valin-kafatra ho an'i Pikanety sy i 3188 ary !
1. terrywui
(
28/06/2010 10:25)
ozy laisany hoe ..
rawix == fa elà ty moa mba inona ao amin'io FAT io ?sa mpilelaka vodimpoza ao fotsiny ?
hay tokoa moa nareo mitsamy vao niditra tato am serasera? raha tany amn miaramila lisany zany de natao batemy kely tamin'ny "vary amin'ny tany" alou na "ny raikitra mitsangana" !!....
ra tinlaisany ho fantatra ary de izaho lety no solon-tenan'ny FAT aty a! - raha ny tena marina ary de "andry rajoelina = andrywui " ....
-ka izao no teniko aminareo roalahy :.....
-tsy ho voahonganareo teo zany io Fitondrako io raha tsy sitrapoko mihitsy no miala teo !
-tsy ho tafiditrareo eto amn tanana zany ny dadanareo raha tsy za no mampiditra azy eto satria mpamono olona gaigilahy !
-tsy ho anisan'ny ho fidiana zany koa ny dadanareo fa amboary dieny zao ny fo !
-

novalian'i terrywui ny 30/06/2010 09:37
3. blouky
(
28/06/2010 14:43)
hay ve i andrywui ihany no andry rajoelina e,hitako ohatrany bandy tsy ampiampy saina izany i rajoelina e
4. pikatti
(
28/06/2010 14:50)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]Zay ary ny aelah rawix , ataovy ihany miteniteny foana , ny RAD n'elah leissy mba voromanga ihany fa ty elah tena vorondolo klé[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
5. diloo
(
29/06/2010 00:25)
hay ve i andrywui ihany no andry rajoelina e,hitako ohatrany bandy tsy ampiampy saina izany i rajoelina e
petsa ndray Toi kle![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
7. terrywui
(
30/06/2010 09:37)
o lty blouky feticon a...! -- zao no ataovy ao anty lohabenlah io tsara izao !.... raha tsy ampy saina ny TGV de tamin'ny fomba ahoana ary no nahazahoany anle fitondrana teo ampelatanan'nireo milaza fa milay ireo !! zany hoe raha tsy ampy saina izahay an !! de mbola pire noho izahay amin'ny hadondronana lisany GTT TIM and CO ozy ny akamako Bazylou zay !!!.... 