MATAHOTRA ny 3mouvances ny FATY
1. falimanana
(
19/06/2010 19:18)
[mydago.com]
Matahotra ny ankolafy telo ny FAT !
Publié par MyDago.com le Samedi 19 juin 2010 à 19 h 42 min, rédigé par Solo Razafy
Feno hipoka ny kianjan’i Magro Behoririka tamin’ity androany ity. Ny nampiavaka azy dia ny ravaka sainam-pirenena sy ny ramatahora nataon’ny miaramila miisa 4 kamiao sy 4X4 iray izay nisaodisaody teny an-kianja, nahitana izany ihany koa tetsy amin’ny kianjan’ny 13 mey ary ny fahatongavan’ny mpanao gazety vahiny nandrakitra an-tsary ny lanonana. Matahotra mafy ny FAT ka tsy manaiky ny hivoahan’ny mpomba ny ankolafy telo any ivelany kianja.
Raha mijery amin’ny maso tsy miangatra tokoa dia hita fa mirona aty amin’ny ankolafy telo ny fon’ny olona :
Voalohany, diniho fa ny ankamaroan’ny trano eto an-drenivohitra dia tsy manangan-tsaina mihitsy. Fomba iray hanehoan’ny olona ny heviny izany, misy ihany ireo matahotra ny asany ka voatery manangana noho ny ramatahora atao aminy, toy ny mpivarotra amoron’ny arabe, ireo mitana andraikitra isan-karazany.
Faharoa, tamin’ny hetsika nataon’ny FAT androany dia toa nalaindaina be izany ny olona, tena tsy nisy nanaraka mihitsy ilay « carnaval » e! Hitan’ny havany teo ! Na ny « foza orana » aza tsy tonga nijery, hany hery dia nitsoaka mangingiana.
Fahatelo, matoa enjehina sy ampitahorina ny ankolafy telo dia misy dikany ao. To teny eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny ankolafy telo ka tsy azo odian-tsy hita.
Farany, andanian’ny FAT vola tsy toko tsy forohana ny fetin’ny 26 Jona hambaboana ny sehatra iraisam-pirenena fa efa zakany ny vahoaka.
Dia ho hitantsika eo indray ny tohiny, ny vola samy manana fa ny saina ampiasana azy no tsy mitovy e ! Vola azo amin’ny makarakara koa hono mivoaka amin’ny kilodoka e!

novalian'i terrywui ny 21/06/2010 09:14
2. xxwx
(
20/06/2010 23:21)
Maro @ ireto FAT ireto ary izzo no tsy mahita torimaso sambatra intsony fa manenjika azy foana ny eritreriny feno ràn'olona tsy manatsiny iray tanindrazana aminy
Mody fenoina fety etsy sy eroa fa tsy mandaintra hakana ny fon'ny gasy intsony izany izao , ny azy fety adala fankalazana ny famoretana sy fanagadrana olona tsy mitovy fiherena aminy no ankalazainy fa fahafahana ,indrisy fa miverina 0000 ny 50 taona koa izy no hanaiky adalaina ???

3. terrywui
(
21/06/2010 09:14)
Falykely a --- vitsy an'isa kely letsy ny Mpanohitra fa aza mirediredy sy manely tsaho eto toi a !!! tadidinlah angaha le afera Mozole iny ? zara raha nisy oul nanaraka ny mpanohitra fa ry pastera minakavy no nameno ny dabilio tao anaty camp n'nny miaramila tao !
-ny Pokna nipitsa taty ambany daholo tsisy nanaraka ny mpanohitra ! ny an'ny pokna kou ane tsy de le hiwawawawouwouwouw loatra no tedaviny fa le mamono omby sy le fizarana vola alefan'i dada matetika ireny no mody isishandry lerony e !fa raha hoe hamono tena hiaraka amin'ireo Mpanohitra zany! -tonga de miainga -miala pitsika daholo ny kofy !....