arahan'ny tribunal akaiky ny aferan'i dada !!! satria ....
1. terrywui
(
24/06/2010 08:54)
rehefa tena natambatra kay ny isan'ny oul matiny rehetra hatramin'ny 2002 no ho mankaty de nitovitovy tamin'ny matin'i saddam tamin'ireo kurt ! satria nisy efa ho 5000latsaka kely !! ny tena betsaka dia ireo novonoiny tany Ambilomagodra sy brickaville ary Fianara de ilay teo A/tsorohitra !!
--Ny vola lasany sy nangalariny mou defa toko tsy forohana tsy voaisa tsony hoy ny Tribunal fa de natao ankapobeny fotsiny hoe : milliers des milliards de FMG

novalian'i terrywui ny 24/06/2010 10:01
2. hery
(
24/06/2010 09:01)
Sao dia mba ialahy no ho voa-arakaraka amin'izany diffamation publique izany. Raha manana porofo ve moa.
Mora anie ny mitory olona amin'itony diffamation amin'ny internet itony e :-)

3. terrywui
(
24/06/2010 09:06)
TSISY RESAKA LAINGA NA DIFFAMATION ZANY HERY FA EFA NIVOAKA GAZETY TAM 2007 MIHITSY AZA NY TOTALIN VOLA LASANY TAMINIZAY FA IZAO NITOMBO INDRAY NY LAZAIN TRIBUNAL !! RAHA LAINGA IZANY DE AVIA AH SAMBORY E...SADY HISAMBOTRA AMALONA VE E,
----NY AMIN'NY FATY OUL NDRAY DIA TSY ATORONAO NY ISAN'NY MATY TAMINIREO FOTOANA IREO AH SATRIA TAO ANATINY NY FIANAKAM'S KO ! ARY NA NY ISANY EXACTE AZA DE AZOKO OMENA ETO RAHA TINAO .... AZONAO ANGAMBA NY TIKO LAZAINA !!! MARINA DAHOLO IREO MR HERY A!! ZAHAY TSY MITENITENY FOANA SATRIA TAO ANTINY IZAHAY ARY HATRAMIN'IZAO .....

4. ouioui
(
24/06/2010 09:13)
La cour a décidé ainsi de renvoyer l’affaire pour la prochaine session qui se tiendra probablement le 28 juin prochain, si l’on tient compte du calendrier de la CCO.
«Aucune notification sur la tenue de la séance d’aujourd’hui ne nous est parvenue…aucune communication du dossier, et méme l’acte d’accusation ne nous a été transmis qu’il y a tout juste quelques minutes avant le procès. Un tel document devrait pourtant étre fourni à la défenze au moins huit jours avant l’audience…aucune notification des avocats à tous les stades de l’enquéte, et pour preuve, c’était toujours à travers les médias que nous avions eu connaissance de l’évolution de l’affaire» ont martelé tour à tour Me Hanitra Razafimanantsoa et consorts.
Vice de fond. Sur le fond, le non respect des trois jours francs - qui n’étaient pas encore expirés hier - suite à un pourvoi en cassation du dossier, a été particulièrement souligné par les mémes avocats. «Il ne faut pas perdre de vue qu’il y a eu mort d’homme. Autant bien réfléchir et mettre tout son sérieux sur ce dossier» plaident les mémes personnes.

5. terrywui
(
24/06/2010 09:15)
AFAKA AVOAKAKO ETO NY SECRET N'NY ARMEE RAHA OHATRA KA DISO IREO E SANTIONANY ...
---AMBILOMAGODRA - DIEGO - NOSSI-BE = 2300 NO MATY (RATSIRAKA+RAVALO)
---BRICKAVILLE - TAMATAVE = 180MATY
-- PONT ZAFY ALBERT(majunga) + BELOBAKA = 150MATY
--TANANARIVE + FIANARA + TULEAR ANTSIRABE +TAMATAVE +MAJUNGA + DIEGO = 1100MATY
DE LE TEO AMBOHITSIROHITRA SY NY NAMANY = 300MATY
KA INONA NDRAY ?

6. ouioui
(
24/06/2010 09:18)
Asio vidéo fa aza manao resak'hehy e,ny anah nasehoko teo ireny notarihana olona nato sorona fa ialahy ahoana e, taraiky be papa a
7. locl
(
24/06/2010 09:20)
aza mitonantonana ry wiwi a! Iza moa no hanaiky izay didimpitondrana hivoaka eo, izy aza tsy ara-dalàna.
8. terrywui
(
24/06/2010 09:25)
KA EFA MANDE NY FITSARANA KOU INONA TSONY NA HO KENDAINLAH AZA AH EFA ZAY RO IZY
9. ouioui
(
24/06/2010 09:47)
Fitsrana votany marina io locl a, tsy makaiza raha izay sankalité fa aza mitomany ianao wiwi a
10. terrywui
(
24/06/2010 10:01)
aza maika locl fa ny nanemorana anle tribunal tsy hoe misy zavatra hafa dfa nisy porofo mbola nalaina tany diego !! ho avy tsy ho ela eo ny valiny fa kalma fotsiny alou toi !.....