Miala tsiny fa Harvard tsy mandray bado

1. LazaDaddy ( 18/05/2010 08:18)
... na dia mitsiriritra handefa ny zanany hiditra sekoly aza ny francofollie. Ary henjana ny fidirana fa tsy vitan'ny hoe manambana basy eo am-bavahady dia tafiditra!

... na ny eny Ankatso aza ahiako mafy tsy hanaiky handray koa!

Raha izao no mitohy mety hiray kilasy ihany lekely sy i "etsy babeko" :-D :-D :-D
2. Noue ( 18/05/2010 08:33)
bady kely dj sans kalité ko ve dia ho tafiditra any eeee :-D :-D :-D :-D
3. AndriambyII ( 18/05/2010 18:01)
Mbola misy ny westpoint é !!
4. dadabe ( 19/05/2010 11:06)
sady tsy azoko no tsy arako .......azavao kely oe ry zalahy :roll:
5. vitalkamaoly ( 19/05/2010 11:30)
:@ :@ an an an efa nikozy lery fa tsy mila mibosy be zany kay de lasa prezida :@ :@ kof kof..mifoka an'itony fotsiny :@ :@ pfffff kof kof
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3542