TSY AMPY NAMPIHESONIKO
1. TEGEVE
(
24/06/2010 10:05)
Tsy ireto ekipa ireto anie dia tena nôfabe mihitsy e, nolaziko fa ho tamy eny hitokany ilay stèle ho marikin'ny 50ans ny fahaleovan-tenantsika , nasaiko tonga tao daholo ny mpitsoka mozika ny ministra isan-karazany , hé hé hé, zavatra blague fotsiny anefa fa mbola tsy vita akory ilay zavatra hé hé hé, dia niesona tao daholo anie
Sao dia hampihesoniko ao Mhamasina ao eo koa ty ianareo hé hé hé
Sao dia hampihesoniko ao Mhamasina ao eo koa ty ianareo hé hé hé
novalian'i terrywui ny 25/06/2010 10:25
2. terrywui
(
24/06/2010 10:07)
TONGA NY FETY FA MIFALIA ELAH RY TEZEVE A ... AN'NY FIRENENA IO FA TSY AN'NY MPANAO POLITIKA KA AZA MIJERY AN'IZANY
3. pikatti
(
24/06/2010 14:26)
Ahoana leity rawix toa tena vizana be elah klé[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole-pointe.gif.gif[/IMG]Raisin'elah daholo ny hiran'olona havadik'elah mpanohana FATY bainn a[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole-pointe.gif.gif[/IMG]
TEGEVE mety hampiesoninareo ao tokoa ve ny foza sasany zany , efa mahazatra anareo ihany mantsy io
TEGEVE mety hampiesoninareo ao tokoa ve ny foza sasany zany , efa mahazatra anareo ihany mantsy io
