Ity ary misy fanontaniana iray !...tapitra eto ny lalanareo ry MPANOHITRA

1. terrywui ( 11/06/2010 13:46)
--Raha tsy nanao ratsy teto amin'ny Tanindrazany ary i Dada ka tena nihevi-tena fa nadio ,tsy namono olona , tsy nangala-bolam-panjakana ,tsy nampijaly ny pokna Malagasy!!! de izao ary no fanotaniana ::

--- maninona ary izy no tsary sahy mody fa manjetoka any ivelany any fona ! nefa olo-marina ....tokony harovan'ny UI zany?


rafaly ..aiza le valiny o
novalian'i bekiraro ny 12/06/2010 13:03
2. swann ( 11/06/2010 13:50)

--Raha tsy nanao ratsy teto amin'ny Tanindrazany ary i Dada ka tena nihevi-tena fa nadio ,tsy namono olona , tsy nangala-bolam-panjakana ,tsy nampijaly ny pokna Malagasy!!! de izao ary no fanotaniana ::


tena nataony izany ireo zavatra ireo matoa izy tsy sahy mody ,maninoa tokoa ary raha tena olo-marina tsy nanao ratsy izy no tsy mody e asa re
3. ouioui ( 11/06/2010 14:25)
Raha tsy paiso ve no oul ry terrywui a!!! misy dikany ny tsy handehanany any , azonao, tsara fa tsy misy lalàna ny fanjakana Baroa, manao izany tiany atao izay tiany gadraina ,izay tiany hangalarina
4. terrywui ( 11/06/2010 14:39)
salut bainnn a ...elaela an ..
5. ouioui ( 11/06/2010 14:42)
Tsy tantiko intsony fa tena nosombain'ni Rajoelina ny TANINDRAZAKO e, tena leo tgv sy ny forongony mihitsy aho leisss a
6. terrywui ( 11/06/2010 17:30)
afaka ve ny alahelonlah tamiko e, EFA NATAOKO NIHINANA RAPIKA FA AOKA IZAY E
7. fijo ( 11/06/2010 20:42)
rawiwi an,raha misy dahalo miditra ny tranon'ialahy,inona no ataon'ialahy????hanokatra varavarana sy hampandroso azy ireo ve???
toa izay koa no mahazo an dravalo.efa ita dahalo be no eo izao,de hody ve???
8. AndriambyII ( 11/06/2010 23:41)

fijo:

rawiwi an,raha misy dahalo miditra ny tranon'ialahy,inona no ataon'ialahy????hanokatra varavarana sy hampandroso azy ireo ve???
toa izay koa no mahazo an dravalo.efa ita dahalo be no eo izao,de hody ve???

Avôkan-dra wuiks angamba ny famas sy ny drone ary ny spectrometatra !!
9. saosibe ( 12/06/2010 07:42)
aoka izay fa lasa vedety be aho ry zalahy an
vive rajoelina e
10. bazylou ( 12/06/2010 08:00)

Be menomenona tsy misy apoka fotsiny ireto. Tgv aza tsy resy.

Mpilaiso I le8 em........
11. bekiraro ( 12/06/2010 13:03)
Sarimbavy ve tsy hiala ho azy, !!!!Kamboty daholo TGV a TGV !!! Aiza eeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3086