ECOUTER Interview colonel Raymond Andrianjafy FIGN 19 mai10

1. vatofototra ( 19/05/2010 22:53)
ECOUTER Interview colonel Raymond Andrianjafy FIGN 19 mai 2010

- Le colonel Raymond Andrianjafy FIGN apporte des précisions sur la motivation de leurs actions.
- Les Forces d'intervention de la Gendarmerie Nationale -FIGN- défient le pouvoir de fait et appellent le Peuple malagasy à se joindre à eux pour sortir Madagascar de la crise actuelle


Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces

http://www.vatofototra.com
novalian'i pimaso ny 20/05/2010 09:12
2. vatokilonjy ( 19/05/2010 23:09)
ny an'i toi kosa vaovao efa nalefan'i to teo dia mbla alefan'i toi indray,merci quand meme aloha nampita vaovao e
3. vatokilonjy ( 19/05/2010 23:12)
miala tsiny vatofototra hay vao2 hafa io ,mankasitraka e
4. pikatti ( 19/05/2010 23:31)
Siora ry zalahy a, ataovy zay mty fa ho tonga ny fety
Miombona hatrany @ hetsika rehetra manohitra an'io DJ( Didy Jadona :wink:hoy Dioo) izahay e
5. diloo ( 19/05/2010 23:34)
Misaotra ny vaovao flashs Vatofototra an!
Mankasitraka e!

Ny manao ny tsy rariny indray no arovana, ary tsy ekenay. Ny Bianco efa nanome ny fanamarinana ny vola natokana entina ampiasaina ho an'ny Toby FIGN.
Aiza ary any amin'iza, na iza no manampahefana nanodikodina io vola 250000000ariary ireo?. Mila transparence, mila ny fahamarinana.
Ny miaramila kely faniraka foana no gadraina: tsy fidiny azy satria nahazo baiko.
Nahoana ireo mpanome baiko noho ny asa ratsiny no arovana? Tsy azo ekena izany ary miantso ny vahoaka izahay hanampy anay.

Raikitra e!
Vive la FIGN!
Vire TGV!
:-*
6. pikatti ( 19/05/2010 23:37)
Aleo hifaly kely miaraka @ Thiera Bruno koa isika e, revenay foana rehefa izay rehetra endrika manameloka an'io mpanongam-panjakana io e
VIRE TGV
VIVE FIGN, RSA
MITOHY NY TOLONA
7. diloo ( 19/05/2010 23:45)
ny an'i toi kosa vaovao efa nalefan'i to teo dia mbla alefan'i toi indray

An!An!
Ilay teo aloha, dia haino aman-jery, nisy ilay miaramila namaky ilay fanambarana.
F'ity faharoa ity kosa:
Interview(Radio) colonel Raymond Andrianjafy FIGN 19 mai 2010.
Ilay sary miverimberina misy ilay mpamaky, amin'ny lafin'ny technique, dia nataon'i Vatofototra Fond d'écran.
Izao no atao hoe vaovao flash, ary tena réactif be i Vatofototra, izay liana mizara ny vaovao amintsika, koa misaotra azy betsaka sy misaotra koa an'i Hery, izay malala-tsaina, manome azy alalana mandray anjara eto.
Vive la Démocratie!
Vive la FIGN!
Vire TGV!

:-* :-*
8. diloo ( 19/05/2010 23:48)
miala tsiny vatofototra hay vao2 hafa io

Heu, désolé! Ay efa nahitsin'i Toi ilay izy.Koa miala tsiny amin'ny Toi koa aho.
:-*
9. pimaso ( 20/05/2010 09:12)
quelle triste fin tgv?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0486