TENA TSY TAFA MIHITSY IALAY RECUPERATION

1. TEGEVE ( 29/06/2010 16:36)
Efa nataoko daholo fa hoe ho tonga ny miaramila COI , lelika e, nametrapetraka fotsiny
Ntaoko fa ho avy koa ny Bekintana(USA),Rainiboto(Germany), Ralavakilôty(Anglisy)sns ..... inona ihany ary , Ea dekoré Grand croix anie izaho izao e, mba tokony homena ahja @izay, hanao empeRORA angamba aho , hanao hotran'i BOKASSA, izay marina tokoa naie no tena tiako e


DJ empeRORA
novalian'i ouioui ny 03/07/2010 15:10
2. ouioui ( 29/06/2010 21:10)
Aleo ialahy hitsoka ao
3. diloo ( 30/06/2010 12:02)
Kiii! Ahoana indray ity Ampy Orera(empereur) vampire an'i Toi ity ry Rawix a!
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Fantastique/dracula-2.gif[/IMG]Vonona hitsetsitra ny vahoaka indray izany.
4. diloo ( 30/06/2010 12:51)


Kiii! Ahoana indray ity Ampy Orera(empereur) vampire an'i Toi ity ry Rawix a!
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Fantastique/dracula-2.gif[/IMG]Vonona hitsetsitra ny vahoaka indray izany.

Mba diniho hoe i Obama na i Ra-Sarikostra andeha hiteny amin'ny vahaokany ny 4 jolay na koa ny 14 jolay manao fanamina mitovy amin'ny huissier parlementaire frantsay, dia angamba mahazo vola be ny Guignols de l'info sy ry Cauet.
Tena mehezan'ny eran'izao tontolo izao ny HAT fitondrana vatan'akondro sy ny ampy orera bitroland.[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
5. terrywui ( 30/06/2010 13:57)
sali diloo !!.... nande ve ny varotra teo à Montreuil androany ? nahalafo nisinisy ve toi ? tsy nafana be ve ?

-amporisiho hivoaka ny fiangonana hanohitra fanjakana indray ny FJKM ry diloo a!!! de ho goagoaka fahatany eny ndray de ouyéééouyéééouyéépuyéé tsisy farany eto !!....
6. gassmilay ( 30/06/2010 15:17)

Mba diniho hoe i Obama na i Ra-Sarikostra andeha hiteny amin'ny vahaokany ny 4 jolay na koa ny 14 jolay manao fanamina mitovy amin'ny huissier parlementaire frantsay, dia angamba mahazo vola be ny Guignols de l'info sy ry Cauet.


7. terrywui ( 01/07/2010 14:40)
inona ary ty sary ngodabe alefalefanlah ty rapika !!! lisany mpiondana ireto de tena vendrampaty daolo kahhh!!!!
8. ouioui ( 03/07/2010 15:10)
Petsa rafoza e, trondro maimbon'anosy sisa hanina raha tsisy atoraka e, fika lany daty daholo no alefa eto fa tsy mankaiza ialahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0634