Aoka kely alou sao misy tsy mahafantatra! RAPPEL kely ...le investiture in-2 e !!
1. terrywui
(
10/06/2010 14:18)
Aleo alou hazava mialohan'ny nareo hitsontsona be fa nanao investiture in-2 anie i dada e!! satria nahoana ????--TSY LANY FILOHA VOAFIDIMBAHOAKA IZY tamin'ny 2001-2002 fa nanandratena taminkery tao Mahamasina tao fotsiny ny 5fev sy ny 10mai angah izy zay !!! -rehefa navoaka ny valimpifidianan'ny HAE manko dia tsy lany antsasa-manila idada fa tokony ho fidiana ndray mande 2em tours !! de nanao be mokony be aminzay nanakarama reservistes bobaka be hamono ny Malagasy sady hanao FILOHA FORCé !! ka sao mantsy de diso hevitra nareo ka hoe "filoha voafidimbahoaka idada" ee!!.....TSIA DIA TSIA TOMPOKO !!!....
novalian'i fijo ny 10/06/2010 21:20
2. terrywui
(
10/06/2010 14:26)
toa izay foana manko no hirahirainareo ato ka manao teny tsy mba tadidy ve sa mihevitra ny bandy ho tsy mahalala sa tsy nahita ka mintsontsona fotsiny amin'ny zavatra tsy hay !!!
---averina ndray : TSY FILOHA VOAFIDIM-BAHOAKA I dada

3. gassmilay
(
10/06/2010 14:27)
Tokony haverina ilay fitsipika tsy afaka mandefa dinika raha tsy afaka ora iray satrai zavatra tsy misy dikany daholo no mipoipoitra dia lasa tsy misy vanony ny loha hevitra , ny eo aza tsy lalinina na voadinika akory dia manao tarik'alika fotsiny sisa
4. terrywui
(
10/06/2010 14:32)
petsa ve elah de manao hors sujet e! alefaso ndray le resak'alika oe FILOHA voafidimbahoaka i DADA elah mitsy manko no mpiteny an'izay tao ambany tao !! fay elah zay !!!!! TSY VOAFIDIMBAHOAKA ZANY I DADA E
6. terrywui
(
10/06/2010 14:37)
ka andron'ny demokrasia izao de mila miteny ny oul fa tsy ho tampenanao vava lava eto e !zay no nanovàna le dinika serasera !!!! nesorina ny xxx = demokrasia , mahazo manoratra hevitra = demokrasia !!
7. gassmilay
(
10/06/2010 14:46)
Izao no mahavoa anareo mitonona fa tgv , vao miresaka dia mandray antendrony , tsy hitanao ve ny soratra hoe mihaino anao aho fa tsy hoe tapenam-bava akory ianao ?
Iza no mpilaza foana hoe izay miteny dia pan pna pan, isika raha miresaka dia tsarovy izay nolazaina fa aza manao resaka mivadibadika be , ny tetezamita no milaza fa demokrasia no manampim-bava ny journalites sy ny mpitaky ny rariny , izany ve no ataonao hoe demokrasia TSIA angamba hoy aho, raha io fiheveranao io no entintsika sa ahoana

8. terrywui
(
10/06/2010 14:46)
HERY a!...misy hors sujet io dinika iray fahatelo io ka sao de tokony esorina IP na PS tt de sw io ??
10. hery
(
10/06/2010 15:06)
Aza maka lavitra be fa nisy fifidianana koa tamin'ny 2006 raha fohy fitadidy.
11. saosibe
(
10/06/2010 15:59)
le fifidianana t@ 2006 ry sefo hery an ,ireny zavatra ala bato be daholo,mody notapahana ny jiro tao @ coupole tonga dia vitan'i dada nefa i rolland ratsiraka efa nitarika teto antananarivo sy ny faritra hafa
12. diloo
(
10/06/2010 16:06)
Samy hafa baina ny élection presidentielle sy ny coup d'état an.
Jereo fotsiny i bush fils saika tsy lany raha tsy ny commission électorale na ny congrès raha tsy diso aho no nanao recomptage sy validation ny votes, dia nilamina. Fa tsy voatery i bush na ilay concurrent anao coup d'état façon HAT.
T@'ny fifidianana Ratsiraka sy Ra8, nisy blem de comptage osoka nezahan'i Ratsiraka natao dia iny nisy hetsika (sans violence, tsy nisy rà-mandrika) fa siting 7 mois (+légitimisation de la victoire de Ra8 à Mahamasina+retour à l'ordre constitutionel sous l'égide de l'OUA: Dakar 1 et 2,+accord de non agression entre les 2 parties,Ratsiraka a sa résidence à Paris,+ enfin reconnaissance de la victoire de Ra8 par la HCC.Sa victoire est reconnue finalement par la CI et la HCC= Ra8 est reconnu président élu par le peuple malagasy, malgré la tentative de son adversaire de manipuler le résultat pour un 2ème tour.
Or ny mikasika ny RajoHell sy ny foza, tsy nisy élection fa putsh: na basy na tafondro dia alaiko ny fitondrana. Izany hoe fantany fa tsy ahazo fitondrana mihainga avy @'ny élection présidentielle(tsy ampy taona, na ampy aza tsy misy hifidy azy), dia ny fomba feno lâcheté no tetika nampiasaina(basy, famonoana olona natao sorona, fampitahorana ny vahoaka, fanagadraina sy fanampenambava ny mapnao gazety(aiza ilay demokrasia nodradradraina teny @'ny place de 13 mai, fanapotehana orinasa, ny fananampanjakana TVM,RNM, trafic de bois de roses, affaires wisco, famarotana ny tranompanjakana @'ny karana ets...
Jereo aloha ny zava misy dans le présent, fa io no tena urgent no mamerina ny Ordre Constitutionnel sy ny fanaovana élection présidentielle: aoka ny vahoaka no hifidy fa tsy ny basy na tafondro. Une fois tanteraka ny ordre constitutionnel, dia tonga ny fanampiana.
Sinon hinana ny valala-ker isika.
Parlons du présent.Que se passe t-il exactement? Qui fait quoi?Pourquoi systématiqement tuer des innocents sans armes pour faire croire que la HAT avance dans le bon sens.Pourquoi sans qualité et pourquoi sanctionnés?
Bref, à partir de la réalité quotidienne, formulons des dinika sérieux.
Parlons de sortie de crises et non des états d'âmes sans lendemain.
Parlons par exemple de la HAT et de ses tueurs à gages qui ne se cachent méme plus.Alors ne venaient pas dire que cela n'a jamais existé.
Miala tsiny fa tsy namerina namaky ny soratro aho, koa misy vary latsaka.

13. diloo
(
10/06/2010 16:12)
somary diso aho fa ilay siting 7 mois, dia tamin'ny andron'ny Herivelona, fa miala tsiny.Nisy combats entre miaramila ratsiraka sy ny vahoaka(fanafihana ny ponts ohatra).Combats nisy fa kosa tsy nisy fitofirana olon-tsotra, na mpano gazety toa ny HAT ankehintriny.
14. terrywui
(
10/06/2010 19:59)
tena mitenten foana i diloo le ....tsisy ra mandriaka hono tsisy ady tam ratsiraka sy ravalo ireny !
omena chiffres kely angamba toi :
--Ambilomagodra(diego) = 475prs maty
--Brickaville = 65pers maty
--Pont Zafy Albert(majunga)52pers maty
--ankoatra ireo madinidinika tany fianaratsoa sy ny sisa
aza mivarotra saka be loha diloo a...

15. fijo
(
10/06/2010 21:20)
izy ra wiwi nahazo fankatoavana iraisam pirenena ,na hiteny inona ialahy na inona