Iny Vola be nao iny oooo

1. amlewii ( 21/05/2010 04:25)
Iny vola be nao iny oooo no nitondra-reo ho eny @ Mausolé :-D :-D :-D
Dadapasy Tiana sy Michael a!!! Tokony mba nokozinareo zahay hoe eny @ Mausolé ny fotoana d tonga masiaka teny izahay fa nareo MANDAINGA KANEFA PASITERA satria lazainareo fa any ampiangonana ny fotoana kanefa d kay Iny Mausolé iny le lalana, zao nareo vitsy anisa d resy ny Zanaka aman-jafy notarihan'i Raymond Andrianjafy!!! Ka hoy ny fianakam's hoe Iny vola be nao iny ooo no nitondra-dreo ho eny @ Mausolé hi hi hi hon hon hon.

PS: O leity ry Fijo a: Efa vita less ny takavody fanaon'i dada rehefa miteny an'i zokin'elah izy oe asio sonia ny fanondranana anreto bois précieux reto a!!!
novalian'i fijo ny 21/05/2010 19:35
2. terrywui ( 21/05/2010 10:46)
ranomaso tsy latsaka ny an'ny .org rehetra fa nitodian'ny hadalana fanaony !!
---ny tratra mangana ny hanina tsy azo ....!!
3. ravatorano ( 21/05/2010 11:05)
momba ilay vola be : ny maagaga ahy dia izao raha nanao fikomiana ry zareo tao amin'ny capsat d nahoraka fa nisy volabe tokoa nafafin-dRajoelina tao
izao indray manao fikomiana ny ampahany vitsikely notarihin i lt clolonel andrianjafy raymond d raikitra indray ny resak fa nomen dravalo vola be jkoa ry zalahy ireo.Ilay deux milliards mahery amin'io tsy ho hita voaka intsony !

mampalahelo raha izany tokoa n misy ah ! :x
4. terrywui ( 21/05/2010 11:15)
TSISY RES BOLA TENA MAZAVA ZANY RINGAHY ROA FA LE TORTSAINA HANOHITRA ZE FANJAKNA MIJORO M%IHITSY NO EFA RAIKI TAPISAKA AMIN MALAGASY A DINIHO TSARA ANIE E ZE FANJAKANA MIJORO EO DE ILANA ATSONJAY HARODANA FOANA
5. rijadolly ( 21/05/2010 18:07)
Nahatsiaro ny 01/08/1985 ( kung fu ) ny tena raha naheno ireny omaly 20/05/2010, izay miteny ny Marina sy manohitoina ny fanjakana dia ankombony ty vava, Tafiana, éliminena.
6. amlewii ( 21/05/2010 18:30)
rijadolly:

Nahatsiaro ny 01/08/1985 ( kung fu )


zah ary taminzany vo 11 ans, fa aza afngaro na d efa miverintsaina aza nareo, fa i Lt-Colonel Raymond Andrianjafy anie ny la veille efa ni s\'exhiber sy ni-provoquer ny miaramilam-panjakana é, satria nanantena i lery fa ho avy ny sasany ary nanantena koa ry lerony fa ho avy ny vahoaka, ndrisy anefa iny vola be anao iny tsy nitondra ny effet escompté :-D :-D :-D
7. amlewii ( 21/05/2010 18:30)
rijadolly:

Nahatsiaro ny 01/08/1985 ( kung fu )


zah ary taminzany vo 11 ans, fa aza afngaro na d efa miverintsaina aza nareo, fa i Lt-Colonel Raymond Andrianjafy anie ny la veille efa ni s\'exhiber sy ni-provoquer ny miaramilam-panjakana é, satria nanantena i lery fa ho avy ny sasany ary nanantena koa ry lerony fa ho avy ny vahoaka, ndrisy anefa iny vola be anao iny tsy nitondra ny effet escompté :-D :-D :-D
8. rijadolly ( 21/05/2010 19:30)
Marina ny tenin' se fa mbola zaza se tamin' ireny, nefa dia lazaiko an' se fa dia ohatr'ireny ny nahazo ny Kung Fu, Maro ny zanak' iarivo no tao, eny fa na dia ny zanaky ny mpitondra ambony aza, izay nahatsiaro ny tsy rariny nataon' fanjaka sy ny fiafenan' Frantsay tao ambadikany. nataon' Fanjakana izay hifanarahana fa tsy nanaiky na hiray tsikombakomba ratsy azy ny Kung Fu, sy ny fifikirany ny Marina izay nodradradradrainy mafy ho ren' vahoaka, valik' afatra, ta-ta-ta-ta mbaoooom! fiara mifono vy, angidina, flamme, basy marovava
Raha ilay vola aloa dia tsy fantatro izay nikepoka azy sy ny tsy nahazo, samy mandinika isika, fa ny ahy dia nisy io araka ny analyse- ko, izay ilay MARINA tsy zaka ve??????
amlewii:
fa aza afngaro na d efa miverintsaina aza nareo
Tsy miveri-tsaina aho fa mamerina ny sain' se hoe mitovy tsy misy valaka ilay izy satria misy firenena mahazo tombotsoa, ao ambadika, ary dia film efa nande foana fa tsy mety miverin- tsaina mihitsy ny tanora tsy mahalala tantara.
9. fijo ( 21/05/2010 19:35)
ka io wa ravato tsy "tafika" fa "miara mila"de miara misaosy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078