NIHETSIKA TATO ANDROANY NY HADALAN'NY TGV .....

1. terrywui ( 31/05/2010 20:05)
LASA KAONDRANA TENY BEHORIRIKA TENY NY TGV ANDROANY TONTOLO ANDRO ...NANDALO HONO RAHERY DE NIJERY HOE ADALA LE TGV AVY EO DE NIJERY FOTSINY NY HADALANY FA TSY NITENY MIHITSY ..

--Izao anefa : adala ny TGV fa tsy laninlah na oviana na oviana ary tsy ho azonlaisany na oviana na oviana io Fitondrana io !! - na resaka basy na saina na politika na sandry na fahaizana dia vatolampy ampy handihizana tsara ny TGV ..basy misy tafondro misy FONJA koa misy hon hon hon hon hon hon
novalian'i bekiraro ny 03/06/2010 01:41
2. pikatti ( 31/05/2010 20:17)
Resaka tsisy dikanika sisa no alefan'ialahy , aleo vangiana ihany ilahy aloha @ izao fahoriana manjo anareo tgv izao ,,,,
3. terrywui ( 31/05/2010 20:20)
fahoriana inona , fahoriana taiza ? sao de mipika araka ny teninlah tokoa ary ty elah le ? ....
4. terrywui ( 31/05/2010 20:22)
ndao letsy mba hiaraka isika lahy amin'ny mercredi a! tsisy namana aho letsy fa misy oul mi-invité anah etsy 91 a!! amin'ny 19h le izy ! atsoy ah raha afaka elah !!...tsy mijanona ela any fa 1h30 eo fotsiny fa za tsy te ho any irery le !!...kozio raha afaka elah e!
5. pikatti ( 31/05/2010 20:38)
Misy inona leity any , ary iza leity le sipa nampiresaka anh iny lé, sao dia mba vadin'elah aloha fa sao manenina eo an, efa miteny aho izay ,
6. antimpanahy ( 31/05/2010 20:42)
Pikatti !

mba azonao atao ve anaka ny manao resaka matotra raha mba azo atao tompokolahy
tsy dia tiako loatra manko ny vazivazy sy ny fanambaniana ary batibaty fanaonao ahy fa mba atsaharo tompoko ary fifanajàna tsara no tiko ifampiresahatsika eto .


misaotra tompolahy
7. feticon ( 31/05/2010 20:57)
ialahy ry wiwi aza be vava fa raha combat no tadiavin'ialahy mazaka ny aty na president aza no lazain'ialahy fa akaman'ialahy fidifidio ihany le vava aty france isika fa tsy any dago ,ary na radomelina lazain'ialahy fa mafy be iny aza mbola azon'ny coup de pied dans son cul indray andro any e ,
8. antimpanahy ( 31/05/2010 21:01)
feticon --anaka !.tsy ny nofo no miady anaka fa ny saina sy ny politika ary ny hevitra ! noho izany anaka dia tsy afaka midaroka an'i tgv mihitsy ianao ,ary tsy manana alalana hanao izany satria nofo amandra ihany !

misaotra anao anaka malala
9. zoam ( 31/05/2010 21:10)
aiza ny rdv reven'ialahy ra wiwi fa ka karohiko ialahy soa heverin'ialahy fa noue sy ireo vehivavhy kely eto aza lesy za kle ,raha reven'ialahy afaka manao rdv isika ,izay foza lahy lahy ohatran'ialahy tsy ampy ateliko,mitondra bandy maro2 raha mafy
10. pikatti ( 31/05/2010 21:11)
Sirika be ialahy rawix

radomelina lazain'ialahy fa mafy be iny aza mbola azon'ny coup de pied dans son cul indray andro any e ,


11. antimpanahy ( 31/05/2010 21:18)

aiza ny rdv reven'ialahy ra wiwi fa ka karohiko ialahy soa heverin'ialahy fa noue sy ireo vehivavhy kely eto aza lesy za kle ,raha reven'ialahy afaka manao rdv isika ,izay foza lahy lahy ohatran'ialahy tsy ampy ateliko,mitondra bandy maro2 raha mafy


anaka nivadika ve ny lohanao sa inona ty nahazo anao fa toa tsy hevitra tsony no miady ny anao zany anaka? angaha mety izany anaka , voararan'ny lalàna ianao ary tsy mety izany fa samy malagasy isika rehetra anaka ary voahodidin'ny ranomasina ka tsy azo atao izany anaka ! aoka hifandray tanana ianao anaka ,


misaotra anao tompolahy
12. antimpanahy ( 31/05/2010 21:28)
rehefa tsy zaka intsony lay setroka anaka dia matoria ianao fa tsy mety amitsika Malagasy ny hifamoaka PA aty antany lavitra aty ,hevitra ihany no vahaolana fa rehefa tsy mety intsony koa anaka lay adihevitra dia afaka miditra amin'ny etape 2 hianareo ,ka na zanaka miaramila na olo-tsotra na zanaka inona hianao dia afaka mandray anjara daholo koa ,kanefa tsy eto intsony angamba izay .


misaotra tompoko !


13. bekiraro ( 31/05/2010 22:52)
zany ny anao raha hitady ahy , raha mafy ialahy ento ny psnao terrywui fa aza manao ady kanosa e, ary tsy izahay mpisera ato no rahonanao isakin'ny mihetsika lava izao akory, simbanao daholo ny dinika atsangan'olona , ompanao koa ny sasany , ka aza be moraly ary raha tsy mahazaka fa avelao ny olona samy hamoaka ny heviny
14. antimpanahy ( 31/05/2010 23:01)
MANAOVA RESAK OLONDEHIBE ARY FA
zakanay tsara zay miseho ,efa mivonona amin'izany hatry ny ela izahay ! efa hitanay daholo na daroka na gadra na fandrahonana.... ka raha hiresaka de tsy eto mihitsy !! aleo hivoaka any ivelany atao ny resaka!!...ataovy matotra!! fifanarahana matotra sy mipetraka tsara atao !
15. bekiraro ( 31/05/2010 23:03)
ho hitako eo raha mbola mandrava dinika eto ialahy dia ho potehiko iny tavan'ialahy iny
16. antimpanahy ( 31/05/2010 23:08)
resak'alika hoa ny anlah anaka ! ataovy resaka matotra tsara raha hanova resaka hafa ! ary tsy eto amin seraseran'oul eto anaka fa any ambadika ! afaka miresaka tsara ,resak'alika voatingina
17. bekiraro ( 31/05/2010 23:10)

ialahy ry wiwi aza be vava fa raha combat no tadiavin'ialahy mazaka ny aty na president aza no lazain'ialahy fa akaman'ialahy fidifidio ihany le vava aty france isika fa tsy any dago

tsy sahy i wiwi raha hikomba lasa antimpanahy
18. antimpanahy ( 31/05/2010 23:12)
resaka hafa raha hikombaka zany ry ambany saina a! tsy eto zany no tanisainlah raha asiana anizany ,tsy eto am seraseran'oul eto mihitsy .
19. bekiraro ( 31/05/2010 23:13)
miwiwiwiw sisa le vandany ty, misehoa ilahay raha mafy be , heverin'elahy fa tsy hitako angaha ny tranonareo sao , moramora ty vava
20. antimpanahy ( 31/05/2010 23:20)
tandremo ny vava ,zay fotsiny !!!!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1194