A l’approche des échéances électorales unilatéralement fixées par la HAT
1. pikatti
(
09/06/2010 22:33)
Soloina PDS ekipan'ny HAT daholo ny maires hatahorana, Antsirabe, Toamasina,Ste Marie ,Nosy Be, Manakara sns.....
Tena sankalité marina ty mitomany RAD ty sannn a
http://www.midi-madagasikara.mg/
Tena sankalité marina ty mitomany RAD ty sannn a
http://www.midi-madagasikara.mg/
novalian'i fijo ny 10/06/2010 21:27
2. katrikatry
(
10/06/2010 00:07)
Ny an'ny HAT raha vao maresadresaka avy hatrany dia tapenana , indrindra maoa rehefa milaza fa misy krizy izay ao Madagasikara izao n iza anefa no tsy mahalala fa loza no misy ao @ izao fotoana , tsy misy manaiky io na handeha mbamin'ny lohany , na inona kidona na inona kihatra Malagasy mijoro tsy manaiky FATY
3. xxwx
(
10/06/2010 05:01)
Koa na hanao sarin-tsarimpifidiana anefa ry zareo HAT dia zavatra tsy valeurs e, ny vola fotsiny no laniana, misy vola tokoa angamba ,kizany hoe hanafatra an'i Michaël zany marina hono koo
4. tgvafond
(
10/06/2010 06:13)
235 millions d’euros aza tsy misy dikany fa manana an'io ry Vital hanaovany làlana RN 13 Ihosy -Tolagnaro.
Toraka bolao fotsiny no betsaka, aza matoritory Ramalagasy a,fampandriana andrisa no betsaka , tsy manaiky ho FATY
6. tgvafond
(
10/06/2010 06:18)
http://mydago.com/2010/06/video-soalala-hoy-zafilahy/
article avy ao @ namana MyDago mba tazamo kely fa mahasoa antsika
article avy ao @ namana MyDago mba tazamo kely fa mahasoa antsika
7. xxwx
(
10/06/2010 07:15)
Paik'ady efa lany daty zany manao Didy kofehy lehibe izany, na ho asiny izay tiany daholo azy ny distrika . hanao inona eo raha tsy fidim-bahoaka,porofo mitohaka an-tenda fotsiny ny nahazo an-dralavanify , nitetateta ho prezy tsy nisy niraharaha dia nanao forfait sisa dia mitomany RAD mijoro nefa mbola matory ihany fa mbola miandry izay resaka hivoaka ataon'ny iraka ONU ihany , izay nolazaiko hoe tsy vitan'izao petatoko BE fahatany izao akory ny raharaham-pirenena
8. terrywui
(
10/06/2010 09:28)
katrikatry ---
KA HANAO INONA ANEFA E !! HIADY AMAMBASY VE LETSY A! FA ALEO MIANDRY NY RARINY E ! VAO MIKOZY ELAH DE PAN ! PAN ! PAN ! EFA LEO MITENY TSINNN LE OUL DE NY PA NDRAY NO AMPIRESAHANY DE MIRESAKA
Ny an'ny HAT raha vao maresadresaka avy hatrany dia tapenana , indrindra maoa rehefa milaza fa misy krizy izay ao Madagasikara izao n iza anefa no tsy mahalala fa loza no misy ao @ izao fotoana , tsy misy manaiky io na handeha mbamin'ny lohany , na inona kidona na inona kihatra Malagasy mijoro tsy manaiky FATY
KA HANAO INONA ANEFA E !! HIADY AMAMBASY VE LETSY A! FA ALEO MIANDRY NY RARINY E ! VAO MIKOZY ELAH DE PAN ! PAN ! PAN ! EFA LEO MITENY TSINNN LE OUL DE NY PA NDRAY NO AMPIRESAHANY DE MIRESAKA
9. pikatti
(
10/06/2010 12:15)
Bekafara loatra elha bainn a, miandry anelah satrobory [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-maboule.gif.gif[/IMG]
10. wxxx
(
10/06/2010 12:29)
Après avoir tenu un cocktail d’adieu des plus timides la semaine dernière, quatre diplomates étrangers ont déserté le pays, entre autres, l’ambassadeur des Etats-Unis, Niels Marquardt dont la position n’est plus à commenter, mais aussi, Wolfgang Moser, Pierre Van Den Boogaerde, représentant du FMI et Bruno Maes de l’Unicef. Ce qui promet une grande vacance de places au tribune des diplomates le 26 juin prochain? hi hi hi
11. wxxx

12. pikatti
(
10/06/2010 13:04)
entre autres, l’ambassadeur des Etats-Unis, Niels Marquardt dont la position n’est plus à commenter, mais aussi, Wolfgang Moser, Pierre Van Den Boogaerde, représentant du FMI et Bruno Maes de l’Unicef
Turquie , Pakistan, Vatican ireo ve zany no hanamasina ao , hum matoa marina niala tao ry zalahy ireo dia ao raha , tsy miborosy soavaly be lohalika, lo an-toerana ao ihany le feu tgv tsisy mpandevina [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]
13. Mirananirina
(
10/06/2010 13:52)
"KA HANAO INONA ANEFA E !! HIADY AMAMBASY VE LETSY A! FA ALEO MIANDRY NY RARINY E ! VAO MIKOZY ELAH DE PAN ! PAN ! PAN ! EFA LEO MITENY TSINNN LE OUL DE NY PA NDRAY NO AMPIRESAHANY DE MIRESAKA "
Terrywui
Terrywui
14. terrywui
(
10/06/2010 13:58)
terrywui ....fotsiny no nataon'i mirana valiny eo io fa midika zavatra betsaka sy lalina be le izy an!!!...hon hin hon hin hon
15. Mirananirina
(
10/06/2010 14:06)
dry,ary nisy nosoratako teo fa aona koa ary zany,angamba tsy azo lazaina dia vovafa sahady fa
18. gassmilay
(
10/06/2010 14:23)
Tsy zakan'i terrywui intsony i Mirana nony injay nihatra ny fitsipika vaovao , raha ilay taloha izao io dia efa nompainy teo indray ianao ry Mirana , tsara ny fitsipika vaovao sady mampazoto ny misera @ izao ary hiverina matetitekika @ izay ny sasany mino aho
19. terrywui
(
10/06/2010 14:41)
zahay sy mirana ve ? tsy hifanao an'izany mandrakizay zahay letsy fa aza miteniteny foana a!! namako be io ry gassmilay a!! resaka fotsiny eto ka resaka !! ary politika de tsy mifampitsisy fa tsy lasa any amin'izany ny resaka ! gaiaka elah zay
20. gassmilay
(
10/06/2010 14:50)
Tsy vao maika ary ve izany tsara satria ny mpisera eto tsy hoe akory mpiady raha tsy mitovy hevitra , fa ny fombanay tsy mampideradera hoe izaho naman'izao sy izao , ny antsika resaka politika fa tsy fiandiana akory, ary ny tiako ho lazaina dia ny fihtsikareo manabatibaty sipa teto aloha teto no nahatonga nympisera nakany @ Facebook daholo , ka mino aho fa ny ezaka nataon'ny mpiandraikitra dia mendri-piderana
Na izao aza lasa mazoto midinika
Na izao aza lasa mazoto midinika