MAZAVA NY RESAKA FA AOKA IZAY NY WAWAWAn'ny TIM ETO E
1. terrywui
(
11/06/2010 10:11)
very tanteraka nareo ry zanpoly fa efa nivoaka izao ny sonde, analyse sy ny jugement ataon'ny firenena rehetra fa rehefa natao ny stat dia nazava be otran'ny lamba miahy fa "TSY TAFIDITRA AO ANATIN'NY FILOHAM-PIRENENA VOAFIDIM-BAHOAKA I DADA" tompoko !!....
arotsay ary ny ranomaso ! mahereza e
arotsay ary ny ranomaso ! mahereza e
novalian'i AndriambyII ny 12/06/2010 00:06
5. terrywui
(
11/06/2010 10:44)
zay ndray ny an'i hery !!! vao mba miteny ny oul de tsaho !!...vorondolo foana zahay refa miteny fa nareo voromanga !!! ....maninona zao raha tadiavina ny news namoaka anizay na anotaniana anah fa tsy tonga de oe: tsaho be manadala zany !!
-fa tena marina zany hery kah!.. refa tsy tianareo ary le diniko de le hira io henoina e !!
-fa tena marina zany hery kah!.. refa tsy tianareo ary le diniko de le hira io henoina e !!
6. falimanana
(
11/06/2010 11:22)
mamenatr'olona wa ry wiwiwi !!!mba ampiasao ny POROFO sy ny SAINA wa fa ambany B !!kozy éé!!!!!!aza d manao vavan'ny mpitaty rà-kena lotra fa tsy lasa!!
mba omeo porofo zahay alohan'ny hamoahanao hevitra eto fa tsy ANGANON-DAHY antitra foana no aroso !
mba omeo porofo zahay alohan'ny hamoahanao hevitra eto fa tsy ANGANON-DAHY antitra foana no aroso !
8. pikatti
(
11/06/2010 12:14)
....maninona zao raha tadiavina ny news namoaka anizay na anotaniana anah fa tsy tonga de oe: tsaho be manadala zany !!
Ka ny nenlah angano angano arira arira ,zavatra tsy misy hifandraisany
9. Djhamhal
(
11/06/2010 12:25)
tena reveko miitsy reto bandy reto an !! asio hirahira fôna ry zalahy fa sady mihaino hira no mamaly an'lisany za â! zany an !!dé ataovy milailay hatrany lé hira é!
10. terrywui
(
11/06/2010 13:26)
Ny HIRA HENOINA ary raha tsy revenlah le diniko e!! tsy ity an'i rapika ty a!(ratsy be io) fa iry ambony iry no milay !.....
11. swann
(
11/06/2010 13:53)
Ny marina aloha dia nanao folaitra be i dada tamin'io election io e tokony narahany ihany le 2e tours fa lasa resaka nihitatra taty aoriana le izy
12. ouioui
(
11/06/2010 14:27)
Ary tsy misy miditra @ lohanao mihitsy anie ny resaka efa nalefa teto teo aloha ireny izany e, mila vanoniny indray leaka ty fa niala tsy hirotsaka i Rajoujou
14. ouioui
(
11/06/2010 14:44)
Raha tena manana fitiavan-tanindrazana ve i Rajoujou tsy nampiseho ny heriny fa tsy izao nilavo lefona izao, mbola tsy migadona ny tantara , iny fa mitsoaka ny anao vavy hihihihi
15. AndriambyII
(
12/06/2010 00:06)
Efa laka vita izany fa alefaso ary ny toko vaovao hahitantsika azy !!Izay mahery voanjo manta izay osa tanalahy ôôô !!
