Mivoaka indray ny devoly ee
1. Noue
(
02/07/2010 09:53)
Andriamatoa Andry Nirina Rajoelina no nampandoro ilay fiangonana Aglikana
Mbola mitohy ihany ny asan-devoly ataon'ity jiolahimboto sady satana Radomelina ity. Taorian'ny nandoroana :
- Olona velona tetsy @ trading center
- Ireo Baiboly marobe namboarina tao @ ny Blue Print Behoririka
- Ireo fananan'olona marobe : MBS, MGRO, COURTS, Jumbo score...
- Ireo harem-bakoka tao @ ny TVM anosy
- Ireo fananam-panjakana : RNM, TVM, ...
Tao koa ny fangalarana matériaux de construction an'ny FJKM izay namitana ny Hotel de ville.
Tao koa ny famonoana mpitandrina FJKM tao @ HMF.
Sns...
Taorian'ireo rehetra ireo dia ny trano fiangonana Anglikana indray no nasiany nodoran'ireo miaramilan'ny FIS. May tanteraka ity fiangonana ity, tsy nisy zavatra niangana ka ny fomba nandoroana azy dia toy ny nandorana iretsy zavatra voalaza etsy ambony ihany.
Ny tanjona tamin'izany dia ny hampizarazara sy hampiady ny fiangonana samihafa mpikambana ao anatin'ny FFKM. Ny fiangonana Angikana malagasy moa dia mpikambana ao anatin'ny FFKM izay nandefa solotena nanatrika ny matso teny Mahamasina. Nararaotin'ity devoly izany nandorany ny fiangonana ary hiampangàna sy hanendrikendrehana ireo fiangonana hafa indrindra fa ny FJKM.
Tsy azony ampiadiana @ izany anefa ny Fiangonana ary ireo mpiangona ao @ ilay fiangonana may aza dia efa mahatakatra ity tetika ratsy ity. Ka dia notakian'izy ireo ny hanamboaran-dradomelina haingana ity Tempolin'Andriamanitra izay nodorany ity ary rehefa hanao ihany dia mila hitarina ihany koa. Ny asa dia tokony vitaina haingana mba hahafahan'ny olona hiverina mivavaka ao ampiangonany.
Marihina fa ny nahamay an-dRadomelina nidina teny antoerana dia noho ilay fanambaran'ilay mpitondra fivavahana tao amin'ity fiangonana may ity fa :
- Ny nandehanany teny Mahamasina dia tsy midika fombana an-dRadomelina fa ho fanamariahana ny fetim-pirenena.
- Tsy manana fahavalo na amin'iza na amin'iza ity fiangonana kely ity (Izany hoe tsy nahomby izany ilay fampiadiana fiangonana)
- Hafahafa ny fomba nandorana ilay Tempoly ary tsy fantatra ny nandoro azy (Sarotra mantsy ny milaza mivantana hoe Radomelina ihany no nandoro azy).
May ny endimboanjon'i Devoly Radomelina dia nidina teny antoerana hanafin-keloka vita. Ka raha anisan'ny mpanameloka ny fiarahamiasa ny fiangonana sy ny fanjakana aza izy (isan'ny zavatra niampangana an'i Pdt Ravalomanana io) dia voatery tsy maintsy nanao ilay fihetsika tsy fidiny.
[URL=http://img63.imageshack.us/i/img105707f7l9a.jpg/][IMG]http://img63.imageshack.us/img63/1598/img105707f7l9a.jpg[/IMG][/URL]
Uploaded with [URL=http://imageshack.us]ImageShack.us[/URL]

novalian'i tgvafond ny 02/07/2010 14:57
2. ouioui
(
02/07/2010 10:46)
Hihihi devoly osy mainty mpanao sorona hihihi, ahoana indray izany mitetika ny zarazarao hanjakana e!!,lany fika ve dia fiangonana indray izao no dorana? Tsy mamely ty radomelina e , latsaka ambany loatra
TSARA ho azy mihitsy io tandrok'io ,tsy misaina
TSARA ho azy mihitsy io tandrok'io ,tsy misaina
4. terrywui
(
02/07/2010 11:30)
NOUE ===) sangy miotry ny loha letsy a!! ....inona ary ty alefanlah ty ? higadragadra fahatany amin'io elah fa fafao teo haingana io!!!!
5. ouioui
(
02/07/2010 11:52)
Hoadray fahafirin'ny mahazo ny Sarkozy Chiraci sns io e, aiza ary izany, satirique ve tsy tantinaoreo e, tsy mahay manao sary fotsiny i terrywui fa raha tsy izany tsy efa firy no nalefany teto, hihihi, mianara e, , be menomenona fotsiny eo hihihi
6. tgvafond
(
02/07/2010 12:24)
Misy tsy mahazaka ato izany an, fa ahoana e, manaova raha mahay fa izahay mahatanty ,efa transition prolongée mbola zakanay , anajaranay milaza izay tsy mahafaly anay fa aza terena na ferana , tsy misy ompa na fampitahorana hoatran'ny sasany akory eo, tsisy manambana basy hotran'ny terrywui , azafady fa voatoniko ny anaranao
7. Noue
(
02/07/2010 12:48)
sary hita eran'ny net io eee ! fa taiza ianareo t@ ora nidona eee ??
Tsy lasa kous alou ity sary nalefanao ity raNoue a !
wiwi, io leity sary mivoaka hatraiza hatraiza aaa ! fa maninona no fafaina ?? manokatra net ialaha dia io no mivoaka malaza @ zao fotoana zao eee !
o lety wiwi aaa ! ka ny devoly anie no mandoro fiangonana tahakizao eee ! sa tsy hain-lahy zany? devoly sady misy tandroka no misy rambo matoa sahy mampandoro ny fiangonana tahakizao ee ! efa hain'olona rehetra anie ny paika eee ! mitohy hatrany ny fanampotehina dia mody misenina tonga eny an-toerana hizesta oe iny aho manatrika zao asa ratsy zao indray ?? tsy azony dupéna zany ny olona eee ! efa fantatra tsinona ny fombany
8. terrywui
(
02/07/2010 13:20)
raha izao elah ry Noue no alain'i Charles any antranonareo any de sarotra be amiko mitsy ny hiaro anlah fa fafao io haingana elah !! ary aona le fika alou ? .. mampiesona be elah a!!
9. terrywui
(
02/07/2010 13:21)
zesta fotsiny ny an'ny mpiondana chien de salon fa tsisy hapoaka e ! teri-kiho no betsaka fa pppfffff.... zero !!!!!! kely aina !!... zesta fotsiny de be taim-bava tsisy ainga akory
10. pikatti
(
02/07/2010 13:51)
Masaka kosa ty sary ty klé Alefaso eo leiss rawix le Rajoelina vampira iny raha kobon'elah e
O ry leity Rabilly , kii mbola tsy hitan'elah marina ny hanaovan-dry zalahy an'ny mpanao politika Frantsay , Anglisy sns , misy tena grave kozy e,
rawix mialona fa tsy mahay mandefa sy mamorona sary
13. pikatti
(
02/07/2010 14:00)
Sao kosa misy hafa leiss any Rabilly mba ataontsika kadô an'i rawix klé, aza tezitra elah rawix a!!, tsy ny kely atolotra no jerena fa ny fo manomé
15. pikatti
(
02/07/2010 14:10)
Ataovy cool ihany sao be ny hitaraina eto leissy bainn a,
, tsin tsin aloha ry zalahy a, tsy manavaka aho na foza na langoste na orita e, samy akama daholo na tsy mitovy hevitra aza
16. AndriambyII
(
02/07/2010 14:20)
http://photos.america.gov/galleries/amgov/4110/gender_violence_fr/
19. tgvafond
(
02/07/2010 14:57)
Tsin tsin rapika a, ary tsy tazana ny sary Andriambill ??? Ataovy tsara hono fa miandry cadeau iraikalahy iny e