sakafo na fomba mampahia haingana

1. rafangotsohana ( 03/06/2010 08:57)
Miarahaba antsika forumiste rehetra ato!
Mangataka torohevitra aminareo aho hoe "inona no ataoko mba hampahia ahy vetivety?" Dia misaotra anareo @ valiny!
novalian'i mousa ny 04/06/2011 12:59
2. Belle ( 03/06/2010 11:15)
o rafangotsohana a!

sakafo no mampatavy ka mbola sakafo ihany no tadiavinao!!! hampahia anao???

misy kankana amidy any Azia any (hitako tamin'ny fahita-lavitra io) ka asa raha hety aminao. manafara anankiray fa po tahak'izay ianao dia mahia. lol. ny sakafo amin'izay afaka hohaninao be dia be foana ihany, tsy ankivaky loha... ny adidy vita ny fahafinaretana azo! he he he
3. Noue ( 03/06/2010 13:30)
Misy dia misy ny sakafo mampahihy ee ! manao regime légumes à la vapeur no hanina tsy hasiana menaka na dobera ee ! tsisy sauce ko! andramo koa ny lasopy laisoa+tongolo+poireau .(tandremo fa miporitra lava avieo eee) sakafo ireo aaa !

sakafo no mampatavy ka mbola sakafo ihany no tadiavinao!!! hampahia anao???
4. niryna ( 06/06/2010 23:41)


o rafangotsohana a!

sakafo no mampatavy ka mbola sakafo ihany no tadiavinao!!! hampahia anao???

misy kankana amidy any Azia any (hitako tamin'ny fahita-lavitra io) ka asa raha hety aminao. manafara anankiray fa po tahak'izay ianao dia mahia. lol. ny sakafo amin'izay afaka hohaninao be dia be foana ihany, tsy ankivaky loha... ny adidy vita ny fahafinaretana azo! he he he
ngaha,ny olona voan'ny kankam-pisaka aza efa tsy fidiny koa asianao hanafatra kankana indray izy
ahoana tsara tokoa aloha ny fiteny e,kankana sa kakana fa tsy fantatro
5. rafangotsohana ( 07/06/2010 06:34)
: "Misy dia misy ny sakafo mampahihy ee ! manao regime légumes à la vapeur no hanina tsy hasiana menaka na dobera ee ! tsisy sauce ko! andramo koa ny lasopy laisoa+tongolo+poireau .(tandremo fa miporitra lava avieo eee) sakafo ireo aaa ! "

Misaotra betsaka ry noue a, saingy azonao atoro ahy ve ny fanovana @ lay légumes à la vapeur, fa zaho tsy dia maharaka firy? Ankoatran'izay dia inona ko no fangarony hafa @ le lasopy poireau sy laisoa sy tongolo lazainao? Merci d'avance!!

6. sakaizakely ( 11/06/2010 10:33)
tsy ny sakafo no mampahia fa ny fomba fandrahoana azy, raha diba menaka isaky ny mikaly ve tsy hivangongo eny ny jabora fa rehefa tsy misy tavy sy siramamy miditra de mihena ampitoerana ny tahiry
Andramo tsy asiana menaka sy siramamy mandritry ny 1 volana anie dia ho hitanao e
7. Miguele33 ( 22/06/2010 06:00)
Qu'est-ce que tu écris languagh en? Je ne peux rien comprendre!

[URL=http://s04.flagcounter.com/countries/3DIf][IMG]http://2.s04.flagcounter.com/count/3DIf/bg=FFFFFF/txt=FFFFFF/border=FFFFFF/columns=1/maxflags=1/viewers=0/labels=1/[/IMG][/URL]
8. peta83 ( 29/06/2010 11:19)
ataovy betsaka ny probleme d mahia veti2 ianao:tsotra, mora nefa tsy mandany vola.
9. vale ( 16/07/2010 22:31)
contraire aminah izany ry peta83, lol, zah rehefa be problèmes dia tsy manao afa-tsy minan-kanina no ataoko, dia adionko ny problèmes_ko, LOL

ny mampahia haingana hoe? efa saika voalazan'ny teo aloha teo, tsy mihinana menaka, zavatra sucrés indrindra indrindra , tonga dia mi-stocker sady mapahazo poids be vetivety kely mihintsy iny, taha barre chocolaté iray ny oaninao, mila dian-tongotra 1h vao voa-éliminer ny calories amin'iny, ny MAMY indrindra indrindra fadiana.
sakafo mampahia resaka méthodes indray dia ity:
- MARAINA: jus+laitage+ céréales, ny croissants etc alou TENAfadiana , tsy dia mapaninona ny mofo, pain carés , biscottes, pains grillés,etc..
- ny ANTOANDRO: mihinana ara-dalàna, mazava ho azy fa sakafo tsy gras io!, dessert de préférence fruits.
- ny HARIVA: soupe en grande quantité et SANS pain+ fruits
na salades en grandes quantitées et SANS pains + fruits.. eeeh OUI, raha maharaka an'ireo tena mihaina enao, ary vety2 kely, ireo amin'ny hariva ireo surtout raha voatandrinao tena hahazo résultats mahafapo ianao. satria ireo no nataoko, ary naha-very pods bedebe ahy mihintsy , ça fait 1an maintenant nanarahako ireo régimes ireo, et j'ai réussi à perdre + de 10kgs, en moyenne 1kg/mois, mety mahatratra 1kg500g na 2kgs raha tena mahatandrina fa izaho alou rehefa fety tsy mitandrina fa dia mihinana izay tiako rehetra, LOL, ary indray2 koa mba te hiala @ ilay fahazarana dia manao folie kely ka izay no tsy nampihaina firy ahy fa teo @ 1kg/mois teo fotsiny).

PS: raha te hanao collation maraina na antoandro dia fruits atao, na barre céréales ou bien yaourt maigre ny ahy alou sans sucres a!.. Bon courage!!
10. Belle ( 17/07/2010 19:49)
Miala tsiny rafangotsohana fa mba vazivazy ihany ny ahy io ambony io a!

Misy ampahany marina io lazain'i vale io satria zavatra maro no mahangeza olona fa tsy hanina fotsiny ihany, ka arakaraky ny tsirairay ilay izy. Ny olona sasany ohatra hono, na tsy mahery mihinan-kanina aza dia mihangeza ho azy noho ny "stress" mianjady aminy. Amin'izay fotoana izay dia ilay olana no tokony hofongorany, izany hoe mety tsy dia sakafo loatra no mahabe vata azy fa ilay adin-tsaina.

Amehezako azy dia tsy voatery hety amin'ny hafa ny mety amin'ny sasany. Ny toe-batanao sy ny fiainanao ihany no ijereo ny fampihenan-tena sahaza anao.

Dia mahitA soa izay mahasoa anao e!
Belle
11. fhmr ( 07/08/2010 06:22)
io toro-hevitr'i vale io tena tsara. Za koa very teo à 1.5kg à 2 kg par MOIS. @ voalohany enao mety kivy satria ohatrany ela b lé izy kanefa io no tena tsara. Ref feno 2 mois enao manao regime ohatran'io d hitanao tsara ny différence. Sady lasa motivé enao no lasa ataonao fomba fiaina lé izy d ts miverina ngeza tsony enao avy eo. Za koa tsy nahatsapa hoe frustré satria afk mihinana ny rht aho mitandrina @ quantité sy ny menaka. Ny tanjona dia mihinana leger @ hariva d avt 19h. Andramo d aza kivy. Lé mahia vetivety ry rafangotsohana dia ts tsara satria miverina daoul ny kg very avy eo, mety mihoatra aza. Mba hahavery 1kg anao dia mila mibrulé 9000 calories. D isan'andro fotsiny enao manena ny zvt hohaninao fa ts vita ao anaty 1 semaine zany manary 1kg izany fa manimba ny fahasalamanao.
12. Aynah ( 18/01/2011 10:10)
Misaotra ry zareo amy torohevitra fa za io koa mba te hampahia tena kely fa grave be le matady, nihinana nahay fa ny manary poids amzay sarotra! Za koa tena mitady ol masiaka be afaka hanapaka ny sakafoko fza tsy mahafehy vava fa raha vao miasa ny saiko dia hanina hanina hanina no ao andohako na dia tsy te hihinana akory aza
13. niryna ( 29/01/2011 04:52)

peta83:

ataovy betsaka ny probleme d mahia veti2 ianao:tsotra, mora nefa tsy mandany vola.
ahoana koa izany? ny olana amin'ny fiainana dia tonga ho azy fa anjaranao no mandritra ny tokony atao.Misy olona vokatry ny olana amin'ny fiainany dia sakafo no hohaniny ka
ny fanaovana exercices aloha no iray voalohany ary mampihena ny kibo fa eo daholo no lasa rehefa mitombo ny olona.Ny sakafo tsy be hendihendy sy menaka ary dobera.Mahazo mihandro sakafo ihany kosa anefa raha mampiasa huile d'olive .
Ilay mampangotraka legume indray dia misy vilana efa natokana izany fa raha tsy misy dia asio vy misy talatalana ao anaty vilany iray ka asio rano eo ambany ary atao eo ambony ny legumes. Tsy mandeha amin'ny mpivarotra rehefa noana fa manjaray manita-kibo
MIhinana tsikelikely fa tsy hoe rehefa noana dia mameno ny vilia.
Kendreo mba ho levona tsara ny sakafo vao matory ary ny fihinanana ireny zavatra endakendasina sy ny fakofako-tsakafo( sakafo tsy mahasalama fa feno sira mba tiany ho tsaroan'ny vava) dia kendreo tsy hitohaka ny vava .
MIhinana miadana dia vetivety dia voky ary ny sakafo eo ambilia tsy voatery ho taperina.
Ny fandehanana any amin'ny restaurant lava dia sady manimba ny vatana no mampitombo satria ao anatin'ny saintsika dia hoe efa nandaniam-bola io.
Raha azo atao dia aza mihinana vary na kely fotsiny ohanina dia ny legumes no atao betsaka
Aza misotro rano na jus eo am-pisakafoanana koa.

14. niryna ( 29/01/2011 05:01)

vale:

contraire aminah izany ry peta83, lol, zah rehefa be problèmes dia tsy manao afa-tsy minan-kanina no ataoko, dia adionko ny problèmes_ko, LOL
io izao dia efa misy iray mitovy ny teny izay voasoratro eo ambany eo.


ny mampahia haingana hoe? efa saika voalazan'ny teo aloha teo, tsy mihinana menaka, zavatra sucrés indrindra indrindra , tonga dia mi-stocker sady mapahazo poids be vetivety kely mihintsy iny, taha barre chocolaté iray ny oaninao, mila dian-tongotra 1h vao voa-éliminer ny calories amin'iny, ny MAMY indrindra indrindra fadiana.
sakafo mampahia resaka méthodes indray dia ity:
fa ny chocolat noir dia misy milaza fa tsara amin'ny vatantsika ,kely fotsiny no hohanina isan'andro toy ny the vert ihany koa ,indrindra ny chocolat aty amintsika

- MARAINA: jus+laitage+ céréales, ny croissants etc alou TENAfadiana , tsy dia mapaninona ny mofo, pain carés , biscottes, pains grillés,etc..
- ny ANTOANDRO: mihinana ara-dalàna, mazava ho azy fa sakafo tsy gras io!, dessert de préférence fruits.
- ny HARIVA: soupe en grande quantité et SANS pain+ fruits
na salades en grandes quantitées et SANS pains + fruits.. eeeh OUI, raha maharaka an'ireo tena mihaina enao, ary vety2 kely, ireo amin'ny hariva ireo surtout raha voatandrinao tena hahazo résultats mahafapo ianao. satria ireo no nataoko, ary naha-very pods bedebe ahy mihintsy , ça fait 1an maintenant nanarahako ireo régimes ireo, et j'ai réussi à perdre + de 10kgs, en moyenne 1kg/mois, mety mahatratra 1kg500g na 2kgs raha tena mahatandrina fa izaho alou rehefa fety tsy mitandrina fa dia mihinana izay tiako rehetra, LOL, ary indray2 koa mba te hiala @ ilay fahazarana dia manao folie kely ka izay no tsy nampihaina firy ahy fa teo @ 1kg/mois teo fotsiny).
ireo izany misy torohevitra hafa ihany koa
Tandremo fotsiny kosa tsy tonga dia mahia konka kely fa lasa antitra be hi,hi
Dia misy koa ireny olona ngeza taloha ireny dia mbola anaovany ihany ilay ankanjo tamin'izy lehibe(tena manaratsy bika fa tandremo,mba fara faharatsiny dia amboarina hifanaraka ny habean'ny tena @ izay ilay akanjo.
MIsaotra an'Atra koa aloha isika raha misy sakafo hohanina fa ny olona anie izao tena mijaly zara raha mahita harapaka e
15. mousa ( 04/06/2011 12:59)
ilay regime alou tena misy azo enarana mits fa za ko mitady aazo poid zan d iezaka @reo regim ireo ny tenako e; fa misy ilay iray nanoratra toizao ato
"..zavatra maro no mahangeza olona fa tsy hanina fotsiny ihany, ka arakaraky ny tsirairay ilay izy. Ny olona sasany ohatra hono, na tsy mahery mihinan-kanina aza dia mihangeza ho azy noho ny "stress" mianjady aminy. Amin'izay fotoana izay dia ilay olana no tokony hofongorany, izany hoe mety tsy dia sakafo loatra no mahabe vata azy fa ilay adin-tsaina....."
Izaho dia anisany ne bota nohn'ny stress fa tsy oe ny olana no fongorana fa io no mapabota; tsy izany ilay iz fa sakafo iany no mampangeza ny olona; ny olona b stress d meriminankann izan oe ra b stress enao d lasa any @sakafo no anariana dia analana ny stress d izay ilay mampangeza; ny diktera no nilaza izan tamiko d itako fa marna tko satri vao mis olana aho d mitad hann lo andiniana az...lol.... d izao aho voatery tsy maints manao regime fa lasa mengeza; dia mirary soa antsika reetra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.573