MISAOTRA anareo manohana ny RARINY sy ny MARINA

1. zigzag ( 30/06/2010 21:46)
tsy teto ndray aho d b KABARY sy Pitidrora lé FOZAORANA IO!!
firy no nanagana saina hono ??? TOA TSY DIA NISY LOATRA!!
nefa toa MIHORAKORAKA ilay FOZA !!hahahahahahaaha
ka dia misaotra anareo rehetra zay MITADY FAHAFAHANA sy ny RARINY ary FAHAMARINANA!!

MITOHY ny TOLONA
2. xxx3 ( 30/06/2010 22:31)
mila mailo ialahy rawix f'efa nalefan'ny ry lerony ao gtt mahery fihetsika ny sarin'ialahy ,ary misy kaomisera ao creteil mitady mafy ny ny momba an'ialahy fa hoe ialahy hono be vinany ,za aloha miala bain ,aza dia atao fanao matetika ny miala ao baselique de st denis na theatre philipe gerard f'efa misy pra mana ramaso an'ialahy any ,aza entina le PA ry rawix fa maika mody rapide ialahy noho ireny an ,akama ialahy ry bain fa dia mailo an
3. xxx3 ( 30/06/2010 23:00)
ialahy anie ry bain gasy vao tonga ,tsy misy zavatra fanatr'ialahy eto france,f'aza atao trop loatra le resaka sao dia hanenen'ialahy ry bain ,raha ny resaka efa henoko izay mila mitandrina ihany ialahy
4. bazylou ( 01/07/2010 06:26)
lohana zigzag marina
5. bazylou ( 01/07/2010 06:28)
aza be zity mpampihorohoro fa sao dia ianao no tratrany ao. sady raha fetsy ny ao an trano , ny mpangalatra koa mahay
6. terrywui ( 01/07/2010 08:57)
RAHA FETSY NY AO ANTRANO NY MPANGALATRA KOA MAHAY

merci rabazylou a... afaka hampindramiko PA iray rabazy raha ohatra ka fa manao bebe marenina sy mafimafy hoditra ireto GTT sy TIM france ireto a!.....goagoahatsika lahy any doly ireo hon hon hon hon hon hon


7. pikatti ( 01/07/2010 11:20)
bazylozitra zany bain efa lolovokatra nitsangana t@ maty
Kay klé , ary torahin'elah fitiavana leity lery, problem n'elah aloha iny tsy hidirako
Ahoana klou elah nifitsaka be le 26 juin iny e??? efa hoe tsy haninona an'elah aho hoe nefa elah mifezaka be, efa mba niresaka tsara t@ tonton pikatti aza leisy ny boikeln'elah ve de mbola ho vonoiko indray ny dadany léee
8. terrywui ( 01/07/2010 11:37)

hoy zigzag - 30/06/2010 23:46
tsy teto ndray aho d b KABARY sy Pitidrora lé FOZAORANA IO!!





teo fona elah rapika androany fa tsy teto aona ary a!! sa efa zatra manohitra de toherina foana ?
9. pikatti ( 01/07/2010 11:43)
Mino elah tsara tsy mino elah tsy rarahiko , izao fotsiny ny Rajoelin'elah dia
10. bekiraro ( 01/07/2010 11:47)
Olona kondrana ve rapika hatratra hieritreritra hotran'izany ??? dinihiko foana ny ady teto izay efa elabe izay fa bandy nôfabe, kondrana , paiso , i bazylou aza mba nisaina koa talojha fa nifindran'ny aritena terifitra vdy loha feno taim-poza!!!
11. terrywui ( 01/07/2010 14:39)
bekitro maimbo froma ---- manao resaky ny resy sy tsy ahazo fitondrana mandrakizay zany !


mionona eeee! de mitomania !!!;;;;; de mihogahoga mafy minainaina fa tsy te halala , tsy te halala
12. tgvafond ( 01/07/2010 16:00)

Olona kondrana ve rapika hatratra hieritreritra hotran'izany ???
Mazava tsara , lohan'ampole hoy ny namana teto izay, lohan'angidina
13. ndotofetsy ( 01/07/2010 23:16)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3164