Raha fifankatiavana sy fiara-monina no tarigetra t@ ny faha 50taoan ny izany hoe "fahaleovan-tena "izany , dia tsy hitako izay ezaka nataony , pire nohon'ny fakan'ny hezbolah ,sy ny jihad an-keriny ny olona atao otages ny fomba fihetsiky ny HAT , mampalahelo