hypopo

1. fijo ( 28/05/2010 19:41)
nilaza ingahy "hypopo"fa tsy mila mankany pretoria intsony,satria la frantsa efa nilaza fa fifidianana haingana no mahamaika."
mazava be izany hoe iz ano mibaiko ao mada
novalian'i fijo ny 01/06/2010 19:59
2. rijadolly ( 28/05/2010 20:08)
Ny fifidianana izay olony ataony saribakoly io zao matoa izy maimaika ohatran'io, sans MV Ravalomanana indrindra indrindra, fa ireny mantsy zao no favori atahorana, moa koa anisany tsy manaiky ilay zavatra atao sonia izay hafenina @ Malagasy tanteraka io MV iray io, ohatran' tamin' 1960 ihany e!
3. pikatti ( 28/05/2010 20:15)

nilaza ingahy "hypopo"fa tsy mila mankany pretoria intsony,satria la frantsa efa nilaza fa fifidianana haingana no mahamaika."

Ireny ihany no to-teny @ FATY, aiza ary anefa zay nitenenany hoe tsy mila an'iza an'iza isika hibaiko antsika , diploMATY marina ty rangahy ty ka


Ny fifidianana izay olony ataony saribakoly io zao matoa izy maimaika ohatran'io, sans MV Ravalomanana indrindra indrindra,

Raha nanao izao karazan-tsinemà rehetra izao anie i Rajoelina dia mazava e, i Lafrantsa no tena sefom-poza sy mpalotsaina faran'ny tampony saingy efa mahery vaika izao ny endrika AfriqueFrance vaovao, ary ny aty @ faritra misy antsika dia ny sadec no manetsika azy ao
4. pikatti ( 28/05/2010 20:53)
5. pikatti ( 28/05/2010 20:55)

Mianatra mandefa sary leisy bainn a, tsisy aneleh "jereo aloha' fa de any no mahita azy e
6. terrywui ( 28/05/2010 20:57)



Mianatra mandefa sary leisy bainn a, tsisy aneleh "jereo aloha' fa de any no mahita azy e


--efa kobonlah ve le fandefasana vidaka nampianariko sa antsoina ndray elah bainn a!!..adiny dimy tsy niato ah anikeo nanazava anle izy tamlah hay tsy nisy niditra tam lohanlah le fanazavako azy !!!....de i Hery mbola mampatory an'i Aina io ndray no tabaiso amin hadontoanlah ao !....
7. hery ( 28/05/2010 21:14)
Ndraso fa lasa miadana be le izy
8. terrywui ( 28/05/2010 21:19)

o lty rapika a!...fa vidaka ve sa sarisary no tianalh alefa fa lasa mifindra hatraty amiko aty ny sarinlah leeeee....
9. AmiralHypopo ( 28/05/2010 21:22)

nilaza ingahy "hypopo"fa tsy mila mankany pretoria intsony,satria la frantsa efa nilaza fa fifidianana haingana no mahamaika."
mazava be izany hoe iz ano mibaiko ao mada

Taiza aho no mbola nilaza an'izany ? Nolazaiko fotsiny fa tsy mila gidro mainty be hotran'ny Afrikanina iska Malagasy fa tsy hoe akory tsy mila fotsy hoditra,misy tgv fopla mantsy ato aminareo ato , ary ny toe-tsainy dia mbola lomorona hotran'ireny ngena ireny ihany
10. Fall ( 29/05/2010 05:04)

"Taiza aho no mbola nilaza an'izany ? Nolazaiko fotsiny fa tsy mila gidro mainty be hotran'ny Afrikanina iska Malagasy fa tsy hoe akory tsy mila fotsy hoditra,misy tgv fopla mantsy ato aminareo ato , ary ny toe-tsainy dia mbola lomorona hotran'ireny ngena ireny ihany"

sao de le gidro lazainao no misaina koukou??????

11. tsimendrika ( 29/05/2010 08:00)

Ny tsy fankanesantsika na ny tsy fanasana antsika ho any Nice dia midika zavatra tsy dia tsara loatra izany.

Tsarovy r'zalahy fa ilaina foana ny fankatoavana iraisam-pirenena, na inona ambarantsika, na inona tenenintsika eo. Raha tsy eken'ny Firenena avy any ivelany ny rafitra apetratsika eo dia herimpo very maina ny ezaka atao.

Tsy aleo ve mitady hevitra hafa mba hisian'izay fankatoavana izay e.

Misaotra antsika rehetra.

ILAY TSY MENDRIKA.
12. pikatti ( 29/05/2010 11:45)
sao de le gidro lazainao no misaina koukou??????

lol
Tsy aleo ve mitady hevitra hafa mba hisian'izay fankatoavana izay e.

Ny fandinihana efa misy saingy ny Ett de fait tsy mety hiroso @ io fiarahana mijery vahaolana io, izay no mbol mahatonga azy manao izao karazan-tsinemà isan-karazany izao hatramin'ny hipotrahany irery @ tany angamba no tena tadiaviny, izao efa tapi-dalàna vao RAD e, vonjeo , tsy hoe ratsy akory izany miantso vonjy izany fa ilay miantso azy hanao dinika hikambanana lavina foana io no tena tsy mahamety ny toe-tsain'ilay mapnamarin-tena foana hoe izaho no prez

13. fijo ( 01/06/2010 19:59)
araka ny voalazan'ilay rangahy ao amin'ny zavatra asehon'i vatofototra,dia tsy mbol amety mahatsapa tena i frants afa tokony atsahatra ny fanjanahana amin'ny fomba rehetra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0072