salut rahery ! misy kozy kely !

1. terrywui ( 28/05/2010 20:46)
otran'ny tsy pratika tsara oa le famaliana anle dinka fa sao de tokony hazavaina kely za alou tena misangojy be e !ndraindray lasa roa le dinika lasa ! ndraindray mifangaro lasa ny dinikako sy le anla tompona dinika !
2. hery ( 28/05/2010 20:55)
Tsy tokony ka.

Misy espace famaliana azy fotsiny eo ambany eo dia tonga dia soratana.
3. terrywui ( 28/05/2010 21:06)
yééé itako le espace !!.....fa lasa miverina ao anaty espace ndray le dinikanle teo alou se hatreo!!!...sa de fafaina alou zany vao soratana ny an'ny tena ? de otran'ny tsary miavaka tsara any le izy azin'ny tsa miloko koa le anaran'oul de mahirana beniany le fanavahana azy !! otran tokony lokoina mena iany le anaran'oul
4. terrywui ( 28/05/2010 21:07)
yéé fafaina tokoa kay !!....fa inona tokoa no dikanle hoe "vangy " eo akaikinle valiny ?
5. hery ( 28/05/2010 21:09)
Vangy = http://rakibolana.org/rakibolana/teny/vangy
6. terrywui ( 28/05/2010 21:16)


Vangy = http://rakibolana.org/rakibolana/teny/vangy



marina izany ! mazava tsara ...misaotra anao ramose ...!!
7. terrywui ( 28/05/2010 21:37)
tena critique iray itako alou ty !....asio couleur isaky ny cages le izy hery a!...tena iray ngezabe izay ! de ny quote le ao anaty cage moa zany efa tsy mety tsony ? le hoe "voalaza teo"
8. terrywui ( 28/05/2010 21:40)
koboko amzay le "VANGY" ---hay vao mitsidika anle dinika iray enao na hamaly dinika na tsy hamaly defa voachiffres eo amin'ny vangy oe nandalo teo !! mazava iny .....
9. xxxw ( 29/05/2010 20:27)
Ataovy eo ihany ny adalan-drangahy fa ho fay @ izay ianao manomboka izao, tsisy azonao hanaovana vinany intsony ato i ary izany dia hamporisika anay rehetra hiverina hiditra serasera @ izay
Misaotra @ fanatsarana ny serasera hatrany sefo a
10. terrywui ( 29/05/2010 22:15)
xxx3 ====) aza diso hevitra ingahy fa angah raha TGV ny bandy de tsy maintsy hoe hanao hadalàna zay ? ny anareo zanak'i dada itony mantsy efa zatra ny manavakavak'oul ka refa oe TGV zay de malotoloto ,ambany tanana , oul maintimainty na andevo na tanindrana ....ary zay antony itako sy reko am'nareo zanak'i dada reo mitsy no antony tsy maharesy lahatra anah hiova velively satria tsisy zavatra tsara mba hitako mitsy aminareo ,ary raha ahazo fitondrana eo zany defa fantatra ny hataonareo fa de hiverina ndray ny andevo sy andriana (izay efa niverina tam andron'ny dada ny ankabeazany : ohatra : santa-bary (izay ny mpanjaka no nomena azy taloha )(tsy hoe ato amn forum iany akory fa ny teo amn Magro sy ny namany ) de tena hita be mitsy hoe refa maintimainty defa ailika hoe TGV zay !!....zay fona zay fona le toetsain'i dada hatramzay anisan'ny nanakipilizan'ny vahoaka azy zay de mbola tohizanareo hatramzao !! de tsy ahita rirany eo mitsy nareo fa ho reramaina hitolotolona eo fa ny oul efa tsy mila avakavaka ara-poko zany tsony !!!...mazaava amlah ve ry xxx3 zay ? ...ampy tsara anlah angamba zay valiteny zay !!!....tsisy ranquine an ??
11. mpandrindra ( 29/05/2010 23:49)
Tsy azoko ny rediredinao ramosé
12. terrywui ( 30/05/2010 21:29)
FA MPANDRINDRA IZA MOU INGAHY IO ,, HERY VE SA RAVATORANO FA TSISY MANANA SONIA FOPLA OTRANINGAHY IO RY ZAREO ....MDR
13. mpandrindra ( 31/05/2010 15:35)

xxx - 02/08/2009 13:12
Izaho de lehilahy 36ans
Bandy akama no anarako
somary menatra ihany ny tenako eto milaza fa mbola tsy nanao firaisana
ny tenako na t@ lahy io na vavy.
Izao anefa de tapak'evitra aho fa te hanao izany firaisana izany
fa @ vehivavy ihany fa ra mahazo expérience tsara dia @ lhl indray :-D

Ka mamporisika antsika namana rehetra mba hanoro hevitra ahy hoe
rehefa tonga @-lay fotoana eo anoloan'ny vavan'omby anaty bozaka
de inona no hataoko.

Misy nifiny zany hono ioooo?
De rehefa manao a�na no latsaka zany?ka sao alo de marary?

Ho an'izay vhv vonona hapianatra ahy na vonona ny hanome ny mofony ahy
hampita ny fahaizany @ko de ity aho fa miandry

Azafady raha izao vao namaly hafatrao ry terrywui, nasehoko anao fotsiny io xxx nataonao io , azonao @izay ve ny tiako hambara, à bon entendeur, salut!
14. terrywui ( 31/05/2010 20:13)
mitapy elah ! za lety tsy miditra afatsy ato amn politika a!.. ! ary za tsy pelaka otra'ny mpanohitra ato ka hanao xxx izany !!!!!!!...anotanio an'i hery manokana fa za tsy tia manao xxx hatramzay fa mijoro tena bandy mahasaky amin'ny hevitro !!!!...mazava amlah ve !!..miaramila ary zanaka miaramila ny aty ka tsy mila ze miafina xxx zany ssssshhhhhh....
15. pikatti ( 01/06/2010 07:06)
Houuuuuhayyyyyyyyyyy klé, be fanontaniana loatra ielah rawix a, de mbola tsisy mazava foana ve leity reny k^zy reny sa de mila voatsiahy fotsiny ato elah klé


16. terrywui ( 01/06/2010 20:15)
mba mampiresaka ny akamako hery letsy ah fa marenina elah a!.....
17. pikatti ( 02/06/2010 01:25)
ka ny fanontanian'elah rawix mampmé, maninona hono raha manoratra no atomboka @ Majuscule ? dia maninona hono ny faran'ny fehezanteny no asiana teboka .




18. terrywui ( 07/06/2010 16:31)
marenina elah bainn a...itanlah toko lety ho esorindrahery hono ny IP nlah rehetra le miteny ratsy ao ireo !! tena hampalaelo elah le ...de innnn no fika lety ?? mahamay elah le ..mifonà ee!:!...alefaso ho hitampoko eto ny fifonanlah de mety handefitra lery hin hon hin hon hin be teny ratsy kah !!....
19. mpandrindra ( 09/06/2010 11:56)
Anjaran'ny mpiandraikitra tsirairay avy no mahalala ny tokony hataony , anjaran'izy ireo no mahafantara an'iza sy iza no mpanompa
Misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5724