Mpitari-bato vilam-bava

1. zakilinina ( 07/06/2010 12:47)
Tao amin'ny tranonkala "gazetyavilavitra" no nahitana ny tenin'ny ben'ny tanàna t@ fametrahana ny vato fehizoron'ny fanarenana ny lapan'ny tanànan'Antananarivo toy izao :
"Nanentana moa ny Ben’ny tanana ny amin’ny tokony hiovan’ny teo-tsaina mba tsy ho faly manimba zavatra lava izao. Ka ho lany andro amin’ny fanarenana foana."
http://gazetyavylavitra.wordpress.com/2008/05/17/lapanny-tanana-vaovao-antananarivo/
8 volana tao aoriana anefa dia may ny télé sy ny radio sy trano maro ary olo-mahantra miisa 80, vokatry ny hetsika nataon'io ben'ny tanàna io ihany. Aiza ho aiza moa ny fitsarana an'iny heloka be vava iny tompoko azafady indrindra ?
Mbola tsy ny fanarenana aloha ankehitriny no mahalany ny andron'ny Malagasy fa ny fandaminana ny krizy.
novalian'i fijo ny 08/06/2010 20:54
2. Mirananirina ( 05/06/2010 15:01)
ny atsika mbola fanjakan'ny be vola ,ka na diso mamono olona aza ka manambola dia afaka madiodio,ny mampalahelo fotsiny dia ny advers indray manana ny marina no midoboka.
3. AndriambyII ( 05/06/2010 20:13)


ny atsika mbola fanjakan'ny be vola ,ka na diso mamono olona aza ka manambola dia afaka madiodio,ny mampalahelo fotsiny dia ny advers indray manana ny marina no midoboka.

Ngah hita !! efa vôkepoka ny fananana vao mody mtaraina oué vonjeo fa ritra !!Paik'ady tranainy !!
4. pikatti ( 07/06/2010 12:43)
Tsy mety ny rohy Razakilina a

Mbola tsy ny fanarenana aloha ankehitriny no mahalany ny andron'ny Malagasy fa ny fandaminana ny krizy.

Marina an'io , saingy mifameno koa fa raha tsy izany potika daholo ny teo raha hiandry ny tetezamita ho vita vao hanarina,
5. fijo ( 08/06/2010 20:54)
ka izy kosa izao efa tsy ben'ny tanana fa "raiamandreny "koooo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0694