TSY MISY MOUVANCE RAJOELINA INTSONY HOY IZY.
1. rijadolly
(
29/05/2010 03:36)
Mazava be ny fika ny tsy handehana any Pretoria II, moa koa amin' izay tsy misy azo anaovana convocation amin' anaran' io MV efa MATY NAMONO TENA io. Ny tsy fantany anefa dia hatsoina amin' anarany manokana izy dia tsy misy fialana bala intsony hoe: andraso hiera ny any amin' tanana aho fa ataoko ihany aloha ty sonia ty.
novalian'i terrywui ny 31/05/2010 10:32
2. tsimendrika
(
29/05/2010 08:03)
Ny olona tsirairay dia tsy maintsy voa amin'ny heviny ihany. Raha tsara ny heviny dia tsara ihany koa no ho fiantraikany eo amin'ny fiainany. Raha sanatria ratsy kosa ny heviny dia hivaly aminy hatrany izany.
Tsy aleo ve manao ny hevitra tsara hatrany, na dia atao hoe hoatran'ny mahafatiantoka ilay izy. Kanefa milaza aminareo aho fa NY TSARA SY NY MARINA TSY MBA MATY.
Mirary Fety mamy ho an'i NENY REHETRA E.
ILAY TSY MENDRIKA

3. pikatti
(
29/05/2010 11:33)
Mazava be ny fika ny tsy handehana any Pretoria II, moa koa amin' izay tsy misy azo anaovana convocation amin' anaran' io MV efa MATY NAMONO TENA io.
Efa tapi-talan-kaleha , lany fika dia foronina daholo izao rehetra izao, tonga hatraiza moa lery @ io di-doha lava ity e, soa fa nisy ohatra mba hisorohan'ny taranaka fara aman-dimby
Lasa vovoka izany aloha ny fanantenan'ireo olona nantsoin'ny TGV fa vahoakany, dia norainy fotsiny izao izany ilay fanapahan-kevitra fa ny mpomba azy ary dia tsy norarahiany akory , tssss, mampalahelo raha toe-tsaina toy izany no mbola ilazana fa filohan'nyMalagasy rehetra hono izy
4. terrywui
(
31/05/2010 10:32)
Mazava be ny fika ny tsy handehana any Pretoria II, moa koa amin' izay tsy misy azo anaovana convocation amin' anaran' io MV efa MATY NAMONO TENA io. Ny tsy fantany anefa dia hatsoina amin' anarany manokana izy dia tsy misy fialana bala intsony hoe: andraso hiera ny any amin' tanana aho fa ataoko ihany aloha ty sonia ty.
HO ANTSOINA ATAO INONA MOA IZY NEFA IZY ARY EFA TSY HILATSAKA FA HANAO RAD N'NY MALAGASY SY TSY MILA SEZA SEZA ZANY