MILAY , MILAY DAHOLO ZE NISEHO TAMIN'NY FIAINA-POLITIKAN'NY TGV...

1. terrywui ( 28/05/2010 17:16)
NA IO LE FAHAZAHOANA AN'ILAY 80% TAM ELECTION MAIRE INY = MILAY
NA IO LE FAHAZAHOANA NY LAPA REFA TSY TIAN'IDADA TSONY INY = MILAY
NA IO LE FAHATSANGANAN'NY GOVERNEMANTA SY MINISTRA VAOVAO ITY = MILAY
NA IO LE MANDAT D'ARRET INTERNATIONAL HO AN'I DADA IO = MILAY
NA IO LE FANAFAIZANA MAFY AN'IREO REBELLES(MENALAMBA) (FIGN) = MILAY
NA IO LE FAMPIDIRANA ASA 150.000 HO AN'NY TANORA = MILAY
NA IO LE FAHITAN'NY FANJAKANA LALAM-BOLA VAOVAO AM SINOA = MILAY


MILAY DAHOLO EE
MILAY NY FIAINANA POLITIKA HIROSOAN'NY TGV HATRAMINIZAO
TSY MISY MITSEFOTRA MITSY


NY ANTONY : RAHA TSY NOPOTEHIN-DRAVALOMANANA MARC NY FAMILLES RAJOELINA DE TSY TOY IZAO NO NAHAZO AZY ! TE HIVIDY NY LOHANY NEFA TSY NAHAFIKA MASONY


BYE BYE .. NAREO RY MPANOHITRA FANJAKANA O
novalian'i terrywiui ny 28/05/2010 21:51
2. pikatti ( 28/05/2010 19:23)
Dia nahoana izao ny loahateny iray no haverimberin'ialahy eto??? Manakatsakana an'i fanoloran'ny hafa dinika fotsiny , raha mandefa an'io ialahy izao dia tsy afaka tonga ny vaovao matotra avy @ vatofototra raha tsy miandry adiny iray indray ,
Raha te hampivoatra ny seraserantsika ialahy dia aza gafiana fa raha tsy izany kosa dia esoriko ny teniko :-D
3. terrywui ( 28/05/2010 20:44)


Dia nahoana izao ny loahateny iray no haverimberin'ialahy eto??? Manakatsakana an'i fanoloran'ny hafa dinika fotsiny , raha mandefa an'io ialahy izao dia tsy afaka tonga ny vaovao matotra avy @ vatofototra raha tsy miandry adiny iray indray ,
Raha te hampivoatra ny seraserantsika ialahy dia aza gafiana fa raha tsy izany kosa dia esoriko ny teniko :-D
mbola tsy arako tsara letsy le fika vaovao nataon'i hery io de mbola nisangojy ah no naha tonga azy roa fa tsy niniako a! nenlah kou tapa-kazo kely eny amn masonay no alana fa le vatakazo eo alohanlah tsy esorina !!..aona ho avy ve elah am alahady e! any am 95 oa misy fika milay !...za miantoka anlah raha manky "S" elah !!!valio ...
4. terrywui ( 28/05/2010 21:02)
aona tsara letsy bainn le fandefasana vidaka teo nisangojy be le anah a! elah to mba nahatafa !...hin hon hin hon hin ...hay aoka ihany lets a! hitako le izy :....hay ve tonga de lien http/: no alefa direct e! aoka iany letsy a! atoroko elah raha mbola miambakavaka hin hin hin hin hin
5. terrywiui ( 28/05/2010 21:51)

Dia nahoana izao ny loahateny iray no haverimberin'ialahy eto??? Manakatsakana an'i fanoloran'ny hafa dinika fotsiny

Azafady leisy a, lisany tony koa anie tsy mba mahalala izany hoe mihina-bary aza misy lataka ????, tsy fanahiniako leisy io rapika !!!...........
Tsy azoko intsony leisy ity paikan-dRahery ity e..... ????
__________ aiza indray izao no hafantarana ny valin-teny farany fa lasa matsatso daholo izay nandalovako, taloha anefa en gras daholo ny farany !!! ....
Aiza izao ny tena fandehany ao ry zalahy fa very aho a!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.15