invite donera

1. bobimarolahy ( 11/06/2010 06:18)
Nahazao fanasana hanatrika ny ceremonie d'ouverture ny coupe du monde avy @ Zuma I Ravalomanana @ maha namany azy dia tokony mba ahazo avy @ Sarkozy koa I Andry @ maha filohan'ny tetezamita voafidin'ny vahoaka frantsay azy. Lol

novalian'i ouioui ny 11/06/2010 14:31
2. Djhamhal ( 11/06/2010 07:54)
salut an !! za kou leity nahazo fanasana fa eo ampovoan'izy roalahy hono ny seza misy ahy dia aleoko mijanona mijery télé ihany fa tery be lé eo akaikin'dry lerony â! fa ny iray hono hivingitra matôsy sy disque bedebe hampirevena ny pokona ary ny iray ndray hono hivatsy yaourt bobaka be ho régime an'zay avy nitsinjaka â! ha!ha !hha!hah!ah!hahahhahhahhahha!!!!
3. Mirananirina ( 11/06/2010 08:16)
hihihi...tara enao Djhamhal fa efa lasako ny place n'i tgv!!Za zao efa aty Afrique du Sud mdr!Ary tsy miraty match mihitsy na 1 aza.zany hoe eo akaiky Ra8 ...hihihi
4. Djhamhal ( 11/06/2010 08:48)
Mirananirina:
hihihi...tara enao Djhamhal fa efa lasako ny place n'i tgv!!Za zao efa aty Afrique du Sud mdr!Ary tsy miraty match mihitsy na 1 aza.zany hoe eo akaiky Ra8 ...hihihi

dé aiza ny toeran'i Lalao ??? hi hi hi !!sô miady eo an!
ny vaovao farany : izy roa vavy Lalao sy Mialy voaantso hanatevindaharana ny pôm pôm gyrl @ match n'ny afrik du sud sy france !hi hi hi hi !!!!!!!!
5. antimpanahy ( 11/06/2010 08:51)
De midika inona hono izany mahafalifaly be an'ireto ato zany e??.....

zay zany ve de mampisahotakotaka anareo leee...

--tsisy filazana hoe nahazo "fitondrana" koa na hoe hiverina amin'i dada minakam's ny "fitondrana "efa natsipiny ho an'ny hafa !....


--ireto de mikifalifaly foana otran'ny adala !!!!!!
6. pikatti ( 11/06/2010 12:30)

-ireto de mikifalifaly foana otran'ny adala !!!!!!

Tezitra ndray rawix fa mifany Mirana sy Djha klé, fety kosa ve bainn tsy hifaly ny pokna klé



izy roa vavy Lalao sy Mialy voaantso hanatevindaharana ny pôm pôm gyrl @ match n'ny afrik du sud sy france !hi hi hi hi !!!!!!!!

mahazo ny sipa zany
7. terrywui ( 11/06/2010 13:31)
fangah oa mikifalifaly foana otran adala eto de midika zay fa azonareo le Fitondrana ? sa iny efa nafoy ? hin hin hin hin ...de vita ny coupe du monde de aona ndray hiverina amin'ny asako taloha ndray ah zany hivarotra toaka gasy sy rongony !!!hon hon hon hon
8. ouioui ( 11/06/2010 14:31)

asako taloha ndray ah zany hivarotra toaka gasy sy rongony !!!hon hon hon hon

Miasà ao @ foza fa inona moa no olana


mahazo bisous ny sipa zany

Izay mihitsy , revena manja
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0526