MBA TONGA SAINA RY FAT AH

1. Ruz9 ( 25/06/2010 06:58)
Nirodana ilay tsangambaton'ny faha-50 taonan'ny fahaleovantena saika hotokanan'ny PHAT, raha vaoĆ  tsy ela akory izay no nisian'ilay lanonana tsy tomombana teny Andohalo; izay ny fitondrana ihany irery no nanatrika azy. Tsy niafina tamintsika koa ireny loza namoizana ain'olona ireny raha maika hanao fety loatra NY PHAT. Manaporofo izany rehetra izany fa tsy ilaina hitarika ny lanonam-pankalazana ny 26-jiona ry zareo. MANAN-JINA ANIE ITY TANY ITY E.
novalian'i rijadolly ny 25/06/2010 15:44
2. terrywui ( 25/06/2010 10:15)
Efa vonona ny Fitondrana FAT sy ny miaramila amin'arivony maro ny hanao matso rahapitso !!

--efa vory lanona koa ireo vahoaka avy any amin'ny faritany fa ora sisa isaina de ho tonga ilay andro iray toa zato hifaliantsika malagasy tsivakivolo hitotorebika fa tonga ny asaramanitra


3. rijadolly ( 25/06/2010 13:32)
Ruz9>>> mba azonao hazavaina tsara ve hoe taiza sy taiza avy ireo zav- niseho ireo, dia oviana fa tena maha liana be
4. terrywui ( 25/06/2010 14:49)
rija == zay ndray le resaka miseho milay sy mizesta fanaon'ny TIM !!...otran'ny hoe ahavita inona reny !!....
5. rijadolly ( 25/06/2010 15:44)
Tsy mbola henoko anie ry Terrywui ny sasany e! Ilay hoe moto nandona olona efa reko; tamin' Andry Rajoelina hande hivavaka hono no nisehoan' io, fa ny sasany tsy dia azoko tsara, sao dia mahalala se aloha e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4471