aza manahy minoa ahy fotsiny ihany

1. ValoRa ( 21/05/2010 12:13)
Tena mandreraka be fa tsisy hita lisany, ny mpiandry vavahady nipitsika d mibanaka ny varavaran d manararaotra eto ny fianakam\'s TGV :-D :-D :-D, lany ny vola noraisiko t@ ireo mpanambola americain sy mauricien takalon\'ny fampanantenako azy ireo fa rehefa miverina eo @ fitondrana zah d roahako daholo ny frantsay d manjaka ny amerlook sy ny mauricien ary ny zoulou,
Zao ndray d nanambara i Colonel Lylson De René fa tratra i i Lt-Colonel Raymond Andrianjafy, nazavainy fa nibaradaka ireo tratra fa ny paika d ny nakana an\'i Fort Duchesne d zah ho avy afaka 3 herinandro d ao zah no arovana :-D :-D :-D , zao nidina ny Radio Ny Fahamaizinana, tsy afaka mihetsika intsony ny Hetsikin\'ny Mpitondra Fahamaizinana...
Zao lazaiko anlisany mba efa notsapainlisany ve aloha ny herinlinsany raha tena hanao amiko linsany :-D :-D :-D io mitsaotsaoka io...
Zao miverena aingana eto @ serasera.org linsany fa raha tsy izany d faiziko an...
Ny vola be iny no nitoondra anlisany ho eny @ Mausolée ka aleo mifanaja an
PS: Aiza i kala mpametaka afisy, fa efa maina be izy zay ka mila petsain\'ny fianakam\'s TGV mba ho mandomando kely ndray, d tsy hokizintina indray :* :* :*
novalian'i locl ny 21/05/2010 18:22
2. vitalkamaoly ( 21/05/2010 13:09)
han han han :@ :@ pfff may vava ne lesy elah zany e. :@ :@ pfff raha mivadika eo ny rasa de elah no hisitri-belona voalohany han han hon hon :@ pff kof koff...
3. 3188 ( 21/05/2010 13:57)
tsy hivadika ny rasa ka.ny foza tsy maintsy ho masaka
4. ValoRa ( 21/05/2010 16:13)
vitalkamaoly:

han han han :@ :@ pfff may vava ne lesy elah zany e

izay less no maha ValoRa ana a :-D :-D :-D averiko fotsiny ny tenin\'i dada


5. bazylou ( 21/05/2010 16:43)
aza manahy fa ny kiho fotsiny raisina e :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. locl ( 21/05/2010 18:22)
Kihon'ny Bazyl aza efa lany ka inona no ho haniny eo,sao manantena fa ho vita mora, ny alika enjehina fa ny ondry mahalala mody Bazyl a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.049