tsy zakany intsony ny realité misy dia naleony nisitaka aloha,tsy tsaho io fa betsaka no nahita azy teny ivato ,efa miandry confirmation ny rehetra ,raha @ tany hafa dia efa nanao fanambarana ny president manoloana an'ireny zavatra nisy teto @ firenenana ireny,eny fa na dia ny maha chef supreme de l'armée azy ihany aza,indrisy fa lasa nitsoaka ny akolahy fataka,manao tari dositra dia miverina tampoka saingy ny tsapa dia tsy aharitra ela intsony ny ady .
fataka lesy ireny an ,raha vao misy ohaihay eo dia efa iny izy no lasa ,ary io fanjakana tsy misy vola io na inona ataon'ireo eo na inona ataon'ireo eo tsy ahazo reconnaissance izany izay midika fa tsy misy ny vola ,le fisaina foza dia mihevitra ny hafa ho vendrana sy donto mihitsy ,fanjakana tsy mahavita azy io dia mbola mitady hanao election dia hoe hanaiky ny communauté international,dia mihevitra ve lisany foza ireo fa tsy hiatra ny vageance ahazo lisany indray andro any ,saddam aza lesy mafy be vita matavy ihany