io ary lé lazaiko anao baba aaa
1. falimanana
(
15/06/2010 15:30)
Depiote Manoela : Efa mangotraka ny any Toliary. Feno tanora manao fehiloha mena Ny tanàna, ary vonona ny handringana ny FAT ry zareo. Nitsoaka avokoa ny fianakavian’i camille vital, niakatra ao Antananarivo koa ny mpiasan’ny fitsarana rehetra fa matahotra.
Nilaza ireo tanora ireo fa tsy hikitika ny Merina sy Malagasy, fa ny fianakavian’i vital ihany no ho asian’izy ireo ary ireo vahiny vazaha sy FAT sasantsasany.
Mitety ny Maso Ivoho vahiny rehetra i jean marc satanier maso ivoho frantsay mandresy lahatra azy ireo mba hamonjy ny 26 jona. Mampitandrina ny KARANA SY FRANTSAY fa ho avy ny O.I.F (Opération Indo-Pakistannais et Français) raha miadaladala eo ireo.
Depiote Camille Mektoub : Manakarama mponina sahirana ny FAT sy KARANA mba hanangatsaina any @ fokontany. Tsy misy manangatsaina ny vahoaka. 0,1%n’ny Malagasy no manao izany @ izao fotoana izao.
Aoka ny rehetra tsy ho voarebirebin’ny volan’ny karana. Tsy nivoaka ihany koa ny vola 100.000 $ avy @ Mafia sinoa satria ‘’caution’’ ilay izy, ka tsy nety namoaka vola ny banky tany ivelany. Samy Mafia moa na ny fitondran-jiolahy tarihin’i tgv na ny orinasa Wisco.
Mbola mampianatra ny vahoaka mba hanao fitondran-tena mendrika hatrany ny tenany.
Mpitandrina R. Edouard : tsy maintsy vita @ 19 jona ny na tian’ny fitondran-jiolahy tarihin’I tgv sy frantsa na tsy tiany.
Hanao fety be manerana ny Nosy @ izany fahafatesan’ny FAT izany.
HIhetsika ny any Mahajanga @ alakamisy 17 jona izao, hihetsika I Antsohihy sy Ambilobe ny zoma 18 jona, hihetsika I Antsiranana ny asabotsy 19 jona izao, I Toamasina dia efa hihetsika koa, Antsirabe efa ao anatiny @ izao, ary Fianarantsoa koa hihetsika ny alakamisy izao. I Toliary efa tena mafana be.
Ny fahatahoran’ny FAT an’io hetsika goavana io no antony hisamboran’ireo FATin-jiolahy ireo ny vahoaka @ izao.
Miantso ny vahoaka ho tonga maro, sy hifampilaza ny mpitari-tolona. HO avo 20 heny noho ny hetsika teny @ FIGN no hiseho @ 19 jona satria hanao diabe ny vahoaka.
Ny hevitro: Ilaina ny fanaovana serasera matanjaka. Tsy manana haino amanjery isika, ka TRACTS no tokony aparitaka marobe, satria be no tsy mahalala ny fanentanana nefa te handray anjara. Aparitaka any @ faritra manodidina toa an’Itaosy, Alasora, Mahitsy, Ambohimangakely, Ambohimanambola, Ambohimanga, Talatan’Ivolon’ondry, Lazaina sns sns rehetra. Fenoina TRACTS ihany koa ny fokontany 192 eto Antananarivo.
Rehefa nandinika aho dia toa izao no hitranga (efa fantatry ny FAT izany fa tsy olana): Rehefa vita ny dinika Prétoria II any Maurice Port Louis @ zoma 18 jona izao, dia hiaraka hiditra eto Madagasikara ny GIC+SADC+UA hanatitra ny Filoha isany Ravalomanana Marc sy Ratsiraka Didier. HIsy TAFIKA TSARA HOFANA (tsy olana na ho lazain’ny FATinjiolahy fa mercenaire ireo) avy @ SADC hiaro azy ireo.
HIsy hetsika manerana ny Nosy ka tsy ho fantatry ny FATinjiolahy ny hidiran’ny fiaramanidina hitondra azy ireo, ary dia hiaraka hitsena azy ireo ny vahoaka eto Antananarivo.
Efa mifanentana izahay @ izao fotoana izao. Efa mahare ny Havana amantsakaiza, ary isika rehetra koa aoka samy hilaza @ olona rehetra ka ho avy ao @ Magro Behoririka ny 16-17-18 jona izao.

novalian'i Noue ny 16/06/2010 13:21
3. terrywui
(
15/06/2010 16:37)
rapika xxxw =xxx3 =bekiraro ,zigzag a ! ho averinako eto ve kozin'i danielle rehetra ? ataovy eo iany ary!!!!!
5. pikatti
(
15/06/2010 19:26)
Rehefa nandinika aho dia toa izao no hitranga (efa fantatry ny FAT izany fa tsy olana): Rehefa vita ny dinika Prétoria II any Maurice Port Louis @ zoma 18 jona izao, dia hiaraka hiditra eto Madagasikara ny GIC+SADC+UA hanatitra ny Filoha isany Ravalomanana Marc sy Ratsiraka Didier. HIsy TAFIKA TSARA HOFANA (tsy olana na ho lazain’ny FATinjiolahy fa mercenaire ireo) avy @ SADC hiaro azy ireo.
Mety zavatra azo tanterahina tokoa izany
Mimenomenona hotran'ny sonoa very entana leisy elah rawix klé
6. Noue
(
15/06/2010 19:59)
falimanana, avy aiza io vao2 io aloha eee ??? sao mantsy mampananena ny tsy misy eo kooo, ny source no tiako lazaina aa
misaotra aloha @ vaovao eee
misaotra aloha @ vaovao eee
7. falimanana
(
15/06/2010 21:38)
avy am mpitarika !!!
ary avy ao am FOIBEN"n'y Mouvances 4!!
za tsy mandefa tsaho eto zany ka!!mahazo miantso tel toliary enao ry Nou fa marina io!

8. diloo
(
15/06/2010 23:51)
Tandremo hoy i Fetison ny rumeurs fa tsy ny movansa Gasikara mihintsy no hitady gidra.Fa ny réconciliation pacifique ihany no tanjona.
9. terrywui
(
16/06/2010 09:18)
falimanana, avy aiza io vao2 io aloha eee ??? sao mantsy mampananena ny tsy misy eo kooo, ny source no tiako lazaina aa
misaotra aloha @ vaovao eee
Merci noue
ndry iany zao ry noue no mba nanontany hoe avy aiza no loharanon'io vaovao fopla nalefan'i falykelyveta io ? satria zavatra noforomporoninedala vao teo io vaovao nedala io!!! mitagataga be mivanivany be ary lery namorona an'io ko!! de anotanio anie le faly kely oe alefaso eto ny lien nisy sy nakana an'io raha mipoitra eo tsony io 3andro e hin hin hin hin hin
rapika---milaza amlah farany ah an !....tonga de vita elah fa ataovy iany anie e !...tsy tehalala ah fa lamaba mihahy elah !! kozy zay !!!...
10. Mirananirina
(
16/06/2010 10:13)
Aleo hihetsika izay hihetsika fa mijaly loatra ny vahoaka,ampahafirin'ny fihetsika eran-tany moa.
11. pikatti
(
16/06/2010 11:34)
Elah hoa aza be menomenona eo sao hiharan'ny tsy mety eto ; io ihany no nataon'elah à zama mbola tsy fay ihany ve elha e, efa niteny aho zay !!!
rapika---milaza amlah farany ah an !....tonga de vita elah fa ataovy iany anie e !...tsy tehalala ah fa lamaba mihahy elah !! kozy zay !!!..
12. pikatti

13. Noue
(
16/06/2010 13:21)
falimanana
hay tena marina ilay vaovao nolazainao aa ! efa nahazo porofo oe tena marina ilay izy dia efa nisy natao fil infos fa misaotra eee