tena resaka serieux ho an'ny MPANOHITRA ity ...!!
1. terrywui
(
29/05/2010 22:58)
hono hoa ry reto ....!! inona ndray moa zao no mba fanantenanareo zao ? satria le FIGN nahabe vava be anareo teto teo alou teo reny ity jereo ty niafarany fa nitsefotra ? --tena fanotaniana matotra ny ahy io an!!..fa tsy hoe akory hoe mandatsa anareo ah na hoe manatsafa anareo !...mba te hanotany fotsiny ah hoe inona ndray mou zao no antenainareo tsony ? --sa sao de mba misy miaramila aman'arivony tampoka tsy hay tsy hay tonga tampoka avy any ananonanonn avy any ve de zay no andrasanareo (?) sa hoe inona ? sa ny FJKM manao fivoriana lava io sao mba ahitana chance ve ? sady le vahoaka hoa ry reto toa nivadika tsisy nanaraka ny hetsiky ny Mpanohitra tsony daholo a! ??? fa naninona tokoa ary e? vitsy anie sisa zany mihogahoga kely eny zany refa mba manao famoriambahoka votavotany eny ry zalah e! ---
novalian'i bekiraro ny 31/05/2010 23:04
2. rijadolly
(
30/05/2010 03:41)
Tena resaka serieux koa ty an! Miandry an' se sy ireo équipen' se ho tonga saina koa zahay mba hanaiky fa tsy mandeha anie izao tetezana izao fa tokony hiaraka miampita amin' Samoela dia tsy lanin' voay e! Reraka ny vahoaka sa ahoana hoy i se? Aza mandeha irery intsony e!Samy mahita ny vokany tsika izao, Andramo fa mbola tsy nanandra akory anie isika e! ny nandeha irery no efa natao.
3. terrywui
(
30/05/2010 21:19)
F'angah mou ramose teo mbola tena nisy Fanjakana tena niasa fa famp)andehanandraharaha tsotsotra fotsiny no nisy teto M/car fa ny fanakanana anareo Mpanohitra tsy hiotra ny vala no tena nandany andro teo !...... fa refa marina tsora eo anie io Fitondrana io raha tsy itan'i daddy fa hisy fiakaran'ny harinkarena faobe tsy mampino eto M/car e.....rah tsisy an'io hoditr'akondro sy fitoriana lava ary fikonetahana ataonareo amin'ny UI sy UA sy ny sisa io ve tsy efa mba niakatra avo folo heny ny harikarena ?...tsy efa nahazo 12,5% any ho any farafahakeliny ny harikarena faobe !!!!.......mba mipetraha anie nareo de manajà tena ndray refa tsy nety ny natao de aleo mba hanao ny Fanjakana ahitanareo azy ee!!.....fa tonga de mirifatra be io Lamasinina io hin hon hin hon hin hon hin !!!....
----------efa itako eto fa ho avy hanopanopabe eo ndray zao rapika sy batista
----------efa itako eto fa ho avy hanopanopabe eo ndray zao rapika sy batista
4. bekiraro
(
31/05/2010 23:04)
rah tsisy an'io hoditr'akondro sy fitoriana lava ary fikonetahana ataonareo amin'ny UI sy UA sy ny sisa io ve tsy efa mba niakatra avo folo heny ny harikarena ?...tsy efa nahazo 12,5% any ho any farafahakeliny ny harikarena faobe !!!!..
