulet-d-or-2943.gif[/IMG]kely aloha ny [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG]fa tena guignol be ny sefonareo.
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
novalian'i diloo ny 07/07/2010 22:57
2. diloo
(
06/07/2010 11:00)
Mety matahotra ihany koa sao dia tazomin'ny Juge Courroy mikasika ny volan'i Bettencourt.Asa iza no mahita sao ny volan'io ramatoa mpanakarena be io no nampiasain'ny ny mpitondra avo ny frantsay hanakaramana an'i andry rajoHell hanakorontana sy hanaovana putsch ny firenentsika.Izay angamba no nahatonga an'lery nampitsaoka haingana an'i Joyandet sao mandeha ny enquéte-ny anti-blanchiement.Hmmm!
3. andrywi
(
07/07/2010 09:51)
ry Joyandet anie ra diloo ni demission fa tsy noroahina sady tsy nalàna e! misy antony ao (jereo le resaka député ao io) fa politika francais io tsy ho takatrareo mihitsy
4. diloo
(
07/07/2010 22:57)
Sali Andrywui:
Ka izay indrindra. Mifamaofao be ny système ny maire-candidat de neuilly tamin'ny 2007.
Iza no mahita fa efa zatra manao asa ankolaka ny sefom-bozongo, ary mety misy raha ao matoa asaina mipetraka i Joyandet. Mety natao tao Gasikara ny blanchiment mikasika io tantara ny député io. Sady i Joyandet koa be zesta manao fandaniam-bola mihao-mpampana sy re-mbahoaka. dia naleo no-sacrifié-na.
Dinio ity fa:un ancien ambassadeur de France à Dakar dénonce une régression en la matière. Jean-Christophe Rufin a stigmatisé, le pilotage par l'Elysée de la politique africaine et l'influence des réseaux de lobbying stipendiés par les régimes du continent.Tsy bizarre ve izany?
Imagineo fotsiny hoe tratra i Joyandet mikasika ny fanampiana nataon'ny frantsa tamin'ny coup d'état HAT: vola ny contribuables frantsay ve no nanaovana izany sa vola afera bettencourt?
Iza koa no mahita fa mety ny afera bois de roses sy Bolloré sy ny vola azo no entina hanaovana ny propagande présidentielle manaraka hanohanana ny filoha amperin'asa frantsay ankehintriny
Matahotra ny collusion misy mikasika ny bois de roses sy ny groupe bolloré, miampy ny mety fanafenana ny vola bettencourt eto Gasikara. Vinavina ny ahy, tahaka ny fanaon'ny mpanao gazety sy politika frantsay amin'izao fotoana.
Araka izany, tsy maintsy mipirina i Joyandet.
Ay tokoa moa adiniko fa tsy takatry ny gazety Mediapart ny politika frantsay.
Mba miresaka fotsiny leitsy aho ry Andrywui an. Fantatro fa calé be Toi e!