ECOUTER RFI - Appels sur l'actualité de Madagascar - 17 mai

1. vatofototra ( 17/05/2010 16:38)
ECOUTER RFI - Appels sur l'actualité de Madagascar - 17 mai 2010


Juan Gomez de la RFI a invité des auditeurs pour débattre le cas de Madagascar : Andry Rajoelina renonce à la présidentielle

- A Madagascar, Andry Rajoelina renonce à se présenter à la prochaine élection présidentielle en estimant que les anciens présidents ne devraient pas également étre candidats.

- Cette décision permettra-t-elle de sortir de la crise ? Comment envisagez-vous la fin de la transition

Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces

http://www.vatofototra.com
novalian'i bekiraro ny 18/05/2010 08:54
2. Rajakoo ( 17/05/2010 18:35)
Efa nomena fotoana foana izay fa ataoko fa ampy , niarahana nahita fa tsy misy zavatra mandeha ny tena mampalahelo aza dia simba daholo izay zava- bita teo aloha
Ampy izay ny adalana!!!!
3. wxxx ( 18/05/2010 08:38)
Aiza mrina aloha ny gouvernemanta e hihihi, ataoko ao anatin'48h hoy rabitro mpanao tenim-behivavy hihihi
Tsy hilatsaka a tsy hilatsaka raharahanay inona !!!aferanao any izany , sady rangahy koa anie tsy ampy taona e

Koa maninona koa raha tsy tantaraina eto ny fiainanareo 8O 8O,
Andana manao DJ alou e any enao mety misy sansy
4. Rabl ( 18/05/2010 08:41)
Tsy mahavaha olana ny tsy firotsahan'i RAJOELINA, ary tsy irian'ny rehetra akory aza izany fa raha matoky ny heriny izy d tokony hilatsaka d ho hita eo hoe izan no safidim-bahoaka? saingy efa fantany izay vokatra izay d aleony mihataka miandry 5 taona. Tsy hoeken'ny Communaité internationale ny feuille de route atolotry ry zareo, de tsy maints hiandry an'i Madagascar hitolefika izany vao hanaiky, nefa ange tsy maintsy hanaiky e!
5. bekiraro ( 18/05/2010 08:54)
raha matoky ny heriny izy d tokony hilatsaka d ho hita eo hoe izan no safidim-bahoaka
marina izany e, sao mati-kenamaso hoe resin'ny Roindefo indray :wink: fa raha hifaninana @ le8 aloha dia aany @ kitrokeliny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0538