14jolay 2010

1. TEGEVE ( 02/06/2010 15:20)
Nahoana moa ny zanakao no tsy nantsoina raneny malala o, raha izao fombanao izao aloha dia tsy ho alefako any mihitsy ny miaramilako e, raha omenao ny tribune officielle kosa anefa izaho dia mety ho raikitra ihany ny aferantsika
Tsy misy intsony ilay sarina fo, azafady

novalian'i ouioui ny 03/06/2010 09:13
2. tontonsola ( 02/06/2010 18:02)
Ialahy indray ve no ampilafila hi hih hi
3. ouioui ( 03/06/2010 09:13)
Vadin'ialahy naninona no tsy nalefa tany? izay vao raha hatreo toi ,sady efa tsy mirevy anareo koa anie i Mialy e, naneneny aza no niditra @ bandikely tsy misaina , iza moa no nanampo fa hay dondrom-belona ty ianao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1366