hanafatra artiste vahiny

1. 3188 ( 10/06/2010 17:38)
tsy aleo ve zaraina @nay vahoaka lay vola 2.200.000 er e! izahay zao hatramin'izay nitondranareo FATY ireo tsy mbola nihinana izany hena izany. @ 26 juin zao mbola tsy na ho patsa na ho ravim'bomanga no atao laoka,mbola anangona 400 ariary kou ividianana vary 1 kapoka sao mba misy azo hindramana vola alouh nareo mpisera fa tena mafy e! hi hi hi hi


novalian'i rijadolly ny 11/06/2010 03:41
2. saosibe ( 10/06/2010 17:42)
ka ny dadany lisany ihany no mahatonga an'izao ,mialona @ fitondrana entin'i Andry rajoelina dia manao chabotage fotsiny,izany ve mba hoe mpivavaka.Avelo hiasa ny fitondrana ary en plus efa nilaza izy fa tsy hilatsaka dia mbola inona no problem ,
3. 3188 ( 10/06/2010 18:02)
raha nisy ny nialona dia i radoma e!inona no nahatonga azy anongam panjakana? sady tsis hidiran 'i dada mantsy izany e!dadanay aza mbola misaka foza ho atao tsaky @ fin d'annee
4. 3188 ( 10/06/2010 18:09)
raha any dago ianao rasaosibe no mipetraka dia mety mbola ho lafo hatramin'io ordianao io zay ianao vao ho tonga saina hoe
5. falimanana ( 10/06/2010 19:43)
SAOSIBĂ© ny JIOLAHY raha ny tena marina !!aza mba ratsy taiza iany ka LASA JIOLAHY ny taranaka :!!!
SAOSY B no asisika andoha na dia amidy atramin'ny reniny aza !!ndrisy aza DOMELIN'ny saosib iany !!!KAMO b tenda ka malaina ny HIASA ka tonga d HANMIKA TRANONOLONA IANY
6. rijadolly ( 11/06/2010 03:41)
saosibe:
ka ny dadany lisany ihany no mahatonga an'izao ,mialona @ fitondrana entin'i Andry rajoelina dia manao chabotage fotsiny,izany ve mba hoe mpivavaka.Avelo hiasa ny fitondrana ary en plus efa nilaza izy fa tsy hilatsaka dia mbola inona no problem ,
Taiza teto amin' tany demokrasia moa ry se no tsy nahitana mpanohitra? Dia tsy azo tenenina amin' tsy mety ataony ve izany HAT hoe ajanony io fa tsy mety? Dia lazaina ve izany fa oditr' akondro ny filazana ny Marina? Ny maha-mpivavaka raha tena mpivavaka se dia ny tsy fijerena ny olona efa hamoron- kady, izay atao amin' atsom- pitiavana mba hiombona sy hifamela raha misy izany. Iza tamin' ireo chefs mouvances efatra ireo no efa niantsoantso izany? Aza tsaraina izay tsy nanao fa entano izy hirotsaka mba ho tena mpivavaka marina.
Tsy any amin' hoe hirotsaka na tsy hirotsaka ny olana, mahazo mirotsaka ianao mba hatsapanao hoe firy % ny tia ahy, fa ny faharesen- dahatrao fa tsy tafavoaka ny Fanjakana Malagasy raha tsy misy fankatohavana avy any amin' Firenena mikambana. Efa ho 2 taona latsaka izay fa tsy lasa e! dia andramo amin' izay ny Fiarahana fa ho hitanao fa lany andro fotsiny ianao izay 1taona mahery izay. Mahereza ry se fa tsy hanakery anie ny sonia atao amin' fitondrana Tetezamita e! Indrindra hoe tetezamita tsy eken' bobaka izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0968