Ezaka hivoahana amin'ny krizy: Entin'i Joachim Chissano
1. diloo
(
14/06/2010 22:44)
Exit la transition consensuelle, bonjour à la transition neutre
TTOM 14-06-2010| Écrit par R.C.
Une Transition consensuelle et … neutre. Telle sera la nouvelle trouvaille des négociateurs africains et européens à soumettre aux mouvances malgaches. Elle se trouvera dans les bagages de Joachim Chissano, attendu à Antananarivo dans les touts prochains jours pour ne pas dire vers la fin de cette semaine.
novalian'i diloo ny 15/06/2010 12:43
2. hery
(
14/06/2010 22:59)
Ahoana indra hozy Rajoelina amin'io? Farany angamba i leiry hanaiky ihany hoe tsy manin fa aza antsoina hoe Prezidà aho.
T@ Maputo anie i leiry efa hoe atao Prezidà fa misy co-prèzidà fotsiny e... dia tsy nanaiky ny akamany. Angamba rehefa tsy atao prezida intsony vao hanaiky
T@ Maputo anie i leiry efa hoe atao Prezidà fa misy co-prèzidà fotsiny e... dia tsy nanaiky ny akamany. Angamba rehefa tsy atao prezida intsony vao hanaiky
3. diloo
(
14/06/2010 23:17)
Ssss, ny an'i lery ve! Boloky mpivadi-dela: Aza atao président zaho, fa ataovy président, dia appelez-moi président sans m'appelez président, c'est ma signature mais je doute de ma signature, j'aime tuer mes rivaux et les religieux, faire souffrir mon peuple, censurer les médias et les journalistes, affamer les enfants et les ainés: voila ma démocratie qui n'est pas la démocratie mais une démocrazy.
Asa inona ndray no hitsefotra eo?
Asa inona ndray no hitsefotra eo?
5. pikanety
(
14/06/2010 23:34)
dia hisy indray izany pretoria je sais pas combien ,dia ny omaly tsy miova.Lalaovin'i rajoelina ny firenena e
6. Mirananirina
(
15/06/2010 09:11)
Lalaoviny satria mieritreritra izy fa azy irery ny fanjakana..tsy misy vahoaka.Io aloha dia ahitan'ny anganony mihitsy rehefa miala eo
7. toovs
(
15/06/2010 09:34)
be wawawa daholo fa tsy misy saina. ny fanerena ny hat hanomana malaky fifidianana présidentiel no tokony hatao fa tsy ny fanompana mpanao pôlitika.
8. diloo
(
15/06/2010 11:09)
be wawawa daholo fa tsy misy saina. ny fanerena ny hat hanomana malaky fifidianana présidentiel no tokony hatao fa tsy ny fanompana mpanao pôlitika.
Lasa niova ps ndray rawix terry izay toovolahy tahaka an-drainy ihany.[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol2.gif[/IMG]
Kobo faona anie Toi e!
9. terrywui
(
15/06/2010 11:54)
dilooo ---lasa gaigy otran'i pikatti koa elah? kou raha tsy pikatti koa hanao ps eraky ny feuille iray manotolo klee..tsy tadidy tsony ze mot de passe n'ny sasany de ny rindrina ny anlery no fenoina !!...bekiraro eee zigzag ee xxx3 ,rangorivao69 ,bekintana ,danielle ,....feno e feno ny tanana feno ps !!!!
10. toovs
(
15/06/2010 12:01)
hahaha
kay ve ianao io ry terrywui no heverin'i diloo fa izaho e. mampihomehy koa izany. mandehana ry diloo manontany any amin'ny administrateur de asaivo jereny hoe olona iray ihany ve i toovs sy terrywui sa tsia.

11. terrywui
(
15/06/2010 12:03)
aza mivaky loha amin'izany i tooovs fa resaky ny bandy tsy nahalafo brokatera tany Montreuil ny anileio e! itan'i toovs ve le broka be eo a Bagnolet isaky ny sabotsy sy alahady ? mafana fo amireny ra diloo kely io !
ity no mbola izy hatramzao e franco-malagache
ity no mbola izy hatramzao e franco-malagache
12. diloo
(
15/06/2010 12:15)
dilooo ---lasa gaigy otran'i pikatti koa elah? kou raha tsy pikatti koa hanao ps eraky ny feuille iray manotolo klee..tsy tadidy tsony ze mot de passe n'ny sasany de ny rindrina ny anlery no fenoina !!...bekiraro eee zigzag ee xxx3 ,rangorivao69 ,bekintana ,danielle ,....feno e feno ny tanana feno ps !!!!
be wawawa daholo fa tsy misy saina.
Ity kosa anie ry Toi dia expression fanaovan'i Toi. Any ka sirika be ny signature an'Toi. Tonga dia kobo ny ADN Toi. Eny na dia efa tsy mampiasa ny Hon!Hin Hon! firy intsony Toi.
Somary manararaotra kely an'i Toi aho eto fa nahita fiovana be nataon'i Toi ao ambany ao, ary ity averiko ity, ataoko citation. Aza manahy fa kozy mahafinratra ilay izy:
diloo - 14/06/2010 23:17
Citation
nenlah sy diloo madagate fopla kely no mba vaovao !!.
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/3d-surpris-non.gif[/IMG] Ay tsapan'i Toi ihany fa fopla ny madagetotra e!
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/o_stupid.gif[/IMG]oooooay! Tena niova Toi izany kle.
Ahenako kely ny daozin-jivako @'i Toi, fa nisy ezaka tonga saina Toi etsy ambony.[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/c074.gif[/IMG]
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/0015.gif[/IMG]
13. diloo
(
15/06/2010 12:20)
Aoka leitsy ra-terry toovs firankao-gasy e.
Mazava fa pro-FransAfrika nareo e.[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol.gif[/IMG]
Mazava fa pro-FransAfrika nareo e.[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol.gif[/IMG]
14. terrywui
(
15/06/2010 12:25)
salut diloo = ny akama !!!
nahalafo entana ve elah tao Montreuil tam sabotsy ? toa noravan'ny prà tao hono laisany le !!...
ny lazaiko anareo mpisera sy hiononan'ny fonareo tsara dia izao : - tsy misy fanjakana miala eo alohan'ny 2011 zany eo !! izany hoe any amin'ny heritaona otrizao isika vao miresaka fialana zany fa ny mivouvou manao chien salon ndray azonareo hatao !!! MAZAVA VE ?

15. toovs
(
15/06/2010 12:32)
aoka angamba ry diloo mba tsy hisy fanerena ahy sy terrywui ho lasa olona iray fa tsy de mety loatra. tsy voatery ho olona iray ange no tsy mitovy hevitra aminao e, mety hisy olona roa na telo fa aza dia manao sain'adala hoatra an'izao. efa nohazavaiko fa tsy olona iray izahay kanefa dia mbola midongizina amin'izay ihany. miova amin'izay fa tsy mampandroso izany.
16. diloo
(
15/06/2010 12:35)
Aoka leitsy rawix moramora ihany amin'ny belea fa manjary mihoika eo Toi. kosy e![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Langue/mini-tire-langue-539.gif[/IMG]
17. diloo
(
15/06/2010 12:43)
aoka angamba ry diloo mba tsy hisy fanerena ahy sy terrywui ho lasa olona iray
I ra-terry somary caméléon miova ps stratejika saingy sirika foana, ka mety induit en erreur izany ny tary e.
Dia ho dinihina manokana izany i TOOVS miondrika eo anatrehan'ny vozongo[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/0033.gif[/IMG]