Aza avela hampiditra miaramila eto ny Frantsay

1. LazaDaddy ( 20/05/2010 11:58)
Ho anareo eny @ BANI,tandremo ianareo sao varimbariana ka tafiditra eto ny miaramila frantsay izay "mody lazainy fa hiaro sy hampody ny tera-taniny". Tandremo fatratra dia fatratra fa LOZA!!! Aza avela hiditra eto ireny sy ny fitaovam-piadiany.

Misaotra.
novalian'i fijo ny 20/05/2010 20:18
2. milamm ( 20/05/2010 12:01)
aza b safary eo les alias bazil fa aleohilamm de aleo hisesy a
3. papala ( 20/05/2010 12:16)
marina ny an'i Lazadaddy. io fa mirefotra ny ady an-trano. de hararaotin'ny FAT ny fampidirana ny miaramila frantsay hanao herim-pamoretana!!!!!! fa mba mailo ihany e!!!!!!!!!!!!!!!!
4. bazylou ( 20/05/2010 14:46)
Koa raha tsy ialahy maty noana letsy no hibaiko ny frantsay kle.loooool
Tgv aza tsy resin ialahy
5. pikatti ( 20/05/2010 15:20)
Manary akanjo l lazacandy klé :-D :-D ahoana leity ela mamadika palitao ty sakaa :roll: bazylou=lazapoza :-D :-D
6. fijo ( 20/05/2010 20:18)
ka efa tonga ao ivato ny tafika frantsay hoy sobika.haninona hono???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0434